lamosina vizaka lava na koa marary lamosina...

61. watafon ( 13/03/2006 17:29)
Fiffi, tjs milamina isika e! indraindray fotsiny tsy mahatsiaro noana refa variana eto ! :-D:-D:-D
62. Veloo ( 13/03/2006 18:31)
:-D:-D atakalo tsaty ny kaly an :-D:-D
63. Fiffi ( 13/03/2006 20:56)
wata: tena marina io an! ka misy kosa anie dinika tena mahaliana dia rehefa manomboka mamaly dia tsy mety fa tsy maintsy jerena daholo eh!
64. watafon ( 14/03/2006 04:01)
zany mitsy k !
65. Fiffi ( 14/03/2006 05:44)
dia tsy afaka miala eto aloha fa mamaly ny dinika rehetra dia avy eo mitaraina hoe marary ny lamosiko zany ve ? fa efa ela loatra nijanonana nipetrahana ?
66. watafon ( 14/03/2006 18:24)
hihihi! za angah mitaraina zany ! zavatra efa nekena ange ty d tanterahana e! tsy miamboho adidy zany ny aty e! :wink::lol:
67. Fiffi ( 14/03/2006 20:27)
:-D:-D:-D tsara kosa koh!:-D
68. fijo ( 15/03/2006 04:36)
za koa indraindray kamo hiala rehefa variana eto,nefa ny kibo tsy mba lamosina
69. adidy ( 15/03/2006 12:43)
Izaho aloha nandeha consultation, fa mbola tsy ao ilay mpitsabo, dia hoy aho e, andraso fa ho jerevako atsy @ ilay salle de consultation bis izy!! Hay tokoa efa tao!!!
70. fijo ( 15/03/2006 20:09)
de naninona tao lery?
71. Fiffi ( 15/03/2006 20:34)
nanao massage ilay lamosina nararay ko!
72. fijo ( 16/03/2006 04:40)
tena izany ve?
73. Fiffi ( 16/03/2006 04:52)
ka hoe narary be ny lamisiny dia nila nijery kiné izy fa io massage io no tena ilainy ko!
74. Veloo ( 16/03/2006 17:48)
wata ko tsymamaly akory , natakalonao mi-tsaty ny misakafo wa e:-D:-D:-D
adidy :-D:-D:-D aty @ consultation ato fona lery o? :-D:-D
75. watafon ( 16/03/2006 17:59)
veloo, tsy natakaloko fa tsy lasa laharam-pahamehana (tsy ahy ndray v? )iny njay tsy adino k ! d variana tokoa moa zany ange e!
adidy,:roll::roll::roll::-D:-D:-D
76. Veloo ( 16/03/2006 18:02)
wata a ary maninn ary njy ty raha tsy mba miresaka @ fiteny gasy tsotra... inn ndray zany laharam-pahamehana zany?:x:(:wink:
77. watafon ( 16/03/2006 18:05)
priorité lesy an ! :wink: mahafinaritra mitsy le mahita anjy miketrona kely oe inn ndray ary ty ? :-D
78. Veloo ( 16/03/2006 18:39)
wata dain ko ty wata sadika be njy zany :roll:
ampijalina ny ol rehefa tsy mahay teny gasy :twisted:
79. fijo ( 16/03/2006 19:54)
ô ry veloo malalako an,teny gasy ofisialy tsara izany laharam pahamehana izany.
80. watafon ( 17/03/2006 14:17)
veloo, za tsy sadika zany :twisted: za zany tsy hampianatra anjy intsony !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5417