11 Fevrier 1975 RATSIMANDRAVA

1. naritsimba ( 15/02/2006 09:37)
Ahoana ny fijerinareo ny filazan'i Dr RAKOTOMALALA Manan'Ignace hoe RATSIRAKA Didier no nampamono an'i Kôlônely RATSIMANDRAVA Richard.
No lazainy am-pahibemaso io t@ fametrahana fehezam-boninkazo teny @ Tsangambato fahatsiarovana ny nahafatesan'i Kôlônely RATSIMANDRAVA Richard teny Ambohijatovo t@ 11/02/2006 teo.
répondu par ambivotra le 20/03/2006 14:34
2. jajaf401 ( 15/02/2006 16:37)
Efa tara zany filazana zany eh!!!!!!! Efa samy tsy eto na Kolonely na I Ratsiraka Didier , de efa tsy misy azo atao koa!
3. Lejim ( 15/02/2006 16:48)
Efa ho tratran'ny retour d'age indray ve vao hilaza ny marina. Toa milaza izay zavatra eritreretin'olona lery nilaza an'iny fa tsy hoe zavatra tena azo porofoina. Tsy manda zah an, fa saingy hoe, toa tsy azoko izany.
4. lionbrun2004 ( 15/02/2006 18:34)
slm daholo . Ka tsy hoe afaka 50 taona hono vao azo ambara ampahibemaso ny " secret d'état " ...Marina aloha ny voalazan ' ny namana io ,fa efa samy tsy eto daholo na i Ratsiraka na i Ratsimandrava , na ny tena zao koa aza ka mbola zaza t@ izany ka ny tantara no heno , sady maromaro ny vavolombelona izay vao azo ekena satria mila porofo mazava tsara fandrao ... Efa tonga @ fomba fiteny hoe : rano miraraka an-tany , ka tsy misy azo raofina . Tena mila fanadihadina lalina ny raharaha toy ireny vao azo anondrona olona ...........
5. fijo ( 16/02/2006 04:25)
ny filazana izany aloha ,dia tsara,fa ny fampakarana azy eny amin'ny fitsarana dia mbola metimety kokoa.satria mbola azo fongarina tsara iny resaka iny,raha toa ka tena tiana hiseo ny marina.ary tokony haseo ny marina fa tsy hanao JFK gasy koa isika
6. Fiffi ( 16/02/2006 05:20)
ny fampiakarana azy eny @ fitsarana tokoa moa dia mbola ho zava-hanahirana be n'hiany , iza moa no nilaza hoe " tsaky! tsaky! maty ! zato ! arivo " ? ka misy mahamarina hiany kosa anie ny filazan'i Dr RAKOTOMALALA Manan'Ignace hoe RATSIRAKA Didier no nampamono an'i Kôlônely RATSIMANDRAVA Richard io eh! Avy t@ iza moa ny baiko namonona azy?
7. Solitikabe ( 16/02/2006 05:29)
Resabe io fa ny ampitson'io ihany ilay rangahy dia niantso ny mpanohitra indray handrotsaka Kandida iray. Ka iza moa ny mpanohitra?
8. Veloo ( 03/03/2006 17:45)
i ratsiraka?
9. voalohany ( 10/03/2006 14:43)
Ity misy fahadisoana sendra hitako tao amin'ilay Gazety iray : "Le Monde diplomatique" izany vazaha frantsay (envoyé spécial)no nanoratra ilay article : "Mensonge, « Le Monde diplomatique » du mars 2006 Page 14 sur le résumé intitulé « Instabilité » il y est dit en Février 1975 : Coup d’Etat du colonel Ratsimandrava, qui est assassiné une semaine plus tard. La loi martiale est instaurée (de Fanny Pigeaud, envoyé spécial)
RF3 : Lalamby, la Réunion kely
Ary ny mahagaga dia mbola tao ihany koa ilay lainga nataon'ny RF3 lainga milaza fa mbola "misy ireny mpivarotra madinika, 4-mis ireny eny @ La Réunion kely".
10. Fiffi ( 12/03/2006 06:37)
:roll:
11. ambivotra ( 20/03/2006 14:34)
mieux vaut tard que jamais! Aleo mba ho fantatra ny tantara !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7339