Ampidiro aloha ny tenimiafina
Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
jentilisa
(
20/02/2006 13:21)
steak haché!
Ahoana ny fanaovana ny steak haché ho malemy tsara?...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/03/2006 06:48
miyah
(
20/02/2006 10:59)
ts maninona raha namana!
ohatran hoe mitady namana foana ny voalaza eto, fa tena marina mints ka! mitady namana, zay afaka hi hamaritanareo hoe namana d manorata ato é! resaha tsika daholo refa azo resahan, tsis fady, afaka ...
tohiny
novalian'i texminetsal ny 15/07/2006 18:21
Fiffi
(
20/02/2006 08:07)
Mahantra ve ny Malagasy?
Tsy aiko raha azo lazaina fa mahantra ny Gasy, marina aloha fa misy mihintsy ny mahantra saingy maro dia maro tokoa ny manana: Raha jerena ohatra ny mponina ao Tana firy , firy no manana ireny fiara m...
tohiny
novalian'i TYNOS ny 28/03/2006 12:17
jentilisa
(
20/02/2006 07:36)
sesitany: oeil du diable!
asa raha efa henonkenonareo fa namoaka sarimihetsika i Spy D. Raha amin'izao fotsiny ka nahita ny bande annonce amin'ny alalan'ny clip dia hita fa ho tsara io tantara iray io. tsy ho tahaka ny fahita ...
tohiny
novalian'i ravakamalala ny 20/02/2006 11:37
Fiffi
(
20/02/2006 05:46)
Analakely: Nanjavona
Nanjavona ilay rangahy rehefa avy nihinana ny ankihikeliny!
Tsy mampino nefa zavatra nisy , nivoady ity mpangarom-paosy fa raha migadra fanintelony izy dia tapahany ny ankihikeliny.Nigadra fanintelon...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/03/2006 19:39
jentilisa
(
20/02/2006 05:36)
mpanazatra Frantsay: resy indray ny gasy!
nitetateta niditra tamin'ny lalao 3-5-2 ny uscafoot fa izay no tian'ilay mpanazatra frantsay dia resy 1 noho 3 avy hatrany isika! esory ilay mpanazatra frantsay fa tsy mamely! mamorika ny mahazatra ny...
tohiny
novalian'i garrol123 ny 02/03/2006 10:38
xxx
(
19/02/2006 19:46)
week-end
mila toro-hevitra @ nareo namana za, handeha hanao week-end hiaraka @ sipako za, zahay sy izy aloha efa nanan(sex) , kanefa tsy d tena proche b ,satria mbola somary mbola menamenatra sy tsy d sahy2 b...
tohiny
novalian'i vivi ny 23/02/2006 17:48
vivi
(
19/02/2006 19:15)
sonoa sy tavaratra
hararaotiko kely @ resaky diamondra we , mba efa nahita tavaratra nanambady sonoa v nareo? reo foko 2 reo toa piece tsy miady mihitsy e? , tsy mbola nahita za hatraminizay niainako, fa nareo v efa mba...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/03/2006 04:55
zefalah
(
19/02/2006 16:03)
malady @ fity
arabaina ny mpifankaty.
inona ary ty?
fitiavana fitiavana nefa tsy tia?
mba mahagaga ahy reny olona mitonona an'io teny io: HOe: Tiako ianao....nefa mandaiga..nefa tsaralahatra.
sa hoe @ fitiavana...
tohiny
novalian'i Veloo ny 01/03/2006 21:25
zefalah
(
19/02/2006 15:59)
kibo fisaka ny lalana vita
salanitre!!!
aona ny evitrareo @ ty fitarainana isan'andro ty?
vary lafo... rano vidina..jiro hofaina...fa ny lalana vita..lalana ve de avoky?
fa le fanotaniana de ty.
raha miala eo ravalo-panana ...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/03/2006 20:40
zefalah
(
19/02/2006 15:56)
de aona e?
mialstiny raha miditra ato @ resa-behivavy ny tenako.
ie,satria misy fanotaniana tiako anotaniana anareo vehivavy manoka.
manao ahoana daoly r'vehivavy gasy manerana an'zao tontolo izao.
saika mba ...
tohiny
novalian'i vale ny 22/02/2006 22:10
diamondra27
(
19/02/2006 14:01)
andrana vaovao
ary toa lasa tia tavaratra indray hono ho'aho ny kof gasy e!...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 07/03/2006 19:44
diamondra27
(
19/02/2006 12:33)
iza no tena tsara
hono oa ry 'reto, mba fantatrareo ve oe sipa inona no tena malaza oe: HOT,ny italiana ve sa ny alemana sa iza...
tohiny
novalian'i vale ny 21/02/2006 15:31
rakotomahenina
(
19/02/2006 09:07)
fianarana
Tokony hojerena akaiky mihitsy ny mikasika ireo olona manohy ny fianarana ambony, fa raha tsy mandeha tsara io tsy hazoto mihitsy ny ankizy aty aoriana. Mampalahelo ihany mantsy ny mahita ireo nianatr...
tohiny
novalian'i mirana5 ny 21/02/2006 12:03
Fiffi
(
19/02/2006 08:19)
Vaovao azo farany.
Communiqué de presse de la Présidence de la République de Madagascar.
Tiako-i-Madagasikara
Efa hatramin'ny Alarobia faha-15 febroary no efa nanomboka nitodi-doha nihazo an'i Madagasikara ny f...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/03/2006 20:53
Fiffi
(
19/02/2006 07:30)
TOUS VISÉS, TOUS CONCERNÉS TOUS LES ÉTRANGERS, Y COMPRIS LES
Association des Etudiants d’Origine Malgache – AEOM –
17, rue de l’Avre, 75015 Paris
aeom@ras.eu.org et www.aeom.sgdg.org
Etudiants, salariés, demandeurs d’emplois, personnes malades, ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/03/2006 06:19
tovolahy007
(
19/02/2006 02:25)
Ny filoha Ravalomanana tao Las Vegas
Manahoana
Salama tsara ny filoha t@ izy hitanay tao Las Vegas .Nijery Elton John izy sy ramato vadiny t@ io.
Hay tsy marina akory ny resaka mande any Madagasikara fa marary izy.
Mirary fahasalamana...
tohiny
novalian'i Veloo ny 01/03/2006 21:17
fasaly
(
18/02/2006 15:55)
aza afangaro
:roll::roll:
misy wa ny olona tsy mahay manavaka ny hatao hoe vehivavy "sexy" sy ny vehivavy 'vulgaire" raha resaka fitafy izany e! ka zay mahay manazava azy kokoa mba hanazava azy eto azafady :°):i...
tohiny
novalian'i fasaly ny 22/02/2006 05:39
vivi
(
18/02/2006 12:25)
tia
tsy fantako ianareo fa za reto rehefa miheno mozika mahafinaritra na milatolanto ,d hotrany mampitombo b ny fitiavako anilay sipako, ary tena henoko we sambatra b zany za , na d tsy eo akaikiko aza iz...
tohiny
novalian'i bilakarenjy ny 01/03/2006 14:44
mpanakiana
(
18/02/2006 06:34)
Divorce
Mba misy namako zay manana olana aratokantrano,
izy mo miasa ao la reunion (zay no nitondrako an'lay hafatra fa dia tsorina fa tsy manana ttsy izy ao)
Efa ho 4 taona latsaka zay no niasany tao,raha ...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/03/2006 04:37
