lamosina vizaka lava na koa marary lamosina...
81. adidy
(
17/03/2006 19:31)
Izao no tena mahagaga, lasa tsy mahay teny gasy eo itsony ianareo fa lasa miteny sary sisa! Ndraindray aho variana mihinsy mijery an'ilay hoe miteny ho azy ny sary!! Sady tena misy spécialiste mihintsy an!!!
85. watafon
(
18/03/2006 16:04)
adidy, d mbo miampy iray indray ny fiteny hay zany e! :wink::-D
veloo, ka za lazainjy fa sadika kou !!:-*:-D:-D:-D
veloo, ka za lazainjy fa sadika kou !!:-*:-D:-D:-D
92. lamie
(
21/03/2006 21:36)
aza dia miresaka betsaka loatra fa matoa marary ny lamosina? misy antony maro samihafa:
tsy mety ny fomba fipetraka, tsy dia misotro rano, indrindra tsy ampy vitamine D sy calcium,
tandremo ny taolana sao antitra alohan'ny fotoana e!
tsy mety ny fomba fipetraka, tsy dia misotro rano, indrindra tsy ampy vitamine D sy calcium,
tandremo ny taolana sao antitra alohan'ny fotoana e!
93. lamie
(
21/03/2006 21:37)
dia mba milomano koa e! io no tena tsara indrindra, mazotoa daholo ary
95. Fiffi
(
22/03/2006 09:57)
wata: ka vizana angamba ny lamosiko de tsy afaka mihetsika firy dia io fotsiny no vitako koh!:-D
96. fijo
(
22/03/2006 21:13)
ary rehefa marary lamosina ka milomano,dia fadio ny manao krawl,fa back ihany
98. fijo
(
23/03/2006 20:32)
wata ,ie,ny back no tena manala azy satria ny tanana manakatra hivoy iny dia toa ny manao "sintona"ka izay no tena ilain'ny lamosina
100. watafon
(
24/03/2006 19:25)
fijo, ok ! hay tokoa moa refa vizana iny anaty rano d manao dos sa tsy zay?
Fiffi, za efa nanandrana fa nety k !
Fiffi, za efa nanandrana fa nety k !