Plug-in VST

1. fahamarinana ( 20/02/2008 16:00)
:arrow:Misy olona mampiasa magix maker ve ato amintsika ato :
----Te hi-telecharger plugin vst gratuits sur internet aho fa tiako ho fantatra hoe ahoana no ahafahako miasa amin'ilay izy ao am magix maker,aiza no ampidirina ilay fichier,sns...Misaotra betsaka ireo zay afaka mamaly ahy.Mbola débutante aho an,hatreto aloha dia ireo vitals instruments efa tao anatin'ilay logiciel lazaiko io no ampiasaiko nefa hitako hoe limités ireo sons azoko dia tiako mba ampiana sons hafa ary azoko atao fa ahoana ilay fanao azy kay? Eto no olana BE .(l)
novalian'i nofinofy ny 27/06/2008 10:48
2. Meka ( 17/05/2008 08:36)
Izaho aza mbola tsy manana traikefa @ zany ne interessé koa satria mampiasa2 Sonar sy Nuendo ireny koa zah rehefa manao arragement hira fa
mbola tsy niditra lalina. Enao ary aloha ve afaka mampianatra izay fantatrao ?
3. nofinofy ( 27/06/2008 10:48)
izaho manana experience kely amin'ireny VST -plug in ireny ka mba zaraiko aminareo. Ilay gratuit azo telechargena ireny aloha dia marobe no efa nampiasaiko, fa tena tsy mahafa-po mihintsy e! raha mazoto ianareo dia afaka manandrana fa izaho manokana dia tsy afa-po. Aleo mividy VST plug in any aminireo mpivarotra raha te hahazo ny tsara sy azo antoka. Tsy tiako ny miresaka azy ato fa raha sitrakareo dia omeo adiresy mailaka aho dia omeko anareo ny reference sy ny toerana mety hahitana azy.Sonar no logiciel ampiasaiko nandritra ny 5 taona izao ary tena mora ny fampiasana ireo Plug in VST miaraka aminy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1798