Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i lehilahytsyresy, milahatra araka ny daty
lehilahytsyresy
(
14/07/2008 07:42)
fichier audio WAV avadika ho MP3
Hono ho'aho, sao dia mba misy mahafantatra hoe logiciel toy ny inona no afaka mamadika ny fichiers [u]audio[/u] [b]WAV[/b] ho lasa fichiers [b]MP3[/b] ?
Misaotra mialoha ho an'izay mety afaka manome ...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 25/07/2008 15:54
