ahoana indray ity, mba tsy rariny

1. Lalah ( 14/02/2007 00:52)
http://www.dailymotion.com/visited/search/I%2Bwill%2Bsurvive/video/xhou1_i-will-survive-by-jesus-christ
Ahoana indray io, mba tafahoatra loatra ny sangin ireto Amerikanina reto, Jesoa avy ve dia atao hoatra ratsy hoatran zao
novalian'i Fiffi ny 15/02/2007 06:28
2. Robert ( 14/02/2007 03:18)
Tokony hanao grevy izany ny kristianina rehetra fa voa zimbazimba ny hasin'Atra....

3. Robert ( 14/02/2007 03:19)
Ohatra ny nataony Silamo t@ ilay resaka sariny mpamonany
4. ainaheri ( 14/02/2007 09:21)
Efa ela io clip io fa ny an'ny silamo zvtr hafa ireny fa ny kristianina ankoatrany misaina!
Ny azy to entiny ampihorohoroana doli zay zvtr mandalo eo @ fiainany ka tsy lasa finoana intsony ilay izy fa otrany anterivozona ho an'ny mpino silamo
5. Fiffi ( 14/02/2007 10:46)
hisy valiny daholo ny zvatra rehetra.....Ny zavatra miseho rehetra any Amerika any , na ny tondra-drano , na ny cyclone sns....mbola tsy mahatonga saina an'zareo foana .....
6. fijo ( 14/02/2007 22:08)
lalah an,ary nareo izany efa mifanakaiky amin'ny ben laden koa raha fisainana an,ngaha raha jesosy dia tsy azo vazivaziana?
7. Fiffi ( 15/02/2007 06:28)
fijo: ka miankina @ finoan'ny tsirairay akia io an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0858