fitiavanao ry tompo

1. zandrikely ( 16/04/2006 18:55)
io no saika nosoratana fa azafady o
répondu par Fiffi le 19/04/2006 08:35
2. dadabe ( 17/04/2006 00:18)
:-D Tompo fa tsy tompo:°)
3. Fiffi ( 17/04/2006 04:47)
tsy azoko ! tonga ve dia hoe " Fitiavanao ry Tompo " dia mijanona eo ny dinika sa misy tohiny ?
4. diamondra27 ( 17/04/2006 06:04)
tompo iza tompoko?
5. marozevo ( 17/04/2006 23:03)
Tsy hitako izay fifanakalozan-kevitra tokony hatao eto. Ratsy ny fomba fanokafana ny sujet.
6. Fiffi ( 18/04/2006 05:23)
izay mihintsy !
7. bichette ( 18/04/2006 05:40)
8. Fiffi ( 19/04/2006 04:31)
9. ravatorano ( 19/04/2006 07:35)
aiza ho aiza zany ny fitiavanao ny Tompo eh !
hatraiza ny halaliny ?
sady misento lery no milaza hoe "ny fitiavanao ry Tompo" ! angamba sendra ny mamamy d nahazo hatsitsiaka hihihihihihihd tafasento
ntsô zandrikely
:wink:
10. Fiffi ( 19/04/2006 08:35)
ravatorano: toa tsy tafavoakany izay tiany ho lazaina ve ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1198