lamosina vizaka lava na koa marary lamosina...

121. watafon ( 13/04/2006 04:51)
hay v e ! tara b za raha izany kle ! efa mandroso ihany kay le fitsaboana aty raha izany fa za no tara beuh !!! :cry:
122. Fiffi ( 13/04/2006 05:27)
wata: ary ialy izy koa natao hianaran'ireo mpianatra koa ! fa isaorana aloha ny Tompo fa vita soamantsara iny an!
123. fijo ( 14/04/2006 03:34)
wata ,tena efa mandroso ny any ka.le nahazo an'ny mamanay anie ka tena dokotera gasy no nanao azy fa vitany e.efa tsy maninona izy izao.
124. Fiffi ( 14/04/2006 04:56)
fijo , wata: fa tena miheritreritra wa zah hoe : ao daholo ny olana isan-karazany @ fiainana fa kosa hita fa ny fahasalamana aloha , indrindra fa ireo mpitsabo dia tsy voasembatsemban'izany , soahiany koa an!
125. watafon ( 14/04/2006 06:14)
fijo, tsara kosa zany kle ! z zany no mila manao recyclage raha izany ! :wink:
126. fijo ( 14/04/2006 20:47)
wata,miezaka manaraka eny foana isika fa tena mandroso be le izy ka
127. Fiffi ( 15/04/2006 04:02)
de enganie ka hitohy hatrany zany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1403