Didy Alpha
![](https://avatar.serasera.org/0f218baead8f2fee31c687b8436c641d.jpg)
1. fahamarinana
(
20/04/2009 10:35)
Mba fangatahana monja o ! Mba misy hira tiako sy henoko ao amin'ny rvg isa-maraina iny anie e : Didy Alpha no mihira azy dia " izaho mbola tsy miova " ny titre-ny,raha mba afaka misy mametraka eto re ny tonony e!Tsy mety arako ny fandikana ny tonony fa revo mankafy ilay feony koa manko rehefa angatahana ilay izy !hihi ! Dia misaotra mialoha anareo rehetra afaka manao izay ! :-* (l)
novalian'i diamondra27 ny 22/04/2009 20:20
![](https://avatar.serasera.org/f41aa2509210034d54b264accf5fa3cd.jpg)
2. ni81
(
20/04/2009 11:47)
ZA MBOLA TSY MIOVA
Fa zà mbola tsy miova
Fa mbola tia Anao foana e
Na be aza ireo manenjika ahy noho Ianao
Zà mbola tia
Ny foko manontolo afoiko ho Anao daholo
Tsy misy tambiny
Satria navotanao maimaim-poana aho
Zà mbola tia
Na fefifefena aza aho mbola tia
Tsy miova ny foko sy ny fitiavako
Fa ho Anao irery ihany hatr@ zay sy ho mandrakizay
Na mafy sy mafaitra aza ny manjo
Tsy kivy tsy ketraka aho manana anao
Tiarovako fitiavako fiainako mandrakizay
Fa zà mbola tsy miova
Fa mbola tia anao foana e
Na be aza ireo manenjika ahy noho Ianao
Zà mbola tia
Ny foko manontolo afoiko ho Anao daholo
Tsy misy tambiny
Satria navotanao maimaim-poana aho
Zà mbola tia
Ny fiananay gasy Tompo o marary
Mijaly mosary mpihatsaravelatsihy
Manao tsindrio fa lavo sy tia tena ary miavona am-po
Mivavabava-poana ny ankamaroanay
Ka faly mitsikera ny fiainanan’ny hafa
Ny vavako asandratro toriko ho an’izay gasy izay
Fa zà mbola tsy miova
Fa mbola tia Anao foana e
Na be aza ireo manenjika Ahy noho Ianao
Zà mbola tia
Ny foko manontolo afoiko ho Anao daholo
Tsy misy tambiny
Satria navotanao maimaim-poana aho
Zà mbola tia
Fa zà mbola tsy miova
Fa mbola tia Anao foana e
Na be aza ireo manenjika ahy noho Ianao
Zà mbola tia
Ny foko manontolo afoiko ho Anao daholo
Tsy misy tambiny
Satria navotanao maimaim-poana aho
Zà mbola tia
Fa zà mbola tia , zà mbola tia
Tsy miova mandrakizay doria
Satria navotanao maimaim-poana aho
Zà mbola tia
Zà mbola tia, zà mbola tia
Tsy miova mandrakizay doria
Satria navotanao maimaim-poana aho
Zà mbola tia
Fa zà mbola tia, zà mbola tia
Tsy miova mandrakizay doria
Satria navotanao maimaim-poana aho
Zà mbola tia
Fiarovako fitiavako fiainako mandrakizay Ianao
Ny vavako asandratro toriko ho an’izay gasy izay
:-* ankafizo ary e

![](https://avatar.serasera.org/11357611cb1b43ff3138d1eba068644b.jpg)
3. hery
(
20/04/2009 12:00)
fahamarinana>
Taditadiavo ao amin'ny tononkira.serasera.org ihany ho'aho ny tononkira :-)
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=5403 izao io
Taditadiavo ao amin'ny tononkira.serasera.org ihany ho'aho ny tononkira :-)
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=5403 izao io
![](https://avatar.serasera.org/0f218baead8f2fee31c687b8436c641d.jpg)
4. fahamarinana
(
20/04/2009 12:24)
:arrow: merci ni81 tsy foy !mankasitraka akia !
hery : eka sefo o ! eka sefo o! diso e! mbola tsy zatra mijery ao kouh! (l)
hery : eka sefo o ! eka sefo o! diso e! mbola tsy zatra mijery ao kouh! (l)
![](https://avatar.serasera.org/f41aa2509210034d54b264accf5fa3cd.jpg)
5. ni81
(
20/04/2009 12:54)
Taditadiavo ao amin'ny tononkira.serasera.org ihany ho'aho ny tononkira:-D :-D bedy faha!
