Liste des messages

Liste des messages, inserés par zandrikely, par ordre de date
zandrikely ( 03/06/2008 15:26)
WALEX
mba saika anontany za hoe nisy olona nandefa mini bus ve tao am walex ho any mada ny juin teo de lasa ve le vam sa aona , nolazin i stephane manko hoe tsy nisy mini bus lasa mihint... suite
zandrikely ( 11/03/2007 11:53)
masaka be jaojoby
misaotra ny mpikarakara fa afapo ny tary t@ jaojoby , na dia tara kely aza ny fanombohana dia nilay ihany fa ela be vao niala zala , masaka e ,manakasitraka ... suite
répondu par Fiffi le 11/03/2007 21:55
zandrikely ( 04/03/2007 15:54)
bozylou fiaiananao jerena e , ovao ny toetsaina
aza mba miditra @ fiainan'ny olona ry bozylou a , na inona ataony na inona azy zany , nahazo voninanhitra ve enao @ zany sa inona , vola be , aleo tinondia ho any sa mi... suite
répondu par vahatra22 le 10/03/2007 08:19
zandrikely ( 12/02/2007 14:04)
JAOJOBY
andao hijery ilay roi salegy e , gasy ka manja , sady hiarahaba azy tsy maty fo aman'aina , tongava maro hanala azy , hafa ihany ny salegy , zay tsy miala @ salegy ... suite
répondu par zandrikely le 13/02/2007 09:05
zandrikely ( 03/09/2006 19:26)
hira namana
aty antany lavitra aho no mihira hoa an'ela ela ilay namako taloha aa ,,,,,,,,,,,,, tohizo hoe io zay mahay ... suite
répondu par Rojoukel le 13/09/2006 18:08
zandrikely ( 09/06/2006 19:42)
vita ny lalana vohiparara
ela ny ela ka vita ihany , ... suite
répondu par rapala le 11/06/2006 11:10
zandrikely ( 28/05/2006 18:16)
24 milliards hoe
zany ve ry zareo dia anaovana fifidianana fotsiny , tsy aleo ny mahantra sy ny sahirana no ampina mba hisondrotra sa ahoana ... suite
répondu par Simpona le 29/05/2006 15:06
zandrikely ( 28/05/2006 18:06)
ra latsaka ny orana a
ndao mbahivazo kely ndray e ra latsaka ny orana zany havako izany iiiiii... suite
répondu par mandrindra le 05/06/2006 07:36
zandrikely ( 24/05/2006 18:42)
ra mila fanampina ianao
ra mila fanampina ianao , ra misy tsy mety ny atao , tsarovy akia e... suite
répondu par Fiffi le 02/06/2006 03:52
zandrikely ( 19/05/2006 17:39)
princio
otran'ny mba tena reviko ilay princio an , sao mba misy manana cd ... suite
répondu par cutie le 23/05/2006 21:16
zandrikely ( 16/04/2006 18:55)
fitiavanao ry tompo
io no saika nosoratana fa azafady o... suite
répondu par Fiffi le 19/04/2006 08:35
zandrikely ( 16/04/2006 18:54)
fiataiavanao tompo
ny fitiavanao ry tompo no naha toy izao anay io fitiavana io tompo o no mampandefitra ahy ahoanany fahazoanareo an'ireo [i]Nahitsin'i lanto[/i]... suite
répondu par marozevo le 21/05/2006 08:55
zandrikely ( 18/03/2006 16:58)
vazon'i jeneraly
iza no mba mety manana ny vazon'i jeneraly e ,mba mitady zay mahita e... suite
zandrikely ( 14/03/2006 19:13)
fiara latsakin'ny annee 1997 mitovy daholo ny dou
asa , tsara ilay hevitra fa hitako tao @ gazety fa ra fiara latsakin'ny annee 97 no alefa any mada dia toa lafo hono ny famoahana azy ao @ douanes , fa ra mihoatra ... suite
répondu par ox le 19/09/2006 14:02
zandrikely ( 08/02/2006 19:43)
inona zao no mety any mada
inona zao no heverinareo fa mety zavatra mandeha any mada @ zao , za nihevitra hoe ra maka concession dia mamboly fary anaovana carburant toy ny any bresil , manao ahoana ... suite
répondu par jackand le 23/05/2006 11:44
zandrikely ( 08/02/2006 19:15)
manao ahoana oooo
tsy mandany vola sady tsy mampahia fa mampatavy ka zay te hatavy dia aza mamaly sy manao manao ahoana oooooo... suite
répondu par Fiffi le 22/03/2006 19:52
zandrikely ( 29/01/2006 18:10)
ndao hifankatia ry gasy namana
maninona moa ra andeha @zay isika aty ivelany hifankatia e , avelao any @ zay ny tsy fitiavana fa hafa ihany anie ny mifankatia e ... suite
répondu par mamps le 10/06/2006 20:10
zandrikely ( 22/12/2005 18:58)
spectacle andafy
maninona kay rehefa misy mpihira anao fampisehona aty andafy dia tsy mba maharitra ela ilay izy fa 2a 3h izy mihira eo dia DJ @zay no solony , mandreraka ny mahita azy fa enao... suite
répondu par xxx le 06/05/2006 14:44
zandrikely ( 20/12/2005 19:01)
tsy rariny ve ra mba misy fifanajana kely e
hono rey olona , eo @ fiarahamonina, dia tsy mba rariny kosa ra mba misy ny fanajana , na dia mba kely indrindra aza , sady ra tina anie ny hajain'olona dia mba manaja ... suite
répondu par dadabe le 13/01/2006 06:31
zandrikely ( 19/12/2005 18:29)
ho anareo joba
maninona kay nareo joba no manintona sy mijerijery nefa rehefa hiresahana sy antonona dia tsy miteny fa miavona ... suite
répondu par dadabe le 23/12/2005 22:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0426