lamosina vizaka lava na koa marary lamosina...

1. isrine ( 24/02/2006 12:38)
Mampijaly rehefa tratrany, ary toa tsy misy fanafody mahasitrana azy, nefa koa dia tsotra ihany de mahafaka azy.
Fomba 2 no azo atao, somary mitovy2 ihany. Ny tanjona dia ny haha-// ny tanana sy ny tongotra.
Raha toa ka ilay mitsangana ny atao dia ny hikasihan'ny felatanana 2 ny tany no tanjona.
Raha toa ka ilay mipetraka, dia ny hitazonana ny faladia @ tanana no tanjona.
Tsy atao antery in-1 mandeha anefa fa tsikely2
1- mitsangana, mifoka rivotra @ orona no miondrika tsikely2, tazonina ny rivotra mandrapahatonga ny tanana eny ambany, 5s eo ho eo, dia mitraka ary avoaka @ vava ny rivotra. Averina in-5. Azo atao ny mamerimberina azy isan'andro arakaraky ny olona ihany. Fa ny tena tsara dia ny fahazarana manao azy isan'andro.
2- mipetraka, miforitra tsikely2 ary takarina ny tongotra, mitovy @ io 1 io ihany ny zavatra atao.
Dia mahereza aby, salama soa aby e!
novalian'i Fiffi ny 15/04/2006 04:02
2. vale ( 24/02/2006 15:43)
Isrine: @ ilay mipetraka,ny loha ve manakatra ny tongotra:?:fa tsy ny lohalika na ranjo ve?
3. fasaly ( 24/02/2006 16:29)
:°) ary ho hataoko io fa zà kou marary lamosina foana tsy misy mpanotsa mantsy:°)
4. fijo ( 24/02/2006 19:17)
za koa dia maharary lamosina lava,tsy haiko hoe ahoana
5. watafon ( 25/02/2006 07:24)
Isrine, vaovao amiko ty zavatra lazainao ity fa aleo andramana e!sady ny aretin-damosina anie tsy d misy fanafody mahasitrana azy tanteraka e! matoa aloha marary ny lamosina zay d nisy asa tsy zakan'ny vatana natao zay ! na manao repos na kiné! zay no tsara indrindra !!
6. isrine ( 25/02/2006 13:03)
Vale: mety tsy de mazava angamba ny fanazavako, na mety tsy azonao tsara ny voalaza. Mazava ho azy fa raha miforitra manakatra ny tany na tongotra ianao de tsy maintsy hanakaiky ny lohalika ny loha. Sa tsy izay ve no tian-dravaly holazaina.
Za manko efa nitotototo eraky ny dokotera sady nanao radio fa tsy nisy fahasitranana tanteraka, ny fanafody anefa lerana ihany. Hany heriko dia nijanona t2 izao fotsiny de avy eo za vao nahita an'io t@ boky de izay e.
Rehefa mitambatra anie ilay havizanana madinidinika ka miverimberina ireny dia lasa hoe aretina ilay izy satria tena marary.
Hahita mpanotra lava ho aiza eo moa, ka ny fanaovana an'io anie de efa toy ny repos e.
7. watafon ( 25/02/2006 15:49)
isrine, :roll:
8. vale ( 26/02/2006 15:02)
isrine: :roll:takarina @ tanana izany ny tongotra rehefa miforitra miondrika ny loha fa raha ny loha manko toa tsy hahatakatra ny tongotra ko!...
9. zandrikely ( 26/02/2006 18:12)
ny hitako mahafaka anio ko dia manao sport , fa ra marary lamosina enao ka mipetraka fona na tsy mihietsika dia vao maika marary fona io
10. Veloo ( 26/02/2006 18:14)
io no atao oe syndrome lamosina marary... exercice ihany no afaka amin'io...
11. watafon ( 27/02/2006 03:32)
efa oe repos ihany wa no mahafaka azy io e!
12. Veloo ( 27/02/2006 16:19)
efa oe exercice ko knou
13. watafon ( 27/02/2006 18:29)
:roll:
14. vale ( 28/02/2006 12:17)
wata, veloo::?::?::?::roll: :idea:
15. Veloo ( 28/02/2006 15:05)
vale :-D:-D:-D
wata retsy tsy mino ny fanaovana exercice ny lamosina a...
wata tsy exercice normal anie io fa hafa e..
16. watafon ( 28/02/2006 16:01)
efa mitady hino za k !
17. fijo ( 28/02/2006 20:52)
marina io voalazan'i isrine io ka,misintona ny ozatra ao an damosina mantsy io,ka manalahavizanana azy.za mpanao an'io.
ze mpanao AI KI 6DO koa dia mahalala ny "aisin undo"iay kilalao n'ny ankizy gasy hoe zambalia.mifanome lamosina ,dia mifandimby miondrika,ka ny iray ao andamosina ao.
18. adidy ( 28/02/2006 21:16)
Ny ahy aloha ny otra no tena tiako e!! Dia rehefa kamo ilay mpanotra dia sady mitsotsotra no orina @ tongotra!Dia ny tsara koa dia miotra @ rano mafana!!
Ho an'ireo izay handeha Rns any Vichy, i Vichy anie station thermale e! Dia manana karazana centre de relaxation vinaninany izany izy , tsy dia lavitra ao @ centre ville ao, misy jaccuzi, hammam, sauna, bain à bulles!! Dia raha manitatra ianao dia misy kiné koa sur place, fa ny ahy aloha vita tsisy kiné dia efa afa-po e
19. fijo ( 28/02/2006 21:24)
aiza ao letsy,toa lavidavitra no fahalalako azy ko?
20. watafon ( 01/03/2006 07:04)
ny zava-dehibe fotsiny d hoe tsy ilàna mihinana fanafody aloha ny aretin-damosina e!
adidy, ôtrin'ny aôna le bain à bulles ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0982