fiainana

1. petakorona ( 05/02/2006 14:30)
eo amin'ny fiainana hono dia misy ny olona mpanorina ary misy ny olona mpandrava efa.

Mampieritreritra ihany izany
2. pissoa ( 05/02/2006 14:44)
Dia misy sady mpanorina no mpandrava efa :roll:
3. valie ( 05/02/2006 15:18)
mazava ho azy fa zay no maha fiainana azy e!=D
4. fasaly ( 05/02/2006 15:59)
ka anjaranao no misafidy na hanao mpnorona na ho mpandrava e!:roll:
5. sonwin ( 05/02/2006 16:49)
dia misy mandrava mba hanorina
6. fasaly ( 05/02/2006 16:54)
dia nisy nanorina mbola hanorina.....:°)
7. Ralay ( 05/02/2006 17:02)
Tsy aleo ve manorina foana toy izay mandrava? sa aleo mandrava foana toy izay manorina? arakarak'izay ho ravana sy ahorina ihany io :-D:lol:
8. Herimiafina ( 05/02/2006 17:02)
petakorona:

eo amin'ny fiainana hono dia misy ny olona mpanorina ary misy ny olona mpandrava efa.

Mampieritreritra ihany izany


Mbola ampiako hoe, ny mpanorina ihany no mpandrava matetika, izay ilay dualité ao anatin'ny tsirairay, ary tsy votery hitovy ny zavatra haorinao sy ny ravanao, hehehehe:-D:-D
9. pissoa ( 05/02/2006 17:10)
Dia misy koa ny sady tsy manorina no tsy mandrava :roll:
10. fasaly ( 05/02/2006 17:12)
dia misy ny mafy orina fa mandrava mandrava mandrava fona!
11. fasaly ( 05/02/2006 17:12)
dia misy ny tsara orina tsy mety voarava!!!!:-w
12. Herimiafina ( 05/02/2006 17:14)
Raha tsy manorina anefa dia naman'ny efa mandrava ary raha tsy manadrava dia naman'ny efa manorina, hehehehe:-D:-D
13. Fiffi ( 05/02/2006 17:15)
pissoa: de inona fotsiny izany no hataony ? :-D:-D:-D
mety koa ny hoe aleo aloha ravana dia manorina vao2 fa arakin'izay fomban-javatra ho ravana sy ahorina aloha io an !
14. pissoa ( 05/02/2006 17:18)
Fiffi :-D:-D:-D Miaro ny naorina tsy ho rava retsy ah!
15. Herimiafina ( 05/02/2006 17:22)
ny miaro ny nahorina matetika dia efa manorina ihany koa satria ny fanorenana dia tsy ny fananganana ihany fa ny fiarovana amin,ny fandravana ihany koa, ohatra ny fanamboarandalana, construction sy entretien périodique, hehehehe:-D:-D
16. pissoa ( 05/02/2006 17:25)
:roll::-D:-D:-D
17. fasaly ( 05/02/2006 17:30)
hery: ka lay resahana eto tsy fanamboaranandalana tsinona ka kou! lay fitiavana voaorina tsy ho voarava tsony:°)
18. Herimiafina ( 05/02/2006 17:36)
Ka izay kah, ny fanorenana tena fanorenana tamin'ny voalohany aza tsy de misy dikany loatra fa ny fikojakojana no tena fanorenana mavesatra, hehehe:-D:-D
19. patrick2002 ( 05/02/2006 18:20)
tena efa professeur agregé @ fanorenana daholo kay ny ato tena tsy mahita holazaina indray izaho t@ ity kozy iray ity :o:o
20. fasaly ( 05/02/2006 18:38)
patrick: ny mpandrava nandrava ny efa nahorina dia tsy maintsy manorina....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7058