resaka defragmentation!!!!

1. fahamarinana ( 03/10/2007 11:03)
:arrow:Fanontaniana kely monja: rehefa manao défragmentation za taloha dia vita hatramin'ny farany fa zao misy lazainy hoe tsy vita hono dia inona no mety antony kay? Dia inona no solution sa avela amin'izao? Teneniny hoe vous devez défragmenter nefa rehefa atao dia tsy vita hatramin'ny farany akory .Merci d'avance ho an'ireo afaka manampy ahy am fanazavàna na ny tokony hataoko ihany koa am manaraka.(l)
novalian'i fetrakens ny 05/10/2007 09:59
2. fetrakens ( 05/10/2007 09:59)
Avereno ihany aloha de andramo indray e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3969