Detournement de mineur: Ahoana marina izy ity?

1. nofinofy ( 01/07/2008 08:41)
Namaky valina fandihadihana iray teto Madagasikara aho (mahakasika ny fahasalamana io) , dia indro ataoko eto ny voasoratra ao (no comment):

12.8 ACTIVITÉ SEXUELLE CHEZ LES JEUNES
Âge aux premiers rapports sexuels des jeunes(...)
On constate que près d’un tiers des femmes de 15-24 ans (31 %) avaient déjà eu leurs premiers
rapports sexuels en atteignant 15 ans. Chez les hommes, cette proportion est plus faible (22 %). On
constate que quel que soit le sexe, ces rapports sexuels précoces sont plus fréquents en milieu rural (33 %
des femmes et 25 % des hommes contre respectivement, 12 % et 8 % dans la capitale), dans la province
d’Antsiranana (53 % des femmes et 34 % des hommes), parmi les jeunes sans instruction (56 % des
femmes et 36 % des hommes) et parmi ceux des ménages des deux premiers quintiles
.Jereo EDS MADAGASCAR 2003-2004 page 231
Ny fanontaniako dia hoe manomboka amin'ny firy taona marina no atao hoe detournement de mineur, fa raha latsaky ny 18 taona dia tokony efa nigadra daholo ny ampahatelon'ny gasy farafahakeliny, iarahamahalala fa efa precoce be izao ny resaka sexualité, ka mahalana no mahita 18 taona virjiny na lahy na vavy. Maninona no tsy dia heno loatra ny momba ny fampiharana io lalàna io? Ary ahoana ny any ivelany any Frantsa, Etazonia, Rosia sns...
novalian'i aloalo ny 16/07/2008 06:29
2. ainaheri ( 01/07/2008 10:23)
Misy ny lalàna fa ny fampiharana azy no sisa,matoa ilay izy tsy mihatra ,donc tsy misy mitory zany ee,samy mazaka zany tsy ankiteniteny.....Mitovy doli ny lalàna eran'ny zao tontolo zao fa saingy ilay taona no tsy mitovy izy zay, ao 18,ao 16 ao 14 ans,fa io zany ny polisy,zandary ary kou ny tribonaly tsy afaka haminany oe nisy nanamboatra tsy ampy taona enao,fa anjaran'ilay voa no mitory ka @ zay ftona zay no iharan'ny lalàna
3. nofinofy ( 01/07/2008 11:46)
Asa ianareo raha efa nahita bal na fetifety amin'ny andro alina any ambanivohitra fa tena mahavariana mihintsy ny zava-miseho. "Zazakely" 12 sy 13 taona daholo no tena betsaka mamonjy azy ireny. ary ny tena mahagaga dia ny ray amandreny sy ny mpitondra eo antanana dia "mody fanina" amin'ny zavatra miseho, fa avelany hanao izay ataony eo ny ankizy, de rehefa bevohoka de tezana ny zaza. Ny aty andrenivohitra indray moa efa iaraha mahita ny zava-miseho fa nymifampisipasipa dia efa mahazatra. Fa ny tena zava-doza dia ny fahitana ireo lehilahy lehibe efa manambady amanjanaka manjono zavavy kely indrindra ireo virjiny amin'ny alalan'ny vola mba hahafahany mahazo fahafinaretana; de mahalana vao misy réactiona ireo ray amandreny.
4. patrick2002 ( 01/07/2008 14:43)
ny detournement de mineur dia olon-dehibe miaraka @ zaza ,raha 19 ans ianao miaraka @ sipa 17 ans dia detournement de mineur izay ,fa raha 17 ans ianao miaraka @ zaza 13 ans tsy detournement izany .
Mbola misy koa ny pedophile ,lalana natao taty aoriana io ka tsy haiko rehefa firy taona ny elanelana no azo atao hoe pedophile ,
Ny pedophile dia mbola mafimafy kokoa noho ny detournement de mineur
Ny ankamaroany firenena dia 18 ans no atao hoe majeur ,misy ny firenena sasany 21 ans no atao hoe majeur
5. nofinofy ( 01/07/2008 15:06)
patrick2002:

