Mba eritreritra sendra nandalo tato an-tsaiko ny hoe : ndao mba hihira ny "Ry Tanindrazanay Malala ô!" ka atao manaraka ny tena "partition-ny izany.
Ny olako anefa dia tsy mahavita feom-behivavy aho ka dia izao manao antso aminareo izay mazoto izao. Ny lehilahy koa afaka manao beso sy feo faha-3.
Ny fandehany moa dia izao : samy manao enregistrement any aminy avy, ary avy eo atambatra @ "logiciel". Mba hampifanaraka tsara ny feo dia misy "instrumentale" efa namboariko ka atao mifanaraka amin'izay ny "tempo".
Raha te hahita fanazavàna sy resa-be lavalava kokoa :) dia http://tokinao.blaogy.com/post/78/5156