Divorce

1. mpanakiana ( 18/02/2006 06:34)
Mba misy namako zay manana olana aratokantrano,
izy mo miasa ao la reunion (zay no nitondrako an'lay hafatra fa dia tsorina fa tsy manana ttsy izy ao)
Efa ho 4 taona latsaka zay no niasany tao,raha vao tonga keli2 tany izy d nisy olana teo @ izy mivady ary niditra ny fianakaviambadiny dia nampiditra divorce ramatoa ka voatery naka avocat lery d nilamina ihany avy teo, d nafarany izy mianaka d tonga ary tsy naharitra fa 2 mois d nody fa tsy tamana hono,taty aorina ndray nisy ndray ny olana d ampiditra divorce ndray rakalakely,d niteny lery we tsy mavita ntsony ka mba nanotany ahy izy we ;nga mo tsy maintsy maka avocat ny tenany satria hono izy tsy te andany vola @ zany tsony ka mety hisy fiantraikany aminy v zany? ary mety ahatapaka irery ve ny tribonaly eo @ divorce fa lery ko tsy mahavita??
saotra betsaka anareo!!
novalian'i fijo ny 03/03/2006 04:37
2. Fiffi ( 18/02/2006 07:22)
araky ny fahafatarako azy aloha dia tena ilaina ny avocat na dia ny fahazahoana ny "garde" ny ankizy fotsiny aza. Betsaka koa ireny association ireny ho an'ny olona tsy afaka na tsy manam-bola @ fangalana avocat indrindra fa any La RĂ©union saingy ny olana fotsiny dia izy tsy manana ttsy io. Fa izao koa, tokony ny nanao ny hadisoana rehetra no voatery mandoha ny avocat satria efa nahita an'io aho eny na dia samy naka ny avocat-ny aza fa asa aloha raha efa nisy fihovany ny @ io satria efa ela hiany no nahitako an'io.
3. hesham ( 18/02/2006 15:28)
Fazahoako azy raha efa vita fisoratana sy efa mananjanaka ve tsy tokony afaka mipetraka any ianao na dia tsy nisy ttsy aza tamin`ny volohany ? Misy avocat hoan`ny olona tsy manambola fa manontania olona . Tsy dia haiko aloha any La Reunion fa tokony misy afaka hanampy na hanoro hevitra aza menatra na matahotra manontany olona .
MAHEREZA
4. mpanakiana ( 18/02/2006 19:47)
Ny fandehany lay zaza teraka tany dago d lery rery no nankany La reunion voalohany,ka 3 taona taty aoriana vao nanaraka ny vady amanjanany ka tsy naharitra 2mois akory d nody tany dago araka ny filazany!!!
5. ds ( 27/02/2006 11:33)
Raha azoko tsara, dia tany dago ny mariazy no natao ary any koa ny fangatahana fisarahana.
Rehefa tsy eo an-toerana ny olona iray te hifampiraharaha amin'ny fitsarana, dia tsy maintsy maka mpisolovava izay misolo tena (misolo vava :-)) azy ao amin'ny fitsarana. Azavao bebe kokoa e.
6. fijo ( 03/03/2006 04:37)
efa io voalazan'i DS io ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4363