:arrow:Fanontaniana kely monja: rehefa manao défragmentation za taloha dia vita hatramin'ny farany fa zao misy lazainy hoe tsy vita hono dia inona no mety antony kay? Dia inona no solution sa avela amin'izao? Teneniny hoe vous devez défragmenter nefa rehefa atao dia tsy vita hatramin'ny farany akory .Merci d'avance ho an'ireo afaka manampy ahy am fanazavàna na ny tokony hataoko ihany koa am manaraka.(l)