fiainana

21. Lejim ( 05/02/2006 19:04)
Raha olona mandrava izay naoriko dia tsy maintsy ho rava koa ny azy izay. Mitandrema fotsiny alohan'ny handrava ny an'olona. lol
22. fasaly ( 05/02/2006 19:18)
:wink:
23. Veloo ( 05/02/2006 22:31)
misy ny mpandrava dia manaiky izay ravany:wink:
24. diamondra27 ( 06/02/2006 05:45)
Tena misy mihitsy aloha le olona manana esprit de destruction e!Tsy manantsaina afa-tsy ny handrava foana, tsy mahatanty ny réussite ny hafa de mialona na mi-envier, de tous les moyens sont bons pour arriver à sa fin? Na de hisy faty olona aza de tsy mampaninona azy 'zany.

Ao indray ny manana esprit de construction(ceux qui bâtissent)= na inona na inona zava-miseho de manorina foana ny tanjona, na de lavo aza noho ny hetraketraky ny loza voajanahary, na ny tsy fitiavan'ny sasany de miatrika hatrany ary manamboatra ny simba na manorina zava-baovao.

25. fasaly ( 06/02/2006 05:48)
misy ny manorina maromaro dia raha rava ny iray dia manana orina mbola mijoro izy:wink:
26. rurik ( 06/02/2006 07:25)
ka tsimaintsy ravana, raha tsy misy ny pandrava dia vita atreo ny fihainana ,


:roll::roll:inona aloha le ravana dia inona no aorina eeeeee :?::?::?::?:
27. diamondra27 ( 06/02/2006 07:53)
rurik: momba ny fiainana en général no lazaina eto e!

anisan
'izany ny fitiavana, de 'zay angamba no mahatonga 'ty size 'ty ato.:wink:
28. lilbon ( 07/02/2006 10:43)
saliii!
mba omeo sopapa kely aloha we aiza no mba misy horavana amy zao e!:twisted::P
le bandy te handrava zany zao de ahoana !
eo am-panorenana ny fandravana za io zany !?:oops::):D=))=))=))
29. Veloo ( 07/02/2006 17:02)
30. fasaly ( 07/02/2006 17:15)
:roll:8O
31. fijo ( 08/02/2006 04:17)
aza masiaka lejim an,kilalao anie io e.
32. Veloo ( 08/02/2006 21:04)
33. diamondra27 ( 09/02/2006 06:51)
fijo: laozan'elah milalao njay ve leisy, mba ampianaro ao lejim fa toa tsy zatra, sao de=((=((=(( eo
34. mandrindra ( 09/02/2006 12:51)
inn indray zany lalaovin'i fijo izany, lalao tokana, sa jeu de société ?
35. zandrikely ( 10/02/2006 18:50)
ka zay no mahafiainana azy e , tsy misy mpandrava afaka hanorina zany , ary tsy lasa lavitra ireny mpandrava ireny ,sao mihevitra hoe mbola aorina @ hazo ka azo ravana fa mora fotsiny , fa efa misy fer sy beton anie zao e hahahahhah , ary ny mpanorina , manorina foa ary ho tafita satria manana saina matanjaka hanorina fona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.093