Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
lapino ( 25/02/2006 09:24)
French military victories ... pour se faire battre :-)
1. Soraty ao amin'ny google ange hoe: "[b]French military victories[/b]", dia tsindrio ilay bokotra "[i]J'ai de la chance[/i]". Mipoitra eo hoe taiza daholo ny vazaha no nandresy an'ady. http://img125... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/02/2006 17:33
rafozanasket ( 25/02/2006 09:05)
Saka mainty kely!
Very ary ny saka maintykelin'i lita ka nitaraina mafy taminy rainy izy! nitady erany tanàna fa tsy hita mihintsy lé saka kely. Ka indray andro nandeha namangy ny bebehany tany ambanivohitra i Lit... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/02/2006 16:10
Herimiafina ( 25/02/2006 02:52)
Ireo karazana teknolojia vaovao amin'ny fiara!
Raha hitarina kely ny saina de maro ny teknolojia vaovao hita amin'ny fiara ankehitriny, araka ny efa hita teo amin'ny dinika teo aloha (maotera rotatif, maotera hybride, DVD, sns). Ndeha ary ho tohiz... tohiny
marozevo ( 25/02/2006 00:41)
Kardinaly
Amin'ny 25 Mars ho avy izao, dia hisy fanendrena kardinaly vitsivitsy hatao any Roma. Mbola tsy hisy Malagasy ho voatendry amin'io daty io, fa hisy Kardinaly Sinoa vaovao. Fivoarana lehibe eo amin... tohiny
novalian'i marozevo ny 26/03/2006 01:05
LazaRandri ( 25/02/2006 00:03)
Vavaka ho an'ny filoham-pirenena
Ny kristianina dia manana adidy hivavaka ho an'ireo manam-pahefana, ray aman-dreny, mpitandrina, ary ny tompok'andraikitra rehetra....Tsy vitan'ny hoe "Ray o, tahio ny filoham-pirenena" na koa "Tompo ... tohiny
novalian'i marozevo ny 25/03/2006 00:37
Rainimaharavo ( 24/02/2006 20:44)
Ingahy VONINAHITSY J.E.
Toa hoe tsy salama ao Antanimora hono izy dia halefa ivelan'i Madagasikara hitsabo tena? Misy ve ny fahamarinan'izany tsy fahasalamany izany ka iezahana handefasana azy hoany ivelany? Vita tompoko.... tohiny
novalian'i fijo ny 31/03/2006 20:07
fijo ( 24/02/2006 20:03)
ivontoerana fanaovana "dialyse" ao mada
hitako tamin'ny vaovao androany,fa nahazo ivontoerana fanaovana "dialyse" ny ao befela.vaovao tsara izany,ka arahabaina. ny fanontaniako dia izao,mba azonareo azavaina ve le momba sy fanaovana azy o?... tohiny
novalian'i tsiahi ny 21/05/2006 18:21
rafozanasket ( 24/02/2006 16:44)
IO toaka io, pelaka
Nisy bandy pelaka nandalo tamna bar ka nanontany hoe: aiza no misy bandy azo amboarina? dia namaly ilay barman hoe: io bandy mamo io amboarina dé ametrao vola. Dia nony tonga ny maraina gaga be ilay ... tohiny
novalian'i Veloo ny 05/03/2006 21:10
jentilisa ( 24/02/2006 14:07)
tsaho! tsaho! tsaho!
Dia manahirana mihitsy ny mitranga amin'izao fotoana izao. Ary tsy fantatra na ahoana fa dia misy ny kinga amin'ny fanaovana azy io eto MAdagasikara. Efa fahita ihany moa izany any amin'ny sehatra sas... tohiny
novalian'i jentilisa ny 27/02/2006 05:20
andrea ( 24/02/2006 14:01)
Resak'olona lehibe
Ry mpikambana, Manao ahoana daholo tompoko ô ! Mba miangavy raha afaka antokana amin'ny loha-hevitra iray ny resaky ny olana lehibe (mihaotra ny 18 taona? ohatra 'Lohateny sodomie vao nampidirin... tohiny
novalian'i majakely ny 02/03/2006 12:37
isrine ( 24/02/2006 12:50)
Viole sur mineur lehilahy...
