Maninona no mijanona tampoka lay ordi ?????

21. fahamarinana ( 14/08/2007 14:30)
:arrow:Vaika,merci bcp,hojereko daholo sy ataoko ireo natoronao ireo.Mankasitraka e.Tsy hita ntsony zay ho lazaina fa merci et merci anareo rehetra nanoro hevitra ahy teto.=D=D^:^^:^
22. ikaretsaka ( 14/08/2007 15:04)
dia amin'ny manaraka
http://www.apple.com/fr/getamac/ads/
23. fahamarinana ( 14/08/2007 15:58)
ikaretsaka:

dia amin'ny manaraka
http://www.apple.com/fr/getamac/ads/

Ka lay mac anie lafo be e,marina!

24. fetrakens ( 16/08/2007 10:11)
Andramo reinstallé(na) ny système fa zah kou efa tratran'izany mitovy mantsy ny Cas nahazo ny machine-tsika.
25. fahamarinana ( 16/08/2007 10:19)
avy ni-ré-installer-na ve dia nandeha tsara?lasa saina manko aho sao tokoa dia resaka bloc d'alimentation araka ilay resahan'i vaika tery aloha.
26. diamondra27 ( 16/08/2007 20:03)
:arrow:fahamarinana: tena voa ndray koa ny ordi-ko
grrrrrrrr efa Plusieurs fois zao
tondé tapaka ho azy
tonde lasa fotsybe ndray ny ecran,grrrrrrrrrr

mety tsy tafa tsony eto ndray zany atsy ho atsy fa en panne

aleo aloha alaina doly marina ze zavatra important retra

de merci ho an'ny mpanoro hevitra sy mon professeur adoré

27. fahamarinana ( 16/08/2007 20:14)
Diam's : Dia mitovy aretina zany isika roa,ny ahy teo tapaka dia nadeha dia avy teo ecran noir dia zao ndray mandeha.Leo be,tsy hay intsony zay atao ,ny tena rahateo tsary mahay tsara ity zavatra iray ity fa dia soa misy mpanoro dia hanao toa andry koa,hanao sur cd zay tena tsy foy e:sary,hira,sns azo avotana dia hita eo ndray
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3218