Fanodikodinana zaza tsy ampy taona, mba hazavao azafady

1. nofinofy ( 01/08/2011 06:38)
Toy izao ilay tantara:
Nisy tovolahy 2 nahita vehivavy 2 (efa mananjanaka ny iray ampinonoany eny aminy fa mbola tanora(tsy fantatra ny taonany), ary ny iray dia tanora eo amin`ny 16 taona eo). Nampiresahandry zalahy ireo «sipa» ireo, ka nifanao fotoana ny harivan’iny. Dia ni invité ndry zalahy ry zareo hihinana lasopy tany amin’ny restaurant iray teo antanana. Mbola tsy nisasaka akory ny lasopy dia tonga ny rain’ireo ankizy nilaza fa hiantso polisy izy. Dia nandeha ny enquete ny ampitson’iny, sy ny tohiny rehetra.
Fanontaniana: azo atao hoe delit ve io nataondry zalahy io? De inona no mety ho sazy azondry zalahy? Ary raha atao hoe jono no nataon’ilay rain’ilay zaza, inona no azo atao?
novalian'i zonia ny 19/01/2012 14:46
2. arline ( 04/08/2011 15:14)
toa hafahafa ihany amiko raha ohatra ka hoe bandy sy sipa miara misakafo no hi motiver na plainte pour détournement de mineur fa mety efa nisy zavatra hafa angamba ankoatran'io. Si l'anquette prouve qu'il y ait eu un fait qui a pour but de soustraire le mineur à ceux qui excercent l'autrorité parentale, là on pourrait parler de detournement de mineur (sans lien avec la relation sexuelle entre adulte et mineur). theoriquement,la peine encourue dans ce cas est de 5 ans d'emprisonnement.


nofinofy:

Toy izao ilay tantara:
Nisy tovolahy 2 nahita vehivavy 2 (efa mananjanaka ny iray ampinonoany eny aminy fa mbola tanora(tsy fantatra ny taonany), ary ny iray dia tanora eo amin`ny 16 taona eo). Nampiresahandry zalahy ireo «sipa» ireo, ka nifanao fotoana ny harivan’iny. Dia ni invité ndry zalahy ry zareo hihinana lasopy tany amin’ny restaurant iray teo antanana. Mbola tsy nisasaka akory ny lasopy dia tonga ny rain’ireo ankizy nilaza fa hiantso polisy izy. Dia nandeha ny enquete ny ampitson’iny, sy ny tohiny rehetra.
Fanontaniana: azo atao hoe delit ve io nataondry zalahy io? De inona no mety ho sazy azondry zalahy? Ary raha atao hoe jono no nataon’ilay rain’ilay zaza, inona no azo atao?

3. fijo ( 30/10/2011 17:36)
raha hoe niara nisakafo fotsiny no nahatratrarana azy dia hitory,tsy azo raisina ho porofo mihitsy izany.
4. zonia ( 19/01/2012 14:46)
Matetika ny olona tsy nandalina ny lalàna no manao abus @ fampiasana azy. Ary farany voafatotry ny hevitra sy fitaka ataony. Jereo ny hevitra naroson'i Arline fa io no marina enti-mihainga.
Ry zalahy koa anie tsy haiko eny, f'angaha de voalavo toro-kovitra ka hiditra @ lavaka sendra hita. Hita fa lava misy tompony koa mbola bodoina ihany.
Raha tanty tokoa moa mambady vita mariazy ilay sipa mitaiza de ahoana?
Toro-hevitra: rehefa hita fa vadin'olona dia aza adalaina. Manontania tena hoe: raha ny vadiko koa moa no adaln'ny olona toy izao, zakao ve. Tandremo fa ilay invitation resto semble entachée d'une intention criminelle, notamment celle adressée à la jeune mère. Satria étre jeune mère préssupose ou sous-entend toujours une présence d'un père de l'enfant; étant soit époux soit fiancé soit encore concubain.
Ok Vloma!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1181