Liste des messages
Liste des messages, inserés par Tokinao, par ordre de date
Tokinao
(
29/12/2013 14:55)
canapé design multicolor eto Tanà : aiza no misy mivarotra ô ?
Salama daholo ô!
Dia miarahaba tratry : ny fety daholo.
Mba saika anontany ange e : aiza ho aiza eto Tanà no misy mivarotra "canapé design" miloko "maroloko" (couleur gaie na multicolor hoy ny va...
suite
répondu par Ratoa le 01/01/2014 22:06
Tokinao
(
29/12/2013 14:53)
canapé design : aiza no misy mivarotra canapé design multicolor eto Tanà
Salama daholo ô!
Dia miarahaba tratry ny fety daholo.
Mba saika anontany ange e : aiza ho aiza eto Tanà no misy mivarotra "canapé design" miloko "maroloko" (couleur gaie na
multicolor hoy ny vaz...
suite
Tokinao
(
26/05/2011 14:32)
Sao misy mahay resaka Telephone Ip : Configuration Asterisk, Ekiga
Manaona daholo nareo,
Sao mba misy mahay an'ireny telephonie Ip ireny kay?
Tsy izany fa izao : te hanandrana hanao réseau kely aho ato amiko. Ka ny tanjona dia ny ahafahan'ny ordinaterako na/sy tele...
suite
répondu par tmjjah le 04/10/2013 06:17
Tokinao
(
15/09/2010 18:23)
operateur inona kay ny (00261)30 xx xxx xx azafady?
manaona daholo ô.
operateur inona kay ny (00261)30 xx xxx xx azafady?
misaotra indrindra...
suite
répondu par Tokinao le 16/09/2010 18:19
Tokinao
(
15/09/2010 18:21)
operateur in kay ny (00261)30 xx xxx xx azafady?
Manaona daholo ô!
Misy miantso ahy @'ity num ity ange ka tsy haiko hoe operateur inona no miatomboka @ 030 xx xxx xx.
ny haiko manko dia 033=zain, 032=orange, 034=telma. fa 030 tena tsy haiko.
Mis...
suite
Tokinao
(
11/09/2010 13:04)
Misy te hampitondra zavatra kely ve ô ? Tanà -Paris
Aty Mkara zah manoratra io, ary hanainga any Paris rahampitso alahady alina. Somary malalaka kely ny valise-ko, koa raha misy zavatra tianareo ampitondraina dia afaka entiko.
Tsy andoavam-bola io a!
...
suite
répondu par cutie le 11/09/2010 16:02
Tokinao
(
06/05/2010 16:47)
/LAURET Julien/ Ampio hitady io namana akaiky fahiny io
Miarahaba ô!
Sao mba mahafantatra lehilahy atao hoe [b][size=14px]LAURET Julien[/size][/b] ange ianareo e? Izy dia metisy nipetraka tany Madagasikara tamin'ny taona 80. Raha tsy diso aho dia tany ...
suite
Tokinao
(
13/08/2008 19:18)
hebergement-na audio. : fomba ahazoana rohy miafara @ .wav
Manaona daholo.
[b]Mba atoroy site "fanaovana upload ary ahafahana mahazo adiresina audio[/b]" ange ô. Betsaka ihany ny site ahafahana mi-upload fichier audio. Fa ny olako dia ny mikaroka ilay adir...
suite
répondu par Tokinao le 31/08/2008 08:55
Tokinao
(
09/08/2008 23:51)
Lalao : Mitady mpiara-mihira ô
Mba eritreritra sendra nandalo tato an-tsaiko ny hoe : ndao mba hihira ny "[b]Ry Tanindrazanay Malala ô![/b]" ka atao manaraka ny tena "partition-ny izany.
Ny olako anefa dia tsy mahavita feom-beh...
suite
répondu par lehilahytsyresy le 10/08/2008 06:20
Tokinao
(
22/02/2008 17:42)
ampio fa tsy misokatra ny mail yahoo-ko ô
salam ô!
Misy olana re ny ordi-ko a! Hatr@zay nahazoako azy dia tsy afaka mijery mail yahoo zah. Ny page d'accueil dia misokatra tsara. torak'izany koa ny site web hafa rehetra.
Ny vahaolana efa ...
suite
répondu par ikaretsaka le 22/02/2008 23:34
Tokinao
(
04/06/2007 13:52)
Ho an'ny webmestra: toroy site ahafahana manao page web ...
Mba hanontany zavatra ô. Momba ny page d'accueil-ko ao amin'ny blaogiko ilay izy.
Mikasa hametraka "image cliquable" namboariko tamina "paint shop pro" aho. Tsy mety ametrahana "fichier .html" ane...
suite
répondu par Tokinao le 04/06/2007 20:06
Tokinao
(
01/05/2007 11:02)
vidéo dailymotion mahafinaritra ho an ireo izay tia SAKA
http://www.dailymotion.com/video/x1az7h_funnycat984651 ry cutie sy ny namany a! :) ...
suite
répondu par sympa le 10/05/2007 17:47
Tokinao
(
19/04/2007 10:28)
mamangy amin'ny fahoriana sidoka a!
Vao namoy ny reniny vao haingana ny namantsika sidoka ka dia mampahery anao sidoka a! mahereza ary aza misosoka alahelo intsony!...
suite
répondu par vale le 19/04/2007 14:50
Tokinao
(
28/01/2007 22:19)
toroy hevitra fa mikasa hamoaka boky ô!
Mikasa ny hamoaka boky izaho sy ny mpiara-miasa amiko iray, ary efa eo an-dàlana ny fanatontosàna ny votoatin'io boky io. Vao sambany aminay anefa izany hamoaka boky izany ka betsaka ny zavatra mba ...
suite
répondu par ikaretsaka le 18/03/2007 14:31
Tokinao
(
14/10/2006 23:14)
Lalao : Ny teny malagasy sy ny aterineto.
- Ho teneniko eto ny fandinihiko ny [b]teny malagasy diso fanoratra[/b] (izany hoe "tsy ofisialy") eto @ "internet".
- Aorian'izany dia misy [b]lalao[/b] tiako ifanaovantsika koa.
[b][color=blu...
suite
répondu par cutie le 12/11/2006 21:20
