vidéo dailymotion mahafinaritra ho an ireo izay tia SAKA

1. Tokinao ( 01/05/2007 11:02)
http://www.dailymotion.com/video/x1az7h_funnycat984651 ry cutie sy ny namany a! :)
novalian'i sympa ny 10/05/2007 17:47
2. Fiffi ( 01/05/2007 13:22)
tapatapaka be le izy de tsy hita hatram-farany...
3. cutie ( 01/05/2007 15:46)
ny ahy tsy tapatapaka nefa
hihihihihi
merci tokinao fa tapaka ny tsinaiko :-D:-D:-D:-D
4. Fiffi ( 01/05/2007 16:53)
cutie: ny aty aloha de tena zara fa mahita satria tapatapaka be le izy...:( de aleo nijery an'ity sakakelin'i cutie ity indray aloha...
5. Stretch ( 01/05/2007 18:56)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img526.imageshack.us/img526/4418/4f4e92ca21hct5caew9trictc0.jpg[/IMG][/URL]

kay tkony mou cutie le ti saka a !

fiffi> tondé ataon'ito sakako ito ray mbava ny sakan-dry :-D
6. nathie86 ( 02/05/2007 15:26)
Fiffi:

cutie: ny aty aloha de tena zara fa mahita satria tapatapaka be le izy...:( de aleo nijery an'ity sakakelin'i cutie ity indray aloha...


mafatifaty kely ialy saka antsay e
7. Stretch ( 02/05/2007 19:54)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img233.imageshack.us/img233/1615/standardmh8.jpg[/IMG][/URL]
8. xxx ( 06/05/2007 17:46)
9. cutie ( 06/05/2007 21:13)
lol
ry xxx zany koa tena tsy ao mitsy :-D
10. Tokinao ( 08/05/2007 19:47)
de tena mahita sary mahafinaritra nareo 'ka :).
11. cutie ( 08/05/2007 19:51)
tokinao :-D:-D:-D:-D
12. sympa ( 10/05/2007 17:32)
xxx:




ory xxx an :!: tsy ho faty doly ve ny eo anoloana @ izao kle :!::-D:-D:-D:-D

Mahafinaritra be doly ilay sary ;-);-);-);-)

Ra Fiffi an :!: mitovy ihany isika, ny ahy izao tapatapaka bbbb mintsy koa de tsy mety hita hatr@ farany ilay vidoe gagy ntsaka :snif::snif::snif:


13. sympa ( 10/05/2007 17:47)
xxx:




ory xxx an :!: tsy ho faty doly ve ny eo anoloana @ izao kle :!::-D:-D:-D:-D

Mahafinaritra be doly ilay sary ;-);-);-);-)

Ra Fiffi an :!: mitovy ihany isika, ny ahy izao tapatapaka bbbb mintsy koa de tsy mety hita hatr@ farany ilay vidoe gagy ntsaka :snif::snif::snif:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0448