TGV TSY MENATRA
1. nofinofy
(
23/02/2009 16:42)
Tsy mahalala menatra sady tsy lehilahy ilay Andry TGV. vao tsy herinandro akory izay no nivazavaza teny amin'ny 13 mai fa tsy misy fifampidinihina azo atao intsony fa alaina ny ministera, ny presidansy, ny farihin'anosy sns...izao indray ka nanaiky nifanatona. De efa niteniteny koa teny amin'ny 13 mai fa ampiakarina fitsarana ireo mpitondra fiangonana, kanefa toa manaiki rehefa antsoin'ireo hifanantona. C'est pas logique du tout. efa manomboka tsy mahazo olona intsony ve ny 13 mai ka aleo indray aloha manova stratégie? sa lany ve ny volabe nalefan'ilay jamba sy ny tariny any frantsa? sns...
Boaikely tokoa ka tsy mahalala menatra, sady tsy mahatana ny teny nomena. Raha tena lehilahy leity tohizo foan ny filaharana andalambe sy ny fanimbana zavatra ary ny fitarihina ny adala ho eny amin'ny famonoana a! bandy toy izany ve ny hitondra ity firenena ity? Mbay tary ry sovaly vao tainganan'ny dinosaure a!
Ahoana ary ity mitsatsaka sahady ity! mbola aiza...
Ary mahatantesa izay natao an...

novalian'i rangorivao96 ny 24/02/2009 09:14
2. xxx
(
23/02/2009 16:48)
=)) =)) =)) =)) aza mora sendotra ry niakama a! fa nga tsy kobonty nga ny akamany ato wiwiw io a! efa manomboka miova loko nedala asa mety tsy mahita tany hatoriana ngamba @ nahamay ny kidorony :°)
3. zandikely
(
23/02/2009 17:23)
Nofinofy:
Tena tsy azoko indray izany FOMBA FISAINANAREO nareo zany HAFAHAFA .
Ny ahy dia faly aho rehefa mifanatona ny andaniny sy ny ankilany, tsy henatra velively amiko ny mifanatona. Ho an'izay tia korontana, tia vono olona dia azo lazaina fa henantra ny fifanatonana. IZANY ANEFA NY FAHENDRENA MALAGASY, FAHAIZANA MIFANATONA IZANY.
TSY MISY MPANDRESY SY NANDRESY IZANY FA NY FIHAVANANA NO NANDRESY .
AZA TARIHINA HIADY SY HIFAMANO RY NY VAHOAKA MALAGASY.
AMPY IZAY!

4. Noue
(
23/02/2009 17:37)
saingy zao eee!! menaca fotsiny no nataony t@ fihaonana niaraka @ Ravalomanana tsss :^) :^) :^) :^)
5. ainaheri
(
23/02/2009 18:13)
zandikely:
Nofinofy:
Tena tsy azoko indray izany FOMBA FISAINANAREO nareo zany HAFAHAFA .
Ny ahy dia faly aho rehefa mifanatona ny andaniny sy ny ankilany, tsy henatra velively amiko ny mifanatona. Ho an'izay tia korontana, tia vono olona dia azo lazaina fa henantra ny fifanatonana. IZANY ANEFA NY FAHENDRENA MALAGASY, FAHAIZANA MIFANATONA IZANY.
TSY MISY MPANDRESY SY NANDRESY IZANY FA NY FIHAVANANA NO NANDRESY .
AZA TARIHINA HIADY SY HIFAMANO RY NY VAHOAKA MALAGASY.
AMPY IZAY!
Manohana ny voateninao zato isanjato
nofinofy>> amiko enao no tsy mahalala menatra,satria zakan'ny saina zao fahantran'ny gasy zao.........,na inona na inona ny zvtr voateny sy nangatahana ,tsy any ny olana,f'ilay fifankatoavan'ny tsi11 nanaiky nanetry tena hihaona hifampiresaka,samy mahatsapa fa tsy misy tompon'izao fahantrana izao,ny vahoaka foana no lasibatra,ka refa misy vahaolana otr'zao dia ny fisaorana an'izy mirahalahy mianaka no atao........,oh ny adinao ao antokantranonao iany io,refa tezitra d tsy misy teny tsy voateny,nefa refa nanaiky hifanazava d nilamina ihany,d iza zao no menatra aminareo 2? Sa tsy mbola nandalo t@ zany??
6. ndenn
(
23/02/2009 18:33)
Aza atao fihavanam-bato raha vaky tsy azo arindrina ,fa ataovy fihavanan-dandy raha tapaka azo hatohy .Tsy vitan' ny fifanoherana lava foana ny fiainan'olombelona , zavatra kely madinika tsy voatandrina dia mety hahitan-doza be tokoa avy hatrany na any aoriana any . :oops:
7. tafondro
(
23/02/2009 18:37)
nofinofy:
Tsy mahalala menatra sady tsy lehilahy ilay Andry TGV. vao tsy herinandro akory izay no nivazavaza teny amin'ny 13 mai fa tsy misy fifampidinihina azo atao intsony fa alaina ny ministera, ny presidansy, ny farihin'anosy sns...izao indray ka nanaiky nifanatona. De efa niteniteny koa teny amin'ny 13 mai fa ampiakarina fitsarana ireo mpitondra fiangonana, kanefa toa manaiki rehefa antsoin'ireo hifanantona. C'est pas logique du tout. efa manomboka tsy mahazo olona intsony ve ny 13 mai ka aleo indray aloha manova stratégie? sa lany ve ny volabe nalefan'ilay jamba sy ny tariny any frantsa? sns...
Boaikely tokoa ka tsy mahalala menatra, sady tsy mahatana ny teny nomena. Raha tena lehilahy leity tohizo foan ny filaharana andalambe sy ny fanimbana zavatra ary ny fitarihina ny adala ho eny amin'ny famonoana a! bandy toy izany ve ny hitondra ity firenena ity? Mbay tary ry sovaly vao tainganan'ny dinosaure a!
Ahoana ary ity mitsatsaka sahady ity! mbola aiza...
Ary mahatantesa izay natao an...
Mila adaboka tslemy lé angara ry tsam à !az apina romorom tsony fa met ho gravy iany ny fandean'io .
:°) :°) :°) :°) :°) :°) :°)
8. Andribe
(
23/02/2009 18:56)
aza darohana kosa ra wi wi fa omeo seza lery eee ohatra oe ao angabonean ny ministera :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) . Ary Noue atao aiza :@ :@ :@ :@
9. rangorivao69
(
23/02/2009 18:59)
-ny mifampanatona efa dingina iray lehibe iny
-ny nanao sonia zavatra hafa iray koa iny raha rovi-taratasy fotsiny raha tsy
hampiarina
^:^ ^:^ ^:^

