Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
cheboman
(
02/03/2006 22:09)
Madagascar - Les mystères de l'île rouge
ao @ France3, "faut pas rêver" , amin'ny alatsinainy 06 marsa izao 20h55, rediffusion ny alarobia 08 marsa @ 02h30
http://fautpasrever.france3.fr/fautpasrever_semainepro_detail.php3?id_article=144
...
tohiny
novalian'i Veloo ny 08/03/2006 18:21
Fiffi
(
02/03/2006 19:46)
Fitoriana Ray aman-dreny
Tena mba mampalahelo kosa aloha raha hoe ny ankizy , zanaka no mitory ny RAD eh! indrindra fa hoe raha vao nahazo 18 taona ilay ankizy dia maha-sahy mitory ny RAD , ao ny hoe tsy nahaloha ny fanampiam...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/03/2006 19:07
xxx
(
02/03/2006 18:26)
Andao isika hiditra xxx daholo
Andao hoe isika hiditra xxx daholo dia hanao faminanihana hoe iza ary aho ? Mety ve ianareo ? dia ho hitantsika eo hoe iza ary aho miteny io , dia raha tsy misy mahafantatra dia lazaina @ farany fa mb...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/03/2006 04:31
navalh
(
02/03/2006 16:24)
mbo vonjeo za!
za dia mitady doc na adress-na trano-kala misy ireto zvtr ireto::-D
-management et leadership
- gestion de projets
dia mba ampio anie za azafady e!azonao alefa @io solonanarana io na @ rranv...
tohiny
novalian'i rolland1000 ny 01/08/2006 10:23
xxx
(
02/03/2006 16:04)
mitady lay namana fahiny.
"na dia fohy aza ny fotoana niarahana ..." ilay tany Mahajanga, dia lasa any Diégo ianao avy teo!!raha ianao no mahita ity hafatra ity dia valio fa......
tohiny
novalian'i llalah ny 29/04/2006 06:23
lemenakely
(
02/03/2006 14:14)
ho anareo rehetra izay mitady coordonnés -na particulier
HO ANAREO REHETRA IZANY MITADY COORDONES TELEPHONIQUES NA PARTICULIER NA ENTREPRISE ANY DAGO DIA ITY NY SITE AHITANA IZANY
www.annumada.com
izay fa dia mino sy manantena fa mba manampy anreo e
bl...
tohiny
novalian'i lemenakely ny 02/03/2006 15:11
lapino
(
02/03/2006 12:47)
Fiarovana: ny faille-ntsika!!
Taorian\'ilay hoax nolazain\'i Fiffi, dia misy tetik\'asa sy vinavina iray hafahafa indray ao ohatra ny mampatahotra kely!
Noho izany dia mila mitandrina isika amin\'ity aterineto ity fa tsy ny [ur...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/03/2006 04:44
zandikely
(
02/03/2006 12:19)
Teny Gasy Vaovao ve ?
Tsy haiko intsony ny tena marina fa maro ireo izay manoratra aminy teny gasy mampiasa teny gasy vaovao, raha ny tena marina dia manolo ny taloha. Ireto misy ohatra vitsivitsy:
Mitonja :
Tsonjo :...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/06/2006 12:39
ravakamalala
(
02/03/2006 11:55)
NY LEHILAHY SY NY FANDRAISANA ANDRAIKITRA
Rehefa nandinika aho dia mahita fa amin ny ankapobeny ny lhl dia matahotra mandray andraikitra. Hany ka tsy sahy manapa-kevitra, tsy sahy misafidy fa miandry fotsiny eny, na manara-drenirano. Ny vehiv...
tohiny
novalian'i Ragadona ny 07/05/2006 05:57
kala
(
02/03/2006 11:10)
mila fanampiana we
Tao anatin'ny tokantrano: sahiran-tsaina @ fianaran-janany ity raim-pianankaviana iray.
Rainy : sao dia ampiako ary ianao anaka amin'ny fanaovana ny devoara - nao?
Zanany : an!an!an! misaotra ry...
tohiny
novalian'i Veloo ny 07/03/2006 18:27
nyzo
(
02/03/2006 11:07)
Voalaza fa nahazo loka
Izaho dia naharay e-mail tamin'ny herinandro lasa fa nahazo loka tamin'ny fisarihana iray izay natao tamin'ny 30 janvier 2006. Noheveriko ho sangisangy izy io tamin'ny voalohany nefa na izany aza dia ...
tohiny
novalian'i betty ny 03/03/2006 10:22
pili
(
02/03/2006 10:33)
mitady adresse ny tarika ZAY
hono:lol hono:lol: hoa sao d mba misy mahafantatra ny adresse mail ny tarika Zay kay,d afaka miditra fan club an-dry zareo ve na d ts any dago ary,mba valio ho an'zay mahalala é,manantena anareo é...
tohiny
novalian'i lemenakely ny 10/03/2006 13:50
xxx
(
02/03/2006 10:29)
tsindrona andanivoa ve raha olo-tinao zao no mpiodina?
manana olo-tiana, tena tiko, ary tsy mbola nisaraka, niodina le akamako, sady nieritreitra we tsy fantatro, de ohatry ny tsy mpiodina izy rehefa eo @ny za.
tena tsindrona ivoha, marary ahy mafy ny at...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 06/03/2006 13:50
pili
(
02/03/2006 10:27)
momban'ny tarika ZAY
K'aiza daolo an,ny tarika ZAY ve,no comment fotsn,ndrindra fa i Nary,bogosy b mints izy sady mlay b foana ny hira foroniny,mankasitraka tanteraka é,tohizo ny hira & mozika ry zareo fa masaka b ah.mpa...
tohiny
novalian'i iray ny 21/04/2006 08:49
poussye
(
02/03/2006 10:01)
ny fitiavana?
Fitiavana toy ny afo io sady mamelona no mandoro.
Ao anaty baiboly misy teny hoe ny fitiavana no lehibe indrindra, ