fiainana
1. petakorona
(
05/02/2006 14:30)
eo amin'ny fiainana hono dia misy ny olona mpanorina ary misy ny olona mpandrava efa.
Mampieritreritra ihany izany
Mampieritreritra ihany izany
répondu par zandrikely le 10/02/2006 18:50
7. Ralay
(
05/02/2006 17:02)
Tsy aleo ve manorina foana toy izay mandrava? sa aleo mandrava foana toy izay manorina? arakarak'izay ho ravana sy ahorina ihany io :-D:lol:
8. Herimiafina
(
05/02/2006 17:02)
petakorona:
eo amin'ny fiainana hono dia misy ny olona mpanorina ary misy ny olona mpandrava efa.
Mampieritreritra ihany izany
Mbola ampiako hoe, ny mpanorina ihany no mpandrava matetika, izay ilay dualité ao anatin'ny tsirairay, ary tsy votery hitovy ny zavatra haorinao sy ny ravanao, hehehehe:-D:-D
12. Herimiafina
(
05/02/2006 17:14)
Raha tsy manorina anefa dia naman'ny efa mandrava ary raha tsy manadrava dia naman'ny efa manorina, hehehehe:-D:-D
13. Fiffi
(
05/02/2006 17:15)
pissoa: de inona fotsiny izany no hataony ? :-D:-D:-D
mety koa ny hoe aleo aloha ravana dia manorina vao2 fa arakin'izay fomban-javatra ho ravana sy ahorina aloha io an !
mety koa ny hoe aleo aloha ravana dia manorina vao2 fa arakin'izay fomban-javatra ho ravana sy ahorina aloha io an !
15. Herimiafina
(
05/02/2006 17:22)
ny miaro ny nahorina matetika dia efa manorina ihany koa satria ny fanorenana dia tsy ny fananganana ihany fa ny fiarovana amin,ny fandravana ihany koa, ohatra ny fanamboarandalana, construction sy entretien périodique, hehehehe:-D:-D
17. fasaly
(
05/02/2006 17:30)
hery: ka lay resahana eto tsy fanamboaranandalana tsinona ka kou! lay fitiavana voaorina tsy ho voarava tsony:°)
18. Herimiafina
(
05/02/2006 17:36)
Ka izay kah, ny fanorenana tena fanorenana tamin'ny voalohany aza tsy de misy dikany loatra fa ny fikojakojana no tena fanorenana mavesatra, hehehe:-D:-D
19. patrick2002
(
05/02/2006 18:20)
tena efa professeur agregé @ fanorenana daholo kay ny ato tena tsy mahita holazaina indray izaho t@ ity kozy iray ity :o:o
20. fasaly
(
05/02/2006 18:38)
patrick: ny mpandrava nandrava ny efa nahorina dia tsy maintsy manorina....