10. Noue
(
23/02/2009 19:32)
Andribe:izaho kosa aloha tsy mila seza zany eee !!! ny ahy eto hipetrahako eto dia efa ampy ahy eee !!
aza darohana kosa ra wi wi fa omeo seza lery eee ohatra oe ao angabonean ny ministera :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) . Ary Noue atao aiza :@ :@ :@ :@
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
12. xxx
(
23/02/2009 20:09)
ary maninona rangorivao raha mpamafa vodinizay mikapa fotsiny e omena 500.000f par moi iRangorivao
13. tafondro
(
23/02/2009 20:51)
xxx:
ary maninona rangorivao raha mpamafa vodinizay mikapa fotsiny e omena 500.000f par moi iRangorivao
mbola mis maiva-ndoh ray ko 'ty ouzy ny masn-dah tafondro //_ adiky !go away motherfucker !ouzy!!
14. rangorivao69
(
23/02/2009 21:11)
aza kotabainelah lessy xxx fa mbola manome rononaina an-draouioui :-D :-D :-D
15. Andribe
(
23/02/2009 21:50)
rangorivao69:
aza kotabainelah lessy xxx fa mbola manome rononaina an-draouioui :-D :-D :-D
sao de mba misy tangena kosa le ronono omenareo azy sao de tsy tiko io
=)) =)) =)) =)) =)) =)) o^o o^o o^o
16. pengiun
(
23/02/2009 22:02)
ela zaan le rangorivody d ef mis milaz ets ambon ets fa ho atao mpamaf n vodinze mikapa zan no ten pilas omen anao ;ka aon les met ve ela les ra mpamaf vodi fotsn zan no asanao Rangorivody a, ts aleo v les eken fa ela ko ane ty les mafiad be e ,sosy io ane ,ok mankalaz e,
17. mathla
(
23/02/2009 22:06)
Neveriko we nanala kilaoty teny am-13 mai i TGV de nolazaina we TSY MENATRA kay zavatra hafa le izy.
18. pengiun
(
23/02/2009 22:15)
Le ol atao oe Rangorivodi zan no ten mpapieson ol am tenten fon eto ka ra ts maay mirevolt tsar ela ry mathla de ataon miesn toko ,fa n fanafodn de ny manome n henjan arak ze tratra az ian fa todadany koon lery ra hanompa fa ef naaz dipl am fitenendrats ko on zan le Rangorivodi zan ,ka atasion bien toà mathla
19. rangorivao69
(
23/02/2009 22:27)
raouioui> vita sady ve ny tsetsitra zoulou tao é,
nofirako tsara ny voudin' mamanlah fa ndana jereo fa tataka be
ary ambia aty elah firako aza matahotra fa tsy ataoko mafy hoatran
ny mamanelah :-D :-D :-D

20. Fahazavana
(
24/02/2009 05:52)
donné ny loteranina zao no bras droit n'ny tgv ,mazoto minounou an'i mama syl y ao ,nofiran'i ry rangory fotsiny jereo ty izy lasa kondrana eraky ny forom midelira petit poid sy karoty ,, obsedé @ sex , tezitra be hono dia hamaky takotra eto mahalalà menatra fa aza tezidava eto sao ho tapaka lalandrà ato @ foroma ato izay vao du jamais vue tchao o !