Lalao : Mitady mpiara-mihira ô

1. Tokinao ( 09/08/2008 23:51)
Mba eritreritra sendra nandalo tato an-tsaiko ny hoe : ndao mba hihira ny "Ry Tanindrazanay Malala ô!" ka atao manaraka ny tena "partition-ny izany.

Ny olako anefa dia tsy mahavita feom-behivavy aho ka dia izao manao antso aminareo izay mazoto izao. Ny lehilahy koa afaka manao beso sy feo faha-3.

Ny fandehany moa dia izao : samy manao enregistrement any aminy avy, ary avy eo atambatra @ "logiciel". Mba hampifanaraka tsara ny feo dia misy "instrumentale" efa namboariko ka atao mifanaraka amin'izay ny "tempo".

Raha te hahita fanazavàna sy resa-be lavalava kokoa :) dia http://tokinao.blaogy.com/post/78/5156
2. cutie ( 10/08/2008 00:07)
efa novaliako ary @ blogy ary ny valiny :-D
3. lehilahytsyresy ( 10/08/2008 06:20)
Hevitra tsara indray ity hevitr'i Tokinao ity.

Tokinao:

Mba eritreritra sendra nandalo tato an-tsaiko ny hoe : ndao mba hihira ny "Ry Tanindrazanay Malala ô!" ka atao manaraka ny tena "partition-ny izany.

Ny olako anefa dia tsy mahavita feom-behivavy aho ka dia izao manao antso aminareo izay mazoto izao. Ny lehilahy koa afaka manao beso sy feo faha-3.

Ny fandehany moa dia izao : samy manao enregistrement any aminy avy, ary avy eo atambatra @ "logiciel". Mba hampifanaraka tsara ny feo dia misy "instrumentale" efa namboariko ka atao mifanaraka amin'izay ny "tempo".

Raha te hahita fanazavàna sy resa-be lavalava kokoa :) dia http://tokinao.blaogy.com/post/78/5156



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2508