steak haché!
1. jentilisa
(
20/02/2006 13:21)
Ahoana ny fanaovana ny steak haché ho malemy tsara?
novalian'i Fiffi ny 04/03/2006 06:48
4. Samoana
(
20/02/2006 16:50)
Ny nify marina no tokony hisolo raha tsy mahalaitra hena voakapa izany kle ! hihihi
6. Herimiafina
(
20/02/2006 17:17)
Ny ahy ny steack rehetra ataoko anaty lovia baolina le izy mbola manta iny de avelako milona miaraka amin'ny ravina papay voatetitetika ao!
Ny ravina papay mantsy misy substance antsoina hoe PAPAINE izay izay mampalemilemy ny hena. Ka avelako ao mandritry ny adiny roa eo aloha, de avy eo vao hendasiko fa hummm, miam, miam tendakanina be mahintsiny an! hehehehehe=))=)):-D:-D8)

7. fasaly
(
20/02/2006 17:27)
tena marina ve io ry herimiafina, de aiza no ahitàna ravi papaye aty am tany mangatsika aty????:-P
8. Herimiafina
(
20/02/2006 17:35)
Toa tsy de misy ankoatry ny any amin'ny sinoa angamba kah, ny sinoa ihany no mivarobarotra karazanjavatra otsan'ireny e!
Tena marina akia aio ry fasaly an! Malemilemy be mahafinaritra ery le hena avy eo de somary panné-ko kely koa avy eo tena lafatra mahintsiny!:-D
Tena marina akia aio ry fasaly an! Malemilemy be mahafinaritra ery le hena avy eo de somary panné-ko kely koa avy eo tena lafatra mahintsiny!:-D
10. Herimiafina
(
20/02/2006 17:41)
Hena tena hena, tena izy anie io ry fasaly fa tsy le karazankena iray izay akory e! hehehehe=))=))
Araka io lazaiko io ho aho le izy, fa tsy maintsy assaisonner-na kely hanalana ny fofona papaine fa misy tsy tia an'iny fofona iny mantsy.
Fa io hena io ampiarahako amin'ny salade tomate sy laitue matetika fa tena bonne be an!
De salade de cresson koa mbola mety! hehehehe:-D:-D

11. fasaly
(
20/02/2006 18:21)
eny e! hihihi fa tena otran'ny kalié be ny filazanjy azy kanou! hoe hena malemy mahafinaritra:-D
fa hena efa voatotot no fonosana sa hena vatany be!??? de assiasoner-na am inona.?????
mbo hananjana anzany, fa mbola ho any amin'ny ry ti-tan zany hitady ravina papaye:°)
fa hena efa voatotot no fonosana sa hena vatany be!??? de assiasoner-na am inona.?????
mbo hananjana anzany, fa mbola ho any amin'ny ry ti-tan zany hitady ravina papaye:°)
13. Herimiafina
(
20/02/2006 18:26)
Rehefa hena ka misy fibre de azo halemena amin'io papaine io avokoa kah! Ny papaine mantsy manapatapaka ireo fibre ao amin'ilay hena.
Misy ny milaza fa tsara io misy indray kosa ny milaza fa ratsy io satria manimba ny proteine ao anatin'ilay hena.
Zah manokana klou tena tia e! Ny proteine animale hita eny foana e!
De somary asiana poivre kely izy, panure de gingembre sy tongolo gasy voatoto, tena favy be. de aza adino ny divay mena an!
Ho avy any izaho hiaraka hihinana aminjy! hehehehe:-D:-D

14. fasaly
(
20/02/2006 18:36)
hummmmm otran'ny tena milay be izy izany an!
amzay ndray sakamalaho sy tongolo gasy tena afaka tsara ny fofona ratsy rehetra amzany.....
zà ndray tsy te hahalala zay fibre lasa na tsy lasa any fa rehefa matsiro amiko de efa teko zay kanou!:P
de alona maharitra adiny firy ao anaty fonony papaye ao lay izy de endasina ve!

15. Herimiafina
(
20/02/2006 18:41)
Izay tiandry, mora hita be kah! indraindray adiny roa de efa mety, indraindray tapak'andro avao mety! Miankina amin'ilay ravina papaye, raha tanora de vetivety fa raha antiotra de mety elaela.
Raha tsy tia fofona njy de ity koa misy fika hanalana fofona ao antrano sns rehefa mahandro.
Mampangotraka "vinaigre de riz" eran'ny sotrokely. Japoney akamako izay no nampianatra anah an'io, hehehe=))=))

16. maelys
(
21/02/2006 05:20)
maka nofo kena de tetehina madinika oh maskita de avy eo atao am mixer. asian sakamalaho sy tongolo gasy de volavolaina am tanana ndray atao fisapisaka oh ny steak
17. jentilisa
(
21/02/2006 10:03)
Aza fady re fa steak viande (tsy filet an)fotsiny ilay izy e! lasa ihaomehezanareo fotsiny zah :oops:
18. fiaritiana
(
21/02/2006 10:52)
ohatran lé tenenin i herimiafina io hoe papay fa ny ahy indray lé papay manta iny no tetehina dé atao amboniny fa tena malemy tokoa, mety daolo izany rehefa papay e! sauf ny voaniny angamba tsy mampalemy azy! andramo fa lasa atelina fotsiny ndray aza!:miam::miam::miam:
vo zay mihitsy zao no saika ataoko loaka zao!hihi:-D:-D
vo zay mihitsy zao no saika ataoko loaka zao!hihi:-D:-D
19. maelys
(
21/02/2006 12:00)
eny am grande surface koa misy epice zay hoe attendrisseur de viande oh fotsifotsy zay le izy de lomana an'io ko ny hena de malemy eh
20. fasaly
(
21/02/2006 13:59)
jentilisa:
Aza fady re fa steak viande (tsy filet an)fotsiny ilay izy e! lasa ihaomehezanareo fotsiny zah :oops:
ntsoooooo! hay diso jenitilisa tamin'iny:lol:
raha izay indray de somary kapakapaina am antsy ny 2 faces de halemy izy ka! fa ça dépend ny cuisson, hanaovanao azy ndray, na à point na bien cuit izy somary mafy na rosé , saignant (io izy malemy hanina tsara)