Za zany mba manana olana kely e

1. Lalah ( 18/07/2006 22:39)
Zao zany ilay olana e, za zany mba te hiserasera amin ny namana eto @ serasera fa nefa tsy mety mintsy zany ilay izy satria zahay zany tara adin ny 8 aminareo any France sy Mada, nareo maraina zahay alina. Misy sujet zao hoatra hapetrak i fiffi, na diam, na i Fasaly na ny rehetra e, mba te hamaly eo no ho eo zahay nefa tsy afaka satria zahay mbola any ampianarana nareo efa miketriketrika eto. Tonga avy any ampianarana zahay mba mandray anjara tsy misy mamaly anay tsony:cry::cry::cry:ny ampitson iny efa mivadika zavatra hafa indray, matetika za ilay misy ilay sujet tsy tadidy de tsy hita intsony avy eo.De manjary manao tsidimpahitra araky ilay voalazan ilay olona iray zay sisa ny tenanay
Nefa zany ilay serasera eto tena hitako hoe mampifankatia antsika e! eny fa na hoe mifanalavitra daholo aza isika. Ka iza ary no mba manana hevitra hanatsara an izay e. Ilay izy manko mety tsy hijanona amin izao fotsiny any aoriana, fa mety isika eto ihany de afaka mifanampy na resaka fianarana, na asa, asa aloha ? iza no mahalala zay avokan ny ampitso. Zay tsy misy any France, na Mada mba misy aty USA, na izay tsy misy aty US mba misy any France, samy gasy de mifanampy e, inona moa no maharatsy an izany. De mba valio ts'indraindray eny ary ny tenanay e! na anopa fotsiny aza:lol::lol::lol::lol:
novalian'i Tokinao ny 22/07/2006 19:11
2. fasaly ( 19/07/2006 03:59)
lalah: fanampiana amin'ny inona aloh no ilainao e!:wink: amilay tsy maharaka ny famaliana ny sizé ato am forum sa fianarana fa toa miresaka fianarana kounkou toi!???:roll::roll:

ié matetipitranga mitsy zany aloha e! rehefa tara mamaly ka efa nivadika ny sizé de zay mbola mamaly ny sizé aty aoriana tsy de hitan'ny oul tsony:°):°):°) eny ary fa hanara-maso an'izay aho de hamaly ara-dalàna na efa tara aza......aza malahelo fa hiezaka zahay aky lalah:-*:-*:-*:-*:-*
3. sarobidy ( 19/07/2006 04:35)
zà ko sady hanara-maso no hanara-tongotra no hanarak'inna kouh re e ?
Lalah < aza kivy @zany fa mamalia fôna fa voajery fôna io e.Raha ôtranah alou na de efa lany daty aza ka mahaliana ahy le loha-hevitra de idirako fôna.
4. mamzelkely ( 19/07/2006 05:16)
tena ts hitako zay lazaina an'i Lalah satri ts afaka hanova ny decalage horaire zay :lol::-D:-D (sangy zany)

refa misy sujet mahalaiana anjy ftsn akia de hidiro fa aza miandry hoe hamaly eo no eo sady misy namana hafa koange any US ee courage akia :-*:-*
5. ftma ( 19/07/2006 05:18)
lalah: cutie hanontaniana fa izy tena maharaka ny eto nefa samy any ihany ianareo :wink:
tohizo foana ny resakao fa misy mamaly foana eo, hiezaka hanara-maso izany aho, fasaly sarobidy :lol: dia hamaly foana rehefa misy lalah :-*
6. Noslid ( 19/07/2006 05:48)
Aza kovy izany eh! Aleo aza tsy maharaka toy izay very tanteraka. Farafaharatsiny ianao aza mbola afaka mandray anjara ihany fa i "sasa" aza efa tsy hita intsony izao. Araho miadana eny fa mamaly foana izahay eh!:@:@:@:@:@:@
7. miangalyandria ( 19/07/2006 10:15)
izaho hamaly fa tsy hamaly an'ilay sujet fa hoe hanompa izany koa. Dia inona no ompa tian'i Lalah ataon'i Miangaly ary e ?