Amiko ny viole dia misy violence. Inoako marimarina anefa fa tsy manery mihitsy ny vehivavy raha toa ka miray @ lehilahy mineur. Sa ahoana ny fahitanareo azy?... tohiny
novalian'i pissoa ny 07/04/2006 11:42
isrine ( 24/02/2006 12:47)
mahalasa saina...
Mahagaga fa rehefa reraka ka mihinana nivakinina na zavatra mitovitovy @ izay dia malaky tonga ny regle, ( zany hoe raha toa ka tsy dia lavitra intsony ny andro tokony ihavian'ny regle). Nefa raha t... tohiny
novalian'i kala ny 27/02/2006 06:55
isrine ( 24/02/2006 12:38)
lamosina vizaka lava na koa marary lamosina...
Mampijaly rehefa tratrany, ary toa tsy misy fanafody mahasitrana azy, nefa koa dia tsotra ihany de mahafaka azy. Fomba 2 no azo atao, somary mitovy2 ihany. Ny tanjona dia ny haha-// ny tanana sy ny t... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/04/2006 04:02
hery ( 24/02/2006 11:55)
Ny IFG sy ny serasera.org
Manahoana daholo Manomboka izao dia afaka mampiasa ny solonanarana izay fampiasantsika eto amin'ny serasera.org isika rehefa mandeha ao amin'ny takelaky ny IFG (infogasy.net) http://infogasy.net ... tohiny
xxx ( 24/02/2006 11:13)
JIRAMA TOKONY HASIANA CONCURANT PRIVEE
manao ahoana daholo! Tena tsy rariny ny ataony JIRAMA fa isam-bolana izao ve de mampakatra jiro foana, ny jironay zao @ volana decmbre 152ariary ny unité ny janvier 166 ariary ny unité ny févr... tohiny
novalian'i radanz ny 08/03/2006 13:24
rasah ( 24/02/2006 09:46)
tokony handray anjara bebe kokoa ny tanora
ten... tohiny
novalian'i fijo ny 25/02/2006 04:54
rasah ( 24/02/2006 09:40)
sempotra Antananarivo
tena efa miharatsy ny rivotra sy ny tontolo iainana eto Iarivo: ny setroky ny fiara mitombo hatrany, ny fako misavovona hatrany, ny rano maloto miandrona ka mitondra aretina, ny fiadidin'ny tanàna an... tohiny
xxx ( 24/02/2006 09:32)
famantarana ivelany
Miala tsiny aloha raha miditra ato fa ato angamba no antenaiko hahitana ny valim-panontaniana nanitikita ahy e!Bandy be aho na de XXX aza no eo! Nisy resaka izay tato indray mandeha hoe fantatra ety ... tohiny
novalian'i xxx ny 08/03/2006 08:46
rasah ( 24/02/2006 09:08)
ny raharahan'ny Outreau
nametraka fanontaniana maromaro ny raharahan'ny outreau tany frantsa iny, anisan'izany ny manodidina ny asan'ny mpitsara @ ankapobeany sy momba ny juge d'instruction na mpitsara mpanao famotorana indr... tohiny
novalian'i fijo ny 03/03/2006 04:34
Fiffi ( 24/02/2006 06:44)
Vonjeo ny marary fa aza variana amin'ny fifidianana
Feno ny hopitaly, ny fanafody tsy hay vidiana, ny aretina ahiana hiparitaka manerana ny Nosy. Io no tonga ao an-tsain’ny rehetra raha mandre fa tsy mandray marary intsony ny hopitaly be ao Toamasina... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.6568