sos fa tsy mandeha rvg o !!

1. fahamarinana ( 13/07/2009 08:14)
:arrow: Tsy haiko na ato na informatika fa dia eto aloha no napetrako an !
Sorena be sy malahelo fa hatramin'ny zoma dia tsy mandeha ny rvg-ko nefa ny namana maheno daholo !...mba vonjeo raha misy mahay !Tahak'izao ny zava-nitranga isak'izay manokatra rvg aho :
le serveur ne trouve pas le nom d'hote"rvg" via le serveur dns...
efa nalana ny cable internet,natao m a j dia no redemarrer-na ,natao reboot dia tsy tafa,natao hard reboot ny boitier(free ny connex-ko) fa ehe !
Omaly ndray,nisokatra 1sy8 fa rehefa hiheno dia ilay lecteur windows ndray no manondrana fa tsy ampy memoire !Ny connection-ko nefa mandeha tsara be na aiza na aiza afatsy rvg ihany !
Ny voatsikaritro monja dia avy nanao nettoyage de disque tahaka ny mahazatra aho no nanjavona ilay izy,asa raha misy ifandraisany na tsia,nefa moa tahaka izay hatrany no fanaoko isankerinandro ! cc cleaner no ampiasaiko tamin'io,tsy ni-cocher zvtr tsy izy fa izay efa fanao mahazatra koa no natao !
Na miditra vavahady sera io na miditra rvg avy ao am forum na avy aiza dia ireo no zava-miseho !
Na tonga dia hoe : internet ne peut pas afficher nefa ny connection lafatra tsara be !
Mba misy afaka manoro ve ! Misaotra mialoha e :( (l)
2. ni81 ( 13/07/2009 08:26)
Slt!
Hitako no tsisy hira nilahatra mihitsy ange tao e! :) Tsy mimémé loza a an! Sao tezitra eo fa :-* klou.
3. fahamarinana ( 13/07/2009 09:46)
:arrow: hihi ! tena tsy tafa hatramin'iny zoma tsika roa niresaka iny e,nataoko daholo izay kely takatra ny saiko fa tsy afaka hatramin'izao !Angamba tsy ho afaka intsony koa ! :( (l)
4. hery ( 13/07/2009 10:01)

Mandehana eo amin'ny Ouvrir URL

dia apetraho ao ny http://stream.radiovazogasy.com:8001

Mihainoa finaritra
5. fahamarinana ( 13/07/2009 11:15)
:arrow: hery :misaotra e,andraso ndray ary jerena aloha !Fa izao aloha ,za anie efa lazaiko fa tsy mahay ,dia aiza indray no hahitako ilay url io ? eto am i e sa aiza ?
Matiko izay mihomehy eo an ! :( (l)
6. ni81 ( 13/07/2009 11:17)
7. hery ( 13/07/2009 11:26)
fahamarinana> Oups... lasa sarotra be indray raha izany :-)

Fa rehefa miditra ao amin'ny site-n'ny radiovazogasy ianao http://radiovazogasy.com dia misy soratra etsy ankavia etsy hoe Ecouter en live dia misy boutons anakidimy eo


Andramo tsindriana sy sokafana tsirairay ireo dia jereo izay mandeha amin'ny ordinateranao.



Nahitsin'i hery
novalian'i hery ny 13/07/2009 11:27
8. fahamarinana ( 13/07/2009 11:40)
:arrow: hery o : ka za anie tsy mety tafiditra ao amin'ny pejin'ny rvg mihintsy e,vao miditra ao za dia hoe ,internet ne peut pas afficher cette page web...dia asainy manao diagnostic dia rehefa atao io dia tsy misy olana ny connection-ko nefa koa tsy misokatra i rvg ,ny sites ambiny ok daholo ....raha serasera zany no resahako !
ni81 :ehe !dia ho tavela raika avao eto za ity an ! :( (l)
9. ni81 ( 13/07/2009 13:41)
ni81 :ehe !dia ho tavela raika avao eto za ity an !
tsy hitako izay anoroana andry akia fa dia miala tsiny :? :-*
Efa nisy toy izany koa ny anay tokony ho tapa-bolana lasa izay, fa ny site rehetra no tsy afaka nidirako. Ny antony kay dia tsy nisy réseau mihitsy taty fa zà no draba tsy nahalala teto.
10. fahamarinana ( 13/07/2009 14:37)
:arrow: ni : ka ilay izy rahatoa ka hoe tsy misy reseau dia tsy olana fa ny rehetra tsy ho afaka aho fa ity mandeha aby fa i rvg no manadary !Dia hoe voasazy koa ve !Mahasorena fa dia eto zany kouh ! Da manina ny namana ao za io an,mapamngy ao e!.. :-* (l)
11. xxx ( 13/07/2009 15:25)
non...tena tsy mandé mintss le radio...

Erreur!
Impossible de trouver le serveur distant

Vous tentez d'accèder à l'adresse http://radiovazogasy.com/, actuellement injoignable. Assurez-vous que l'adresse web (URL) est écrite correctement puis tentez de recharger la page.
Assurez-vous que votre connexion est activée et vérifiez si d'autres applications utilisent la méme connexion.

copieko tsirairay ireo lien ireo fa io Impossible io foana no misoratra ... de le poste hafa am wifi koh tsy mahazo.... :(
12. hery ( 13/07/2009 15:28)
Andramo hoe raha mahasokatra http://malagasy.fr/

Raha tsia dia bloké any aminareo ny IP-n'ny Radiovazogasy
13. fahamarinana ( 13/07/2009 16:42)
:arrow: hery : tsary metyyyyy ! Dia karaha bloqué aty aminay tokoa fa lazainy hoe misy zvtr tsy manjary ao dia tsy mahasoa ! Inona no mahatonga an'izay ? Dia inona no vaha-olana sa va re dia ho voahozona tsy aheno rvg koa zahay ity ! Sa ilay FAI koa no mi-bloque fa bobaka loatra ny connection-ko ao amin'ny rvg ?
xxx: mitovy aretina isika sy ianao zany ! :(
Dia ahoana zany sisa ny amiko zao ? ho raharaha ngoavana an ! =(( (l)
14. xxx ( 13/07/2009 17:31)
hery:

Andramo hoe raha mahasokatra http://malagasy.fr/

Raha tsia dia bloké any aminareo ny IP-n'ny Radiovazogasy
io kalou de misokatra tsara Hery an !

"La radio qui appartient aux auditeurs. Chez radiovazogasy.com, ce sont les auditeurs qui choisissent les chansons."

de ensuite ? liste hira en attente sy io voasoratra io ambony io fotsiny ny ao....de ahoana no fihenona an'le radio ?

......de am le poste wifi satria manana an'io zah de tsy mandé koh !


:( :( :(
15. fahamarinana ( 13/07/2009 17:41)
:arrow: xxx: ka tahak'izay koa ny ahy fa tsary mandeha ny liste sns ....na wifi na ilay raika ny ahy tsy misy mety e ! Tsy misy afaka henoana ny liste ! :? (l)
16. fahamarinana ( 13/07/2009 20:11)
:arrow: manana alalana angaha ny FAI manakana ahy tsy hiditra rvg dia inona no atao ? manoratra ,mi-tel any dia inona no argument entina amin'izany ndray ?...connection illimitée ve dia azo sakanana ny ip n'ny rvg ? normal ve zany o ?
Sa misy fika hafa tsy takatry ny saina tokony atao aloha ? :?
xxx:raha mahita tetika hafa ianao dia aza adino ny manoro ahy an ! :lol:
Dia miandry hevitra hafa ndray rahatoa ka misy o ! :snif: (l)
17. ni81 ( 13/07/2009 21:03)
Ntsooo mampalahelo mihitsy ty namako ty marina! Rehefa mody ve nareo tsy ahazo ilay rvg e? Sa ahoana tsara? :-* :-* :-*
18. fahamarinana ( 13/07/2009 22:22)
:arrow: dia mandeha indray ilay rvg amin'izao amin'ny minuit sasany zao e! ouéééééé ! Misaotra izay nanamboatra ,tsy haiko na sefo na ny inona fa dia tafaheno ndray i Faha e! :-* :-* :D (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3182