laingako zany, valio foana fa jerijerenay eto ianao ary e ! aza malahelo an !!!! :-*
8. cutie ( 19/07/2006 11:01)
Mpandefa : ftma [ Valio ] 19-07-2006 10:18:36
Lohateny : Re : Za zany mba manana olana kely e
lalah: cutie hanontaniana fa izy tena maharaka ny eto nefa samy any ihany ianareo
tohizo foana ny resakao fa misy mamaly foana eo, hiezaka hanara-maso izany aho, fasaly sarobidy dia hamaly foana rehefa misy lalah
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
za vo saika hiteny we za maharaka foan a:-D:-D:-D
oups misy tsy arako iany ny sasany ka, ndrindra refa le soratra lavabe reny :-D
9. Lalah ( 19/07/2006 11:41)
Za zao nifoha maraina be androany, de mba hamaly kely indray aloha ny handehanana hianatra, misaotra betsaka daholo aloha klongany an, fa zao ilay izy e, tsy hoe zay size soratako anie no tiako valianareo e, fa le size hapetrakareo minitsy no tiako valiana ara-potoana nefa tsy afaka aho.
10. cutie ( 19/07/2006 11:50)
ze tratra ihany valiana e :lol:
11. Tokinao ( 19/07/2006 12:45)
cutie:

ze tratra ihany valiana e :lol:


zany hono ra-lala a!


12. cutie ( 19/07/2006 12:49)
:-D:-D:-D
i tokinao koa torak'zany :-D
13. Lalah ( 19/07/2006 14:16)
cutie a! iza zany i tokinao zany aloha fa tsy fantatro e, hm hm misy ra hafenin i cutie njay ao:roll:
14. cutie ( 19/07/2006 14:25)
io ps io ambony io koa:roll:
15. Herimiafina ( 19/07/2006 14:45)
Lalah:

Zao zany ilay olana e, za zany mba te hiserasera amin ny namana eto @ serasera fa nefa tsy mety mintsy zany ilay izy satria zahay zany tara adin ny 8 aminareo any France sy Mada, nareo maraina zahay alina. Misy sujet zao hoatra hapetrak i fiffi, na diam, na i Fasaly na ny rehetra e, mba te hamaly eo no ho eo zahay nefa tsy afaka satria zahay mbola any ampianarana nareo efa miketriketrika eto. Tonga avy any ampianarana zahay mba mandray anjara tsy misy mamaly anay tsony:cry::cry::cry:ny ampitson iny efa mivadika zavatra hafa indray, matetika za ilay misy ilay sujet tsy tadidy de tsy hita intsony avy eo.De manjary manao tsidimpahitra araky ilay voalazan ilay olona iray zay sisa ny tenanay
Nefa zany ilay serasera eto tena hitako hoe mampifankatia antsika e! eny fa na hoe mifanalavitra daholo aza isika. Ka iza ary no mba manana hevitra hanatsara an izay e. Ilay izy manko mety tsy hijanona amin izao fotsiny any aoriana, fa mety isika eto ihany de afaka mifanampy na resaka fianarana, na asa, asa aloha ? iza no mahalala zay avokan ny ampitso. Zay tsy misy any France, na Mada mba misy aty USA, na izay tsy misy aty US mba misy any France, samy gasy de mifanampy e, inona moa no maharatsy an izany. De mba valio ts'indraindray eny ary ny tenanay e! na anopa fotsiny aza:lol::lol::lol::lol:


Tena miala tsiny retsy raha izaho ilay nanao andry hoe mpitsidimpahitra an, misy ankizy foana eto satria efa betsaka ny ankizy na Canada na USA na Mexique manao serasera. :wink:
16. fasaly ( 19/07/2006 15:01)
ié! io herimiafina io eto foana permanansa pmahitsy:wink::-D:-D:-D
17. fasaly ( 19/07/2006 15:04)
zà kou zany mba te hanana io dekalazy hôrera nareo io!!!!amzay mifandona eto foana trika:wink:mba afaka mandeha any veuh zà??????toudé hijereo trano dieny zao8)
18. cutie ( 19/07/2006 15:08)
fasaly i HM afaka miapiantrano :-D
19. fasaly ( 19/07/2006 15:24)
cutie: ary nahoana no tonga de atsiy any am herimiafina:P:wink::wink: njy an! njy ngah efa tsy omby tsony ny trano ao aminjy ao? zà nge tsy mahery homana e!:-D:-D:-D
20. cutie ( 19/07/2006 15:28)
aty akia tsy milay a ,za zao aza efa handeha ho any @ HM koa :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2972