Maninona no mijanona tampoka lay ordi ?????

1. fahamarinana ( 12/08/2007 11:56)
:arrow:Fanontaniana kely fontsiny: Rehefa mandefa ordi aho dia tampoka eo dia maty ilay izy dia mi-redemarre ndray,tsy haiko ny antony,ary tsy misy mouvements ataoko akory anie fa dia tapaka.Za anefa aty france dia tsy misy déléstage ou autres ary taloha tsy nanao toy izany.Mba misy afaka manoro ahy hoe inona no ataoko ve,misy avast ato,cccleaner,spybot koa dia ny firewall dia ny windows ihany no ao fa compliqué lay zone alarm dia nalàko.Dia inona no ataoko,sa ve dia hanao restauration du système ou autre? Mba vonjeo e,fa sady zaza bodo no tena tsy mahay koa.Merci d'avance raha misy afaka manampy ahy.:snif:
2. xxx ( 12/08/2007 12:21)
Efa firy taona no nahazahoanao an'io ordinateur io?
Sa nisy zavatra napetakao t@ny? ohatra mis à jour, logiciel, sns... ?
3. tafita ( 12/08/2007 13:26)
Misy virius fa tandremo
4. diamondra27 ( 12/08/2007 15:04)
sao de misy mi-pirate ihany koa fa tandremo , asio mot de passe ny ordi vao misokatra
5. fahamarinana ( 12/08/2007 18:11)
Mbola tsy feno heritaona akory ilay ordi,tsy nanao M A J fa efa automatique moa iny fa ni-telecharger zavatra aho dia tsy naninona fa no-remarquer-ko fontsiny hoe quelques heures après angambany.
Teana tsy nanisy mot da passe marina aho aloha an,tokony ho ataoko zany ve io aloha.Aza gaga fa mbola zaza bodo oah an,mbola nendra be.
Ahoana no ahafantarako hoe misy virus,inona no ataoko ary aloha fa tena very e,ilay izy anie tsy tapaka foana fa misy androny dia tapaka eo fontsiny dia mi-redemarre ho azy eo.Merci de me conseiller.
6. Fiffi ( 12/08/2007 19:14)
heu....nga tsy misy anti-virus ? aingana io kalou no tokony hatao prioritaire....
7. SHOAN ( 12/08/2007 19:36)
mety hoe mafana fotsiny izy kah ! :-D sa ?
dia bizourk daholo ary ô:-*:-*:-*
8. Fiffi ( 12/08/2007 19:49)
an3 kah ! ny pc-ko efa nanao an'io .....nisy virus kay ! :{:{:{
9. menalamba ( 12/08/2007 20:55)
Viriosy izany ry isé an!Ny fanafodiny tsara indrindra dia ny mamerina mametraka ny "système"no haingana sy tsara indrindra dia madio tanteraka ny ao anatiny.Adikao @ zavatra hafa izay tianao hotazomina ao anatiny dia fafao daholo anyny sisa.Ny ahy efa tratran'io,tsy nety novonoina indray ilay izy ,nojerena t@ anti-viriosy ka 32 bé izao ny kongona tao :evil:Izay no hitiavako "Mac" tsy mipempo @ izany:^)...
10. niryna ( 12/08/2007 21:23)
Ny anao izany mila anti-variosy ,ny ahy ny fahatra mihitsy no misy mamafa ary fotsibe daholo ilay hafatra nalefan'ny olona araka ny halavany.Ny ankizy mimenomenona hoe tsy mamaly kanefa inona moa no valiako eo rehefa tsy hitako ilay hafatra?Izaho anefa afaka mandray anjara any an-kafa:cry:
11. Vaika ( 12/08/2007 21:31)
fahamarinana : raha mety ho virus tokotrany de eto atao scan raha internet explorer no ampiasainao
http://www.secuser.com/antivirus/
raha firefox de eto :
http://fr.trendmicro-europe.com/consumer/housecall/housecall_launch.php
Mety ho ny prise koa no misy tsy mipetaka tsara ao anatiny ao : jereo ihany
Na ny disque dur no misy défaut : azo tsohahana de entina any amin'ny mpanamboatra azy (vérifier-na)! Matetika rehefa ny disque dur dia raha tsy rehefa mafana ilay pc vao tsy mipika tampoka tsony.
Ny toro-hevitra azo omena anao de mandehana amin'ny forum i zébulon na assiste.com
Assiste.com no tena tsara de apetraho ao daholo ny fanontaniana manitikitika ny sainao (vakio tsara daholo ny charte fa misy code ilay forum io ka mila mahalala fomba tsara raha tianao hahazo valiny eo no eo ihany ianao)
Alohan'ny handefasanao log am io forum io de tsy maintsy manao fanadiovana tanteraka ny pc aloha : taper-ho am google "la manip assiste.com" de araho tsara daholo.
Fanontaniana : taiza moa ianao (site ?) no ni-télécharger Avast ? Raha tsy tao am site officiel de mety ho izay no sompitry ny olana.
Mazotoa
12. xxx ( 12/08/2007 23:34)
Vahaolana anankiray koa raha toa ka tsy mety velona mihitsy ilay ordi (raha te hanao économie ianao), de "booteo" amin'ilay cd d'installation windows raha io no système ampiasainao.

