Liste des messages
Liste des messages, inserés par Lalah, par ordre de date
Lalah
(
03/08/2007 18:02)
Site mampihomehy zay liana
Ndao ary e!
http://veryfunnyads.com/...
suite
répondu par Fiffi le 04/08/2007 14:36
Lalah
(
07/05/2007 15:28)
Ravalo dehors rehefa tsy hampihaina malalaka ny vahoaka
Nanao fanadihadihana tamina olona 20 aho, tao ny mpiasam-panjakana, tao ny mpianatra, tao ny olon-tsotra, tao ny mpiasan-tena, collecteur, tantsaha. Zao ny bilan azoko:
- mihalafo ny fiainana
- amet...
suite
répondu par Jeankely le 10/05/2007 03:33
Lalah
(
19/02/2007 18:56)
Vcd porno
Raharaha “vcd porno”. Aiza ny firaisan-kinan’ny artista ?
19-02-2007 / 14:28
Asa na noho ny andro sabotsy ary tampoka ihany koa ny fitrangan-javatra fa tsy voahomana no nahatonga ireo artista ...
suite
répondu par ikaretsaka le 13/05/2007 13:27
Lalah
(
14/02/2007 00:52)
ahoana indray ity, mba tsy rariny
http://www.dailymotion.com/visited/search/I%2Bwill%2Bsurvive/video/xhou1_i-will-survive-by-jesus-christ
Ahoana indray io, mba tafahoatra loatra ny sangin ireto Amerikanina reto, Jesoa avy ve dia atao...
suite
répondu par Fiffi le 15/02/2007 06:28
Lalah
(
10/02/2007 05:04)
Bebe bruce Lee
http://www.dailymotion.com/cluster/fun/video/xdhva_bebe-bruce-lee
mime doly ootsa...
suite
répondu par Fiffi le 17/02/2007 09:18
Lalah
(
29/01/2007 04:03)
Iza no tian ity hira ity
http://www.dailymotion.com/visited/search/Simon%2Band%2BGarfunkel/video/x5wb7_simon-garfunkel-the-boxer
io...
suite
répondu par Lalah le 30/01/2007 02:05
Lalah
(
29/01/2007 02:35)
ambo ve sa inona ny anareo lehilahy nampirafy vodaka reny?
Eo @ lafiny ny fisarahana maninona ny lehilahy mampirafy no manana ilay toetsaina mieboebo @ namany foana, milaza fa tsy miontsina e!na efa voadonan ny sipany any @ maharary azy aza. Ary ny tena mah...
suite
répondu par jhouhlambout le 30/01/2007 00:35
Lalah
(
27/01/2007 19:16)
Entana alefa @ paositra, ahoana marina e
Ahoana ity paositra Malagasy ity e! mba efa nisy nandefa entana ka very ve ? tena tsy rariny mihintsy, nandefa entana aho dia naka itony reference itony mba hoe hanarahana ny fahatongavany, nojerena a...
suite
répondu par niryna le 20/02/2007 05:07
Lalah
(
05/08/2006 22:53)
Milay le clipn Yahoo an, mba mijereva anie e
Mbo nampidiriko eto ihany sao mba misy liana nefa mbola tsy nahita. Le clip amin i Yahoo e!, tsara daholo ny hira ao zay mankafia hirahira vazaha,
Mankao amin ny google de jereo yahoo music video, d...
suite
répondu par cutie le 08/09/2006 20:39
Lalah
(
18/07/2006 22:39)
Za zany mba manana olana kely e
Zao zany ilay olana e, za zany mba te hiserasera amin ny namana eto @ serasera fa nefa tsy mety mintsy zany ilay izy satria zahay zany tara adin ny 8 aminareo any France sy Mada, nareo maraina zahay a...
suite
répondu par Tokinao le 22/07/2006 19:11
Lalah
(
29/05/2006 12:12)
Fampirafesana
Rangahy nampirafy. Raikitra ny ady saritaka, samy nitokona tsy nety niala tao an-trano izy roa vavy
29-05-2006 / 09:31
Somary nampihomehy ihany ny zava-nitranga satria raikitra ny ady sar...
suite
répondu par mandrindra le 13/06/2006 07:53
Lalah
(
28/04/2006 00:55)
didy mivoaka mikasika fanalan-jaza
Hono hoa ry reto! tsy tokony ho efa ela ve io no tokony nampiarina tao Dago, mahita ny fatin-jaza rano etsy sy eroa ny fanajaka vao mody taitra, mody taitra fa tsy fantatra na tena mba manohina ny fo...
suite
répondu par pitchou le 31/05/2006 03:06
Lalah
(
16/02/2006 21:30)
ohatran ny ahoana ny atao we tia sy tian olona
Mba omeo hevitra...
suite
répondu par sonwin le 17/02/2006 08:40
Lalah
(
12/02/2006 00:32)
ahoana ny hevitrareo
Aoana zany zao ry reto le bandy na sipa mampirafy reny refa tonga oatran izao ny saint valentin ? Iza no hiarahana amin izy roa,tsy maintsy we le tsy de maharotitra no tsy hiarahana an de aona ,koa t...
suite
répondu par kala le 27/02/2006 06:23
