Iza no tian ity hira ity

1. Lalah ( 29/01/2007 04:03)
http://www.dailymotion.com/visited/search/Simon%2Band%2BGarfunkel/video/x5wb7_simon-garfunkel-the-boxer
io
répondu par Lalah le 30/01/2007 02:05
2. Papoose ( 29/01/2007 08:03)
mahaleo vozah :D tsara ka!raha olona tezitra be ka maheno an'izany mety ho tony ihany!!:wink:
3. maso ( 29/01/2007 09:34)
Misaotra betsaka ry Lalah fa za ko tena tia be ny hirandry zareo ireo :-*
4. Lalah ( 29/01/2007 18:35)
maso a! roa zany tsika no tian io, anadao hanao boxe kely ary e
5. andry08 ( 29/01/2007 19:06)
zah nividy ilay dvd mihintsy misotra!
Izaho tia! ary ho tia efa nitia!
6. Lalah ( 30/01/2007 02:05)
rehefa le misy manorisory be iny dia maka mangina dia mihaino hira malefaka ohatran zany fa ohatran mitsingevana zany, andramo anie e! surtout rehefa miady @ rafotsy na ramose iny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0375