ampio fa tsy misokatra ny mail yahoo-ko ô

1. Tokinao ( 22/02/2008 17:42)
salam ô!
Misy olana re ny ordi-ko a! Hatr@zay nahazoako azy dia tsy afaka mijery mail yahoo zah. Ny page d'accueil dia misokatra tsara. torak'izany koa ny site web hafa rehetra.

Ny vahaolana efa nadramako dia ireto :

1° Options internet > Onglet général -> supprimer les cookies et les fichiers .

2°Outils -> Options internet > Onglet confidentialité -> nataokoa " basse" : nampidiniko ny curseur

3° nandramako nosokafana @ alalan'ny www.yahoo.com www.yahoo.fr, encore www.yahoo.be, yahoo.us

5° nanao "mail yahoo" aho ao @ google, ary dia mipoitra tsara ny lisitry. rehefa manindry ny iray amin'ilay izy anefa aho dia "page d'erreur" foana no mipoitra.

4° nandramako t@ navigateur hafa : mozilla, opera, netscape, sns fa de tsy mety e.

Dia mba ampio e! Misaotra mialoha

2. simplex ( 22/02/2008 19:26)


ra @ moteur de recherche de efa tsy mande dia mety misy firewall na antivirus/ spyware mi-filtre, manakana ny connection @ yahoo tsy hiditra any ho any...

azo apetraka eto ve le errera avoakany?

Na ny ISP no manakana azy, tsy haiko ze contrat tany...
ra manana ordi-portable na ordi hafa dia andramo ampidirina @ iny le cable, ampitovio ny config internet, dia andramo ra mande na tsia.

3. Tokinao ( 22/02/2008 20:15)
:) :) Misaotra betsaka simplex a! nataoko le solution narosonao faharoa : nampitoviako tamin'ny config-na ordi portable le izy de nety. :wink: :wink:

tao @ "outils > option internet > connexion > parametres reseaux" no nisy zavatra nosoratana. Ny marimarina kokoa tao @ le "adresse" sy "port".

tena misaotra indrindra re a!
hahita ... iadanana e :). Efa andro maro no laniko nikoarohako azy io, fa soa fa tapa-kevitry ny nanontany anareo aho :-* :-*

4. cutie ( 22/02/2008 20:17)
tsy efa nisy pble ohatran'io ve tokinao taloha:-D
5. Tokinao ( 22/02/2008 20:41)
cutie > zany a :wink:. Tsy tadidiko tsony fa possible aloha zany e :). Ngah hita e : izany ny mahazo refa tsy mahita ze lohany sy vodiny @'ty fôrfôrmantika 'ty :wink:
6. cutie ( 22/02/2008 20:44)
le mail tsy mety misokatra no tadidiko:-D
7. ikaretsaka ( 22/02/2008 23:34)
tsy mahita lohany sy vodin'y @ inonaaaaaaa8O8O8O8O8O:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3725