Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
sarobidy
(
01/03/2006 05:52)
aretina tazo malaza
De mampalahelo ange r'reto le olona voan'le tazo fa tena k.o herinandro fara faha haingana.De tsy hay tsony zay marina we dengue ihany ve lou le izy sa zany tsikongonia zany e...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/04/2006 12:21
jimna
(
01/03/2006 05:47)
ANJARA SY LAHATRA
Ahoana ny hevitrareo @io lohahevitra vaovao io?...
tohiny
novalian'i marozevo ny 30/03/2006 22:36
Fiffi
(
01/03/2006 05:43)
Vazaha « nanalika » Gasy
Teny an’avona, fanaovana tsinontsinona ary fanalikana: izany no nahazo ity mpizaha tany malagasy nipetraka tao amin’ny Hotely iray tany an-tampon-tanànan’i Mahajanga, tamin’ny tapaky ny volan...
tohiny
novalian'i benito ny 05/06/2006 00:07
Fiffi
(
01/03/2006 05:41)
Tsy mahatanty resy
Gaga ny rehetra fa isaky ny manakaiky ny resaka fifidianana eto amintsika dia ny ahiahy avy hatrany no tonga ao an-dohan'ny maro. Nahoana tokoa moa no tsy hitsirian'ny hevitra mamosavy ny tena t...
tohiny
Fiffi
(
01/03/2006 05:33)
Avy aiza ?
Iza no mahafantatra hoe avy @ firenena aiza ny ganagana no tsara sy otantika sy mahay moa izany eh! ny fanaovany ga! ga! ga! ga! ? amerika ? frantsa ? sns........(ohatrany akoholahy zao manao hoe coco...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/03/2006 17:12
Fiffi
(
01/03/2006 05:27)
Ny Fiangonana sy ny vola
Mba lasa ny heritreritro @ ity fiangonana sy ny vola ity satria: misy fiangonana zay , tsy afaka mangataka ohatra hanaovana batisa ny zanakao ianao raha tsy azo lazaina ve hoe "mpikambana" ? satria mi...
tohiny
novalian'i marozevo ny 30/03/2006 22:36
Solitikabe
(
01/03/2006 00:53)
Takelaka ho an'ny tantara
Asa ry mpiandraikitra isany fa tena mba hitako hoe tokony mba hisy takelaka iray ho an'ny tantara eto amin'ity sehatra ity. Ahoana ny hevitrao? Ahoana ny hananganana azy?...
tohiny
novalian'i hery ny 16/08/2006 08:39
lapino
(
01/03/2006 00:52)
Misy afaka mba manazava ve?
[quote=ao @ baiboly]Ny fampanenoana ny ampongatapakao sy ny sodinao* dia tao aminao, tamin'ny andro namoronana anao dia natao koa ireo.[Na: vehivavy]
http://baiboly.org/toko.asp?boky=EZEKIELA&toko=28...
tohiny
novalian'i little ny 07/04/2006 10:18
diamondra27
(
28/02/2006 23:20)
TOKY ....
Mba gaga ihany 'za tato ato fa misimisy le olona mitady namana an! xxx, dox , vatosoa08, ... de hoy aho hoe: 'za indray tsy mitady namana fa TOKY no tadiaviko....
tohiny
novalian'i lapino ny 02/03/2006 13:09
LazaRandri
(
28/02/2006 22:54)
tanisao
Tanisao avy ny karazan'aretina mety hitranga amin'ito sary tany Tamatave ito.
[img]http://www.lexpressmada.com/img/illu/ill20062802_2.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/04/2006 12:22
diamondra27
(
28/02/2006 22:03)
mémoires d'une geisha
mivoaka androany 01/03/06 lalaovin'i zhang ziyi,gong li, watanabe sy ny troupe-ny
milay an!
...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 01/03/2006 17:05
LazaRandri
(
28/02/2006 21:52)
logiciel professionnel
Rehefa mividy logiciel professionnel ankehitriny dia tsy vendu sur CD intsony fa tonga dia efa installé sur laptop vaovao sy ny accessoires rehetra miaraka aminy.
Mety ho tapaka hatreo ny fiveloma...
tohiny
novalian'i lapino ny 04/03/2006 17:59
dragon2madagascar
(
28/02/2006 18:42)
Hira vaovao
Salama e!
efa henonareo ve ilay hira hoe "[b]Didier sy Marc[/b]"?
Raha tsy mbola dia tsidiho ny takelaka "[b]MALAGASY POLI-ZIKA[/b]" izay hitanao ao @'ny lisitry ny takelaka hafa eto @ serasera.org
...
tohiny
novalian'i kiadytsilaitra ny 25/03/2006 05:39
Lejim
(
28/02/2006 17:46)
gaga zah
F'angaha tena tsy azo leferina be otran'izany ilay hatsikana "Bill Clinton sy Papa Ray Masina" nalefako iny. Dia tena nesorina mihitsy ve?
Tsy fantatro hoe, takelaka Kristianina anie ity zavatra ity!...
tohiny
novalian'i Lejim ny 06/03/2006 03:16
pissoa
(
28/02/2006 17:37)
Vonoiko izay mandeha ato
[img]http://img144.exs.cx/img144/3714/notcute5xi.jpg[/img]
:roll::roll::-D:-D...
tohiny
novalian'i pissoa ny 15/03/2006 12:54
Veloo
(
28/02/2006 14:32)
Allergie
Manomboka betsaka mihitsy ity allergie ity ka inona ry reto no mba fanafody natoraly azo ampiasaina, na inn no sakafo tsy tokony ho hanina?...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/04/2006 12:23
Bocassa
(
28/02/2006 14:29)
Barea en CAN 2008: nofinofy satria.......
Azo inoana ve fa handray anjara amin'ny CAN 2008 ny Barea de M/car?
Sarotra ihany ny handraisantsika anjara amin'izany CAN izany satria: tafiaraka vondrona amin'i Côte d'Ivoire isika. Marihina fa i...
tohiny
novalian'i jentilisa ny 06/03/2006 08:09
Fiffi
(
28/02/2006 14:18)
Fanampiana ny zazavavy kely
> "Nohon'ny fitahian'ny Tompo dia soa ihany fa misy itony fifandraisana itony. Mety
> ahagaga anao ny ahazo ity mailaka ity. tena mirakitra fahamarinana anefa izy ity
> :
> Manana ankizy kely ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/03/2006 20:39
maelys
(
28/02/2006 10:50)
karajia
refa mande ao am karajia zah de misy anireny le hoe publicite intempestives reny de tsy tafiditra ao tsony aho avy eo inn no antony ?...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/03/2006 07:10
hery
(
28/02/2006 10:07)
Aiza ny tantara sy ny sombin-tantara eto?
Ho an'ireo izay mametraka io fanontaniana io. Te hametraka tantara na sombin-tantara eto amin'ny serasera.org na koa te hamaky ireo tantara efa napetraky ny namana dia mandehana ao amin'ny tahiry.sera...
tohiny
novalian'i jentilisa ny 01/03/2006 12:50
