24 milliards hoe

1. zandrikely ( 28/05/2006 18:16)
zany ve ry zareo dia anaovana fifidianana fotsiny , tsy aleo ny mahantra sy ny sahirana no ampina mba hisondrotra sa ahoana
novalian'i Simpona ny 29/05/2006 15:06
2. Fiffi ( 28/05/2006 19:47)
indrisy.......
3. Rainikarabo ( 28/05/2006 20:04)
ka tsy asiana fifidianana ve izany sa ahoana ry zandrikely? vao maika tsara ka, dia ataontsika président à vie i Ra8! ha ha ha
4. Fiffi ( 29/05/2006 03:54)
indrisy aloha fa mampalahelo ny fandaniana vola be tahak'izao @ fifidianana , raha mba any @ firenena manan-karena moa maninona ? fa raha jerena ny manjoa ny Malagasy ..... mampalahelo
5. vats ( 29/05/2006 06:28)
ny ahy indray ny fahitako azy, ny fifidianana aloha tsy maintsy atao e. Ny vola efa atokana ho amin'izay tsy maninona fa ny mandreraka ny maheno tamin'ny filazan'ny eo amin'ny fitondrana hoe tsy mbola amin'ity taona 2006 ity. Ny dikan'izany dia hoe tsy mbola tafiditra am "budget 2006" izany io vola io. tampotampoka eo dia lazaina indray fa hatao am 3 décembre kanefa tsy nisy filazana hoe vola avy aiza no hanaovana azy! Tsara ny ilana ny fanazavana amin'ny zavatra lehibe sahala amin'ity.
6. agoago ( 29/05/2006 13:58)
Misy vola foana rehefa fifidianana no atao, raha zavatra hafa dia azo valiana tsy misy vola.
Anisan'ny tena nampahantra ity firenena ity mihintsy ny fifidianana.Tato anatin'ny 15 taona, asa présidentielles firy no nisy, fifidianana solombavabahoaka firy, fifidianana tsy haiko tsy haiko firy.Ny vola lany ta@ zany sy mbola ho lany, aza visavisaina intsony
7. Simpona ( 29/05/2006 15:06)
Mba hoatrin tkou ary ny vola lany tam fifidianana talou de mba manahoana ireo raha ampitahaina ???
hitondra fiovana am fomba fifidianana eto amtsika ve io.
F'za alou mino fa n'iz n'iz lany eo de tsy maintsy hisy indray ny himenomenona sy hitarika korotana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2448