valiny tsy fohy: Telecel io taloha dia novidian'ny Madamobil ny lisansy dia tsy nomen'ny fitondrana tatezamita alàlana hiasa raha tsy mandoa ny trosan'ny Telecel dia nony hitan'ingahy minisitra Rahaingoson fa tsy maintsy ho voapitika ihany izy dia nanao forcing nanome an'io lisansy io dia léry voaboty moa ny Life nahazo niasa ihany.