lamosina vizaka lava na koa marary lamosina...
101. fijo
(
24/03/2006 20:37)
wata izay mihintsy ka,ary tena marina io,fa za rehefa mihetsika ny lamosiko dia manao an'io aho
103. watafon
(
25/03/2006 18:43)
Fiffi, ndao ary ho any @ piscine raha izany kooo !! za io zao avy tany @ plazy mitsy teo !!:-D ndry natsoiko fa tsy mamaly mitsy tena tssss !!!
108. watafon
(
30/03/2006 19:12)
Fiffi, msgie vocale d tezitsa b za d tsy nametraka msg fa tssss !!!
110. Fiffi
(
31/03/2006 06:48)
:evil: :-D:-D:-D:-D wata , fijo : na masinina aza anie fehoko hiany no ao eh!
114. Fiffi
(
05/04/2006 04:02)
:D fa sao mba fantatrao tokoa hoa ry fijo ity ? nisy ankizy izay natao operation tao @ colonne vertebral fa toa hoe feno "gras" hono nahatratra 7 no isian'ny nokikisana nanalana io "gras" io :roll:
118. Fiffi
(
09/04/2006 12:36)
wata: tena gravy be mihintsy fa nanomgoka narary ny lamosiny ankizy vao 17 taona io an! vhv de nanomboka tsy afaka nihetsika loatra ny tongony dia nohentina nijery mpitsabo dia hoe voan'ny toxoplasmose nefa vao maika tsy afaka nandeha intsony fa ny lamosiny rehetra iny marary azy daholo? Dia hita hiany fa 7 no isan'ny disques feno "gras" matevina be , 11h no nanovana ny opération fa efa tsy maninona intsony izy zao na dia naharitra be aza ny ré-éducation.
119. watafon
(
12/04/2006 13:21)
tany frantsa aloha mazava oazy io no natao an ! ary obèse angaha le zaza ? tena exceptionnel mitsy zany cas zany lesy k ! heureusement zany fa efa tsy maninona kou !!!!
120. Fiffi
(
12/04/2006 13:57)
wata: an3 tena tsy obèse mihintsy ilay zaza an ! ary tsy taty frantsa koa fa any dago ary vita soamantsara ary efa mandeha tsara izy zao , fa tena cas excep mihintsy hono an! ary natao an direct tao @ salle d'attente ho an'ny fianakaviana ny opération ka nahatratra 11h , sady koa nanampy ny mpianatra io.