Jereo eto izao io
Zà koa aza tsy nijery hoe efa nisy an'io tao teo knou! :lol: :lol:
![](https://avatar.serasera.org/0f218baead8f2fee31c687b8436c641d.jpg)
6. fahamarinana
(
20/04/2009 12:58)
:arrow: menatra be fa bedy foana hatraty ka hatrary ! njekaiky o ! Ka tena tsy zatra misavasava any an'anona any anie e! Ary za aza mba niezaka nandika fa tsy naharaka koa kay izy ity efa ela no tato !
Efa ho hendry amin'izay kah ! Ary ihomehezanjy ve akia za lé ? njy an ! (l)
Efa ho hendry amin'izay kah ! Ary ihomehezanjy ve akia za lé ? njy an ! (l)
![](https://avatar.serasera.org/f41aa2509210034d54b264accf5fa3cd.jpg)
7. ni81
(
20/04/2009 14:09)
:lol: zà tsy nahalala dia namokovoko nandika, dia be diso indray rehefa vita dika ilay hira satria tao @ word no nanenjika nandika azy dia tonga dia nanao correction automatique ndray koa lé izy , dia mbola naverina nodinihina ny mot tsirairay. Fa dia aleo hihomehezana fotsiny e! :-D
![](https://avatar.serasera.org/6fdb0e81d38d3fe451fd3365fce12bc7.jpg)
9. Koditra
(
21/04/2009 18:56)
Ni81 : Izy ndray alo dé diksionera mandende ra resaka hira e! :-* :-*
![](https://avatar.serasera.org/f41aa2509210034d54b264accf5fa3cd.jpg)
10. ni81
(
21/04/2009 19:02)
Ni81 : Izy ndray alo dé diksionera mandende ra resaka hira e!vao nenjehana io e! :lol: :lol:
![](https://avatar.serasera.org/f41aa2509210034d54b264accf5fa3cd.jpg)
14. ni81
(
22/04/2009 12:39)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/didy+alfa/video/x5w2bx_didy-alfa-za-mbola-tsy-miova_music
![](https://avatar.serasera.org/0f218baead8f2fee31c687b8436c641d.jpg)
15. fahamarinana
(
22/04/2009 12:52)
diamondra:
faha:isaky ny am firy zany no mande mbo henoina e!
:arrow: F'angaha hoe isaky ny amin'ny firy fa za no mangataka azy isa-maraina ao amin'ny rvg,ilay ataoko hoe mety hisy leo ve zao ireo mpiheno hira ao ireo amin'ny farany ? :wink:....Ka tena tiako na ny tonony na ny feony ary fa tsy hoe manao tia vao akory !
Koditra: i ni81 ndray akama tsy foy sady mahita vaha-olana foana ,hihi (l)
![](https://avatar.serasera.org/0f218baead8f2fee31c687b8436c641d.jpg)
16. fahamarinana
(
22/04/2009 12:55)
:arrow: ni81 :adinoko ny nisaotra ilay video akia a,mankasitraka an sady izay vao hitako koa !Ampidiriko ary e!!!!!! (l)
![](https://avatar.serasera.org/f41aa2509210034d54b264accf5fa3cd.jpg)
17. ni81
(
22/04/2009 15:48)
Koditra: i ni81 ndray akama tsy foy sady mahita vaha-olana foana ,hihi:-* aza dia dokafana fa sao manitsaka e!
Tsisy fisaorana kanjo e!
![](https://avatar.serasera.org/0f218baead8f2fee31c687b8436c641d.jpg)
18. fahamarinana
(
22/04/2009 15:59)
:arrow: ni :ka haiko fa na ho dokafako aza tsy hanitsaka mihintsy ! :wink: (l)