Liste des messages
Liste des messages, inserés par nofinofy, par ordre de date
nofinofy
(
01/08/2011 06:38)
Fanodikodinana zaza tsy ampy taona, mba hazavao azafady
Toy izao ilay tantara:
Nisy tovolahy 2 nahita vehivavy 2 (efa mananjanaka ny iray ampinonoany eny aminy fa mbola tanora(tsy fantatra ny taonany), ary ny iray dia tanora eo amin`ny 16 taona eo). Namp...
suite
répondu par zonia le 19/01/2012 14:46
nofinofy
(
23/02/2009 16:42)
TGV TSY MENATRA
Tsy mahalala menatra sady tsy lehilahy ilay Andry TGV. vao tsy herinandro akory izay no nivazavaza teny amin'ny 13 mai fa tsy misy fifampidinihina azo atao intsony fa alaina ny ministera, ny presidan...
suite
répondu par rangorivao96 le 24/02/2009 09:14
nofinofy
(
18/02/2009 11:56)
Iza ireo mody miakanjo fotsy ireo?
Izaho dia olona tsy mpivavaka be, fa nahagaga ahy ny nahita ireo mpiandry handeha hialoha lalana. Tsy ao Antananarivo aho io manoratra io, ka tsy dia mazava amiko ny fandehan’ny tantara. Fa izao :...
suite
répondu par fijo le 18/02/2009 20:41
nofinofy
(
13/02/2009 09:03)
Izany ka tena demokrasia
Mahagaga ahy mihintsy ity lazaindry zalahy hoe demokrasia ity :
Terena ny mpiasan’ny zone franche tsy hiasa
Terena hakatona ny toerampianarana sy ny toerampiasana
Sns……
Ny olona anie tsy ada...
suite
répondu par andrywui le 13/02/2009 10:15
nofinofy
(
06/10/2008 16:51)
Ary ahoana ny any Madagasikara?
Efa sahy manambara ampahibemaso ny zavatra tsy mety ataon'ireo izay heverina hoe finoana lehibe ny any ampita. Ny any Madagasikara anefa toa mbola atao ramatahora foana ny vahoaka ka tsy sahy milaza r...
suite
répondu par nofinofy le 25/10/2008 05:14
nofinofy
(
02/09/2008 15:34)
TRATRA KOA I MASERA
Nisy vaovao androany (02 septembre 2008) tamin’ny gazety MADAGASCAR TRIBUNE, fa nisy MASERA tratra nifrôdy. Tsy tokony hisy intsony ny fifanenjehana na ny fifanaratsiana ato anatin’ity site ity...
suite
répondu par fahamarinana le 07/10/2008 14:13
nofinofy
(
01/07/2008 08:41)
Detournement de mineur: Ahoana marina izy ity?
Namaky valina fandihadihana iray teto Madagasikara aho (mahakasika ny fahasalamana io) , dia indro ataoko eto ny voasoratra ao (no comment):
[i]12.8 ACTIVITÉ SEXUELLE CHEZ LES JEUNES
Âge aux pre...
suite
répondu par aloalo le 16/07/2008 06:29
