Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i fahamarinana, milahatra araka ny daty
fahamarinana ( 13/07/2009 08:14)
sos fa tsy mandeha rvg o !!
:arrow: Tsy haiko na ato na informatika fa dia eto aloha no napetrako an ! Sorena be sy [b]malahelo[/b] fa hatramin'ny zoma dia tsy mandeha ny rvg-ko nefa ny namana maheno daholo !...mba vonjeo raha... tohiny
fahamarinana ( 20/04/2009 10:35)
Didy Alpha
Mba fangatahana monja o ! Mba misy hira tiako sy henoko ao amin'ny rvg isa-maraina iny anie e : Didy Alpha no mihira azy dia " izaho mbola tsy miova " ny titre-ny,raha mba afaka misy mametraka eto re... tohiny
fahamarinana ( 17/08/2008 12:41)
mahay mahandro loha-kisoa ve nareo ???
:arrow: Tsy fantatro raha efa nisy dinika toy io fa raha nisy dia ialako tsiny dieny zao dia mba asio ilay rohy e.misaotra :) [u]mitady recatte fanaovana look's aho ry namana isany:[/u] ---ny efa ... tohiny
novalian'i rose4u ny 19/10/2008 10:30
fahamarinana ( 20/02/2008 16:00)
Plug-in VST
:arrow:Misy olona mampiasa [b][u]magix maker[/u][/b] ve ato amintsika ato : ----Te hi-telecharger [b]plugin vst gratuits[/b] sur internet aho fa tiako ho fantatra hoe ahoana no ahafahako miasa amin'... tohiny
novalian'i nofinofy ny 27/06/2008 10:48
fahamarinana ( 03/10/2007 11:03)
resaka defragmentation!!!!
:arrow:Fanontaniana kely monja: rehefa manao [b]défragmentation[/b] za taloha dia vita hatramin'ny farany fa zao misy lazainy hoe tsy vita hono dia [b]inona no mety antony kay?[/b] Dia [b]inona no so... tohiny
novalian'i fetrakens ny 05/10/2007 09:59
fahamarinana ( 12/08/2007 11:56)
Maninona no mijanona tampoka lay ordi ?????
:arrow:Fanontaniana kely fontsiny: Rehefa mandefa ordi aho dia tampoka eo dia maty ilay izy dia mi-redemarre ndray,tsy haiko ny antony,ary tsy misy mouvements ataoko akory anie fa dia tapaka.Za anefa ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0621