Ka raha sanatrian'izany moa, ny zanaka vavy 13 ans (ndeha tsy ataoko hoe anao), no bevohokan'ny bandy 16 ans de inona no atao? ny fahalalako ilay pédophilie aloha dia ireo izay manana fironana ara-nofo amin'ny zazakely(amiko 0-14 taona), fa ny detournement dia tanora (14-15-16-17) mety lahy io na vavy ka nisy namilivily tany ho any(na nisy firaisana ara-nofo na tsia/ na fantatry ny mpanodina ny taonany na tsia).
6. tess ( 01/07/2008 17:24)
ka mbola msamy mineur anie ny 16 ans sy ny 13 ans e! tsy detournement izany fa ditra mila vaha-olana ....raha miaraka mifankatia tsy maninona fa raha manao zazakely anefa tsy ampy taona dia ditra....zakaina ny vokany....
7. nofinofy ( 01/07/2008 17:50)
tess:

ka mbola msamy mineur anie ny 16 ans sy ny 13 ans e! tsy detournement izany fa ditra mila vaha-olana ....raha miaraka mifankatia tsy maninona fa raha manao zazakely anefa tsy ampy taona dia ditra....zakaina ny vokany....

ka ohatry ny misy prison ho an'ny mineur ihany anie ry tess e! ohatra any Antsirabe dia mifanila vody rindrina eo ny fonja ho an'ny olondehibe sy ny akany fanarenana (na fonja ho an'ny ankizy satria misy fombafomba ohatry ny any amponja ao hono). Marina ilay nolazainao hoe ditra ka zakaina ny vokany: amin'ny lafiny iray dia izay tokoa, fa amin'ny lafiny hafa dia mety hametraka olana ihany satria tsy voatery hanaiky izany ny fianakaviana amin'ny ankilany ka eo no tena raharaha. Fa amizao koa anie tsy fantatra intsony ny ampy taona sy tsy ampy taona e! ka izay no nahavoa an-draChki-chki (ilay mpihira malaza aty Dago), ny azy aloha detournement de mineur ka sarotra ny iadiana hevitra amin'ilay cas.

8. ds ( 01/07/2008 21:59)
1) ny détournement de mineur tsy voatery ho firaisana ara nofo amina zaza tsy ampy taona. Rehefa manaisotra zaza amin'ny fahefan'ny RAD-ny dia efa izy :-)
Ohatra hoe ampatorianao ao aminao ilay zaza kanefa tsy manaiky ny RAD-ny.
2) Ny resahina eto angamba, dia attentat à la pudeur (fihetsika mamoa fady) no filaza azy. Izany hoe fametavetana zaza (lahy na vavy) latsaky ny 14 taona na misy herisetra na tsia.
9. nofinofy ( 02/07/2008 05:24)
ds:

Mba azonao hazavaina misimisy kokoa ve ny tian'ny mpanoratra hambara amin'io? manomboka mifangaro ato antsaiko ireto termes telo ireto: attentat à la pudeur-détournement de mineur-pédophilie. De ahoana ny mikasika azy ireo avy manoloana ny lalàna(na any ivelany na eto dago)?
10. aloalo ( 16/07/2008 06:29)
Na tsy misy fametavetana aza fa attouchement na miboridana dia attentat à la pudeur. Raha ao @ tranonao aza enao miboridana kanefa hitan'ny oul ivelany (na dia à travers ny rideaux aza) dia attentat à la pudeur.

Ny pédophile dia ireo marary saina attiré @ zaza, indraindray izy mikitikitika fa miafara @ viol mihitsy. Aretina izy io fa enao v d tokony hahita plaisir @ ty zaza kely mbola manta kely ty ! Hoe atosiky ny pulsion e !!! pfff. Raha misy famereny dia mahatratra any @ 20 ans ny figadrana

Ny détournement de mineur dia ny fiarahanan'ny ampy taona @ ankizy tsy ampy taona. Ny majorité sexuelle eto Frantsa dia 15 ans. ka raha consentie ilay relation sexuelle dia voasazy maivana no azon'ilay majeur (maximum 5 ans). Par contre, raha tsy consentie ilay relation dia lasa agression sexuelle ilay izy (viol zany) dia bebe kokoa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1497