lamosina vizaka lava na koa marary lamosina...
21. isrine
(
01/03/2006 12:35)
Ka ny fotoana handehanana hanaovana izany zavatra lazain'i adidy izany no mety tsy hisy e. Ny olona ankehitriny anie ka manenjikenjika lava e, sady vola koa izay, ka tsy aleo ve vitaina @ izay mety ho vitan'ny tena irery sady ao antrano, sa?
23. watafon
(
01/03/2006 17:50)
veloo, hehehe ! misy hiran'ny 18.3 zay milaza oe" aleo ihany lesy any dago fa any no mahasalama an "
27. fijo
(
01/03/2006 19:18)
za tokoa rehefa any dia salama ka,aty koa aho salama ny été,fa vao tonga ty hatsiaka ity,dia vita
28. adidy
(
01/03/2006 20:03)
Watafon : ilay bain à bulle dia piscine dia misy bulle en permanence mivoaka avy eo, dia misy toerana sasany ao anatin'ilay piscine misy jet d'eau dia iny no hihorana!
Isrine: marina fa misy toerana sasany lafo ilay izy, fa tao Vichy izay izao: 8,50 euros miaraka @ carte d'étudiante(hi hi hi) à gogo, raha te-hanao musculation moa ianao mialoha dia efa ao anatiny koa!
Ary raha any Dago, dia misy trace koa(eh oui!!!) manao cure kely any Antsirabe!!! Atomboka @ bain relaxant mafana ilay milona aloha, misy bulle kely ila izy! Dia avy eo manisy an'ilay tanimanga mafana angamba iny! Atao anaty lamba dia atao @ faritry ny lamosina maharary:15 à 20mn, dia avy eo manao bain percussion izany hoe tifirina @ jet d'eau ny faritra soit-disant tiana hahintsana ny cellulite na hahena, dia avy eo manao otra @ savony!!! Dia avy eo...noana tsara dia manao goûter be mihintsy!!! Ka ilay effet amincissant aloha ny ahy tsy tao fa ilay relaxation manja be!!

30. Veloo
(
01/03/2006 20:51)
fijo a to otrany efa antisa be ko anie zany fijo zany e... hihihi tsy mahataty atsika :(
32. adidy
(
02/03/2006 07:42)
fijo: ny tsy mpianatra: 10 euros . Eny e, mety folie kely ihany fa mba atao indraindray.
39. Veloo
(
03/03/2006 17:48)
wata a za tsy manana lamosina narary ka...8O
fa nisy ol narary dia nanao exercice na lamosina fotsiny izy de sitrana..serieux e
fa nisy ol narary dia nanao exercice na lamosina fotsiny izy de sitrana..serieux e
40. watafon
(
03/03/2006 18:15)
tena nandramako io zao androany hariva teo fa tô tsy d maninn intsony alou h@ zao e!