fichier audio WAV avadika ho MP3

1. lehilahytsyresy ( 14/07/2008 07:42)
Hono ho'aho, sao dia mba misy mahafantatra hoe logiciel toy ny inona no afaka mamadika ny fichiers audio WAV ho lasa fichiers MP3 ?
Misaotra mialoha ho an'izay mety afaka manome fanazavana.
Mankasitraka Tompoko.
2. hery ( 14/07/2008 08:03)
CDEx sady Gratos:
http://cdexos.sourceforge.net/
3. lazounet ( 14/07/2008 09:17)
ny ahy izao AUDACITY no ampiasaiko sady gratos ihany koa... http://audacity.sourceforge.net/ sady azo anaovana zavatra marobe mihitsy ankoatra ny conversion.
4. oOo ( 14/07/2008 19:39)
dBpowerAMP, tsy mankasarotra fa clic droite @ le fichier ho avadika dia lasa! http://dbpoweramp.com/download.htm

5. lehilahytsyresy ( 15/07/2008 06:14)
Dia fisaorana be-dia-be no atolotro an' i Hery sy i Lazounet ary i oOo, fa tena nety tsara tokoa ilay izy e. ^:^
Mba hahafahana manisy mp3 eo amin' ny blaogy mantsy no hanaovana an' io e.
6. diamondra27 ( 17/07/2008 21:11)
lehilahytsyresy: refa mety de mba omeo santionany MP3 e
misaotra mialoha
7. fahamarinana ( 25/07/2008 15:54)
:arrow: dia aiza lay adresse blog ary ho jerena sy hihenoana hira e.. :wink: (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.235