fiara latsakin'ny annee 1997 mitovy daholo ny dou

1. zandrikely ( 14/03/2006 19:13)
asa , tsara ilay hevitra fa hitako tao @ gazety fa ra fiara latsakin'ny annee 97 no alefa any mada dia toa lafo hono ny famoahana azy ao @ douanes , fa ra mihoatra zany ohatra hoe 98 no miakatra dia mety ho mora zany , tsy tsara ve zany ra raikitra @zay mba vam milay no tonga any @ tanana
novalian'i ox ny 19/09/2006 14:02
2. Ralay ( 14/03/2006 21:52)
Efa henoko koa ny momban'io douanes fiara io fa ny fahenoako azy indray dia toa natao mitovy daholo ny frais de douanes ny fiara rehetra na fiara firy taona na firy taona fa misy tranche par chevaux fiscaux fotsiny angamba ny tsy mampitovy azy, ary toa tsy latsaky ny 16millions fmg ny mora indrindra.
Amiko aloha dia hitako fa tsara tokoa ny nanaovana an'io satria fatina fiaran'ny eropeanina rehetra izao tonga any amintsika daholo ka lasa poubelle-na daba i madagasikaraka ny hiafarany.
Tsy interressant intsony @ zay ny mandefa fiara efa tranainy be satria mitovy @ mandefa ny tsara ihany ny douanes-ny.
Mila confirmena anefa io vao²io ho an'izay mahalala bebe kokoa.
3. Veloo ( 15/03/2006 02:52)
ie wa ry Ralay zay mihitsy kle:wink:
4. rurik ( 15/03/2006 07:02)
hono wa mba tokotokony ohatrinona eo izao ny mandefa fiara any mada ??
5. Herimiafina ( 15/03/2006 20:45)
Tsy ny Argus ve no mi-determiner an'io?:P
6. Ralay ( 16/03/2006 10:13)
Tsy misy resaka argus zany intsony hono zao less herimiafina fa dia io voalazako io no mitondra azy. zah aloha dia pour mihintsy e :lol:
7. ambivotra ( 17/03/2006 17:03)
mah
8. Herimiafina ( 17/03/2006 19:46)
Hay ve e! Misaotra an'i Ralay!
Fa ny olana anie de eo amin'ny transport ihany koa mbola lafolafo ihany e!
9. Fiffi ( 21/03/2006 05:30)
ambivotra: toa tapaka ny tianao lazaina ? :-D:roll:
10. Achia ( 21/03/2006 19:58)
mah:-D:-D:-D
11. Veloo ( 21/03/2006 20:37)
achia? 8O mah? inn ndray zany retsy?
12. Achia ( 26/03/2006 19:17)
I ambivotra io e mah :-D:-D
13. ox ( 19/09/2006 14:02)
Tsy misy an'izany fa ny SGS no mi-determine azy sady alefa any an-dafy ny valeur zao. Ra-valo anie fetsepr e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1195