http://www.commentcamarche.net/faq/sujet-6809-reparer-windows-xp manazava an'izany tsara kokoa.

De rehefa vita de ataovy daholo ireo nolazain'i vaika ireo.

Fa na dia izany aza tsara verifiena koa raha ilay "boite d'alimentation" no misy simba na ny zavatra hafa ao @ilay ordi toy ny "barette mémoire" (soloina raha mahita, na ovaina place), sns...
13. xxx ( 13/08/2007 00:18)
http://support.microsoft.com/kb/166454/FR/
http://support.microsoft.com/kb/69013/FR/

Sao de mahaliana anareo
14. DotMG ( 13/08/2007 06:15)
Tena sur aho fa RAM izany. Ny RAM @ izao fotoana efa tena fotaka daholo. Na any France aza.
15. fahamarinana ( 13/08/2007 08:50)
Merci bcp a tous
Fiffi :Misy avast kah,manao scan isan-kerinandro aho,ny zavatra remarquer-ko fontsiny dia ny D/ preload misy fichiers,images etc...angambany tsy voa-scanner-ny ,par contre ny résultat de scan dia tsy misy virus ni-infecter hoy izy.
Vaika :Tao amin'ny clubic.com no ni-telecharger-ko ilay avast tamin'izany andro,sinon azoko atao ve ny mi-desinstaller azy dia mi-telecharger vaovao dia hampiova zavatra ve zay aloha au moins? Tsy misy soratra hoe misy virus tsinona koh,na am spybot aza tsy misy olana hono,dia tsy haiko ntsony fa dia ho jereko daholo ireo nolazainareo ireo dia misaotra betsaka anreo rehtra fa tena manampy be ny hevitra omenareo ahy e.
Andriamanitra hamaly azy e.
Firefox ve tsy misy virus par rapport amin'ny I E7 ? zay manko no henoko taloha fa asa,
Lay izy tsy hoe tsy mety velona fa nisy andro tonga dia maty teo dia ni-redemarre ho azy après,ary indroa mandeha fa zao dia ok,zay no tsy azoko mihintsy.Fa nisy antivirus foana hatrizay kah,noton tam nividianana azy dia avy eo nataoko avast fa lafo loatra lay vidina,hi!hi!hi! nefa zay tia kely ihany no voa angambany,asa tokony nividy ve dia complet satria ny avast hono tsy complet,ahoana ny hevitrareo amin'io, inona no tena tsara sy complet nefa gratuit? mi-demande zavatra be loatra za o? sady nendra no tsy te hiala vola.
:arrow:(l):-* daholo e
16. Vaika ( 13/08/2007 16:38)
fahamarinana : :-w clubic ? Avast manana site officiel : avast.com, ireny site ireny (clubic ohatra, hafa tsy assiste.com no tsy mivinany mihintsy) dia mampiditra charges hafa ankoatry ny charges utiles fa tandremo ! Tsy gratuit tsony io (avast) ny fijeriko azy (sa ...?). Raha efa payant avast de mazava ho azy fa efa tsy ampy atao ho fiharovana intsony ka aleo maka hafa.
Ny conseil-ko : antivir : antivir personal classic no anarany fa sao zavatra hafa indray no télécharger-nao ! (site officiel : avira !!!)
http://www.free-av.com/
Aza taitra raha tsy dia be fonctions izy io fa matanjaka tsara ihany. Ny antivirus de araka izany anarany izany antivirus fa tokony tsy hanana fonctions hafa anti-spywares etc.., tsara noho i avast io antivir io !
Alefa en mode sans echec ny fanaovana azy dia tonga de esoriny i avast raha tianao (2h eo ho eo ny scan voalohany) dia anajranao ny manala ny ambiny fa tantara hafa indray iny.
Ity ny fi-paramétrer-na azy (raha tsy paramétrer tsara ny antivirus dia mampidi-doza indray fa tandremo.
http://speedweb1.free.fr/frames2.php?page=tuto5
17. Vaika ( 13/08/2007 16:52)
fahamarinana : tsy ampy ny mi-scan am ny antivirus-nao ampio scan online :
http://webscanner.kaspersky.fr/kavwebscan.html
http://www.pandasoftware.fr/Activescan/Activescan.html
http://support.f-secure.fr/fra/home/ols.shtml
http://www.secuser.com/antivirus/

pour firefox :
http://fr.trendmicro-europe.com/consumer/housecall/housecall_launch.php

Dia eo ny valin'ny we in no mahasamy hafa an'i firefox sy IE 7 :
Firefox : Tout simplement le meilleur navigateur. Firefox est un navigateur Internet libre, gratuit et open source développé et offert par la Fondation Mozilla. Strictement conforme aux standards du Web, moderne, extrêmement convivial, innovant, sécurisé et rapide. Ouvert à d'innombrables extensions. Sucesseur avantageux beaucoup plus convivial, fiable et sécurisé que Internet Explorer qu'il remplace. Firefox est le complément naturel de Thunderbird, le courrieleur de la Fondation Mozilla, successeur d'Outlook et Outlook Express. Très réactif et multi-plate formes. Le couple gagnant Firefox + Thunderbird est le remplaçant du couple infernal et périmé Internet Explorer + OutLook (ou OutLook Express). Quant à Internet Explorer 7 (la dernière version de ce navigateur infernal avec ses ActiveX, ses BHOs et ses failles fabriquées en flux continu) et Windows Vista dans sa totalité, ils sont rejetés par les utilisateurs qui souhaitent retourner à Windows XP (lire, par exemple, "Microsoft va faciliter l'utilisation de XP à la place de Vista" du 30 juin 2007) sans pour autant utiliser Internet Explorer 6 et ses failles tout aussi nombreuses et non corrigées que dans sa version 7.(assiste.com)

Farany :
Betsaka tokoa ny programmes, logiciels de sécurité gratuits ary tena tsara ! Mahaiza fotsiny mifidy !!!
Mbola averiko ihany fa "assiste.com" irery no site azo hitokisana raha mila vonjy na renseignements ianao !!!
Mazotoa
18. Vaika ( 13/08/2007 16:58)
Fahamarinana : info farany :D
Nisy cas hono nitovy am ny anao io. Mirehitra de maty de mirehitra ho azy indray avy eo.
Ny antony : nisy fil may tao am condensateur (???)de niantraika hatram le disque dur (voatery nosoloina :-D ).
Ny fanafodiny : nividy bloc d'alimentation (ventilo etc..) ....30 € !!!:D

Dia miala tsiny raha nidongy micro be za androany fa mba nizara expérience kely fotsiny.
:-D:-D:-D
19. fahamarinana ( 13/08/2007 17:39)
Merci bcp vaika,aiza no ahitàna io bloc d'alimentation io,efa misy ilay prise antifoudre anie lay izy sa tsy misy dikany iny? inona no anrany any am mpivarotra,am fnac ve misy sa tsia fa io no haiko manko,aty ambanivohitra e.Merci pour tout an,super gentils daholo nareo ato.angamba tsy hanadala intsony aho fa dia mazava e
20. Vaika ( 13/08/2007 19:18)
fahamarinana :
taper am google : "bloc d'alimentation pc".
Efa ho an-dry zareo experts ny mikasikasika any. Fa ny azonao ato fotsiny de ny manokatra ny tour de mijerijery kely fa sao misy fil may tokotrany.
Mbola mandeha ve ny ventilo anao io rehefa mi-allumer pc ohatra ?
Fa araky ny voalazan'ny namana tetsy ambony de vérifier-ho tsara aloha sao de misy virus tokoa ka sao de tsy ny matos no simba.
Raha tena mbola sahirana de ity misy tuto kely tsotsotra hanadiovana pc :
http://speedweb1.free.fr/frames2.php?page=securite9
De tsipihiko dieny eto fa misy programme kely milay be tokony télécharger-na de graver-na am CD. Raha sendra maty tampoka ny pc de io no hamelomana azy am bouche à bouche hihihihihi (efa misy ny momba an'io ihany voalza am le tuto)
http://telechargement.zebulon.fr/zeb-restore.html
Dieny mbola mandeha ny pc de ataovy de côté haingana io.
Momba ny mpivarotra matériel pc. Zany misy fnac zany ve ho ambany vohitra e. Matetika am reny centre commercial ireny misy mpivarotra matos mora, ohatra : PC City etc...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3783