hebergement-na audio. : fomba ahazoana rohy miafara @ .wav

1. Tokinao ( 13/08/2008 19:18)
Manaona daholo.
Mba atoroy site "fanaovana upload ary ahafahana mahazo adiresina audio" ange ô. Betsaka ihany ny site ahafahana mi-upload fichier audio. Fa ny olako dia ny mikaroka ilay adiresin'ilay hira (ilay adiresy tena miafara @ .wav).

Tiako asiana player-na audio manko ao @ blaogiko e :).

Ny rohy tadiaviko 'zany dia ilay manana endrika toy izao :
www.IlayServeur.com/.../hira.wav


msôtra daholo e

novalian'i Tokinao ny 31/08/2008 08:55
2. Tokinao ( 13/08/2008 19:31)
site iray hitako izao dia ny "pane_._archive-host_._com" http://panel.archive-host.com

Fa sao mba mahalala hafa koa ianareo :)
3. Herimiafina ( 13/08/2008 20:02)
Tsy azoko loatra ilay tena tadiavin'i Tokinao. Site hi-stocker-na hira ve, dia avy eo azahoana adiresy atao ao amin'ny blog sa hira tonga dia henouina directa ao amin'ny blogy, izany hoe ny blaogy mihintsy no volena lecteur iray sy hira maromaro? :wink:
4. xxx ( 13/08/2008 20:14)
Tokinao toa manana free koa, sa tsia moa ? :-P

:-D :-D :-D
5. Herimiafina ( 13/08/2008 20:25)
Ity misy rohy iray, dia mazotoa leisy ry akama an!
http://www.leblogquigratte.fr/2008/02/18/comment-diffuser-de-la-musique-sur-votre-blog/
6. Tokinao ( 13/08/2008 20:47)
xxx> ie
herimiafina > tsy dia azonao tokoa. izaho angamba no tsy mahay manazava. ilay code html momba ilay lecteur efa ananako ny toerana ametrahako an'ilay hira mihitsy no manahirana ahy.

Kely daholo tsinona ny "taille de fichier" eken'ny mpampiantrano (site d'hebergement. Ary betsaka ny tsy maneme mivantana an'ilay "lien" miafara @ .wav.

io natorokoa etsy ambony io 'zao dia 40Mo fotsiny ny hira azo apetraka ao nefa ny hira wave-ko anakiray efa 33Mo. Nefa io no mba hany haiko fa manome ny lien http miafara @'ilay nom de fichier-ko (*.wav)


Misaotra e
7. lohabe ( 13/08/2008 21:02)
Miala tsiny aloha raha misavoana kely.

Inona no antony ilavana azy ho .wav raha tsy mahadiso? Diffusion sur internet izany ve tsy ny taille no kendrena ho ambany voaloha?

Raha resaka edition sy qualite indray, zip-split-email.
8. Herimiafina ( 13/08/2008 21:06)
Izay mihintsy maninona raha tsy converti-sser-na klou ilay fichier mba hidina ny habeany dia manova lecteur afaka mamaky fichier maivamaivana. :^)
9. hery ( 14/08/2008 11:59)
tokinao> raha manana free araka ny nolazain'i xxx dia azo ampiasaina ny espace ao amin'ny free.fr hitehirizana sy handefasana fichier wav. Asa aloha.

Fa tena ratsy tokoa angaha ny feo raha ovaina mp3 ?

10. Herimiafina ( 14/08/2008 14:20)
Raha izaho i Tokinao dia avadika .ogg ny hira, ny .ogg koa mantsy maivana. Ny amin'ilay rohy indray dia misy amin'ilay rohy nomeko io ambony io na koa rapidshare raha liens no ilaina, saingy toa lien fanaovana telecharcgement fotsiny fa tsy url afaka vakian'ilay lecteur directa. :^)
11. Tokinao ( 31/08/2008 08:55)
lohabe:

tsy ny taille no kendrena ho ambany voaloha?
Raha resaka edition sy qualite indray, zip-split-email.

Herimiafina:

maninona raha tsy converti-sser-na klou ilay fichier
hery:

azo ampiasaina ny espace ao amin'ny free.fr hitehirizana sy handefasana fichier wav. Asa aloha. Fa tena ratsy tokoa angaha ny feo raha ovaina mp3 ?
Herimiafina:

Raha izaho i Tokinao dia avadika .ogg ny hira, ny .ogg koa mantsy maivana. Ny amin'ilay rohy indray ... rapidshare raha liens no ilaina.

Mazava tsara daholo ireo teneninareo ireo fa dia misaotra indrindra. izany hoe : hataoko mp3, na .ogg ilay izy dia andramako ataoko ao @ free, na rapidshare. Ilay resaka "zip-split-email" moa dia mbola tsy fahenoko fa hokarohiko koa ny momba azy io.
>>>Hery : Tsy ratsy ny mp3 fa henoko hoe misy very fotsiny ilay feo rehefa atao mp3. Fa aleo tokoa aloha atao mp3 e.

mankasitraka e :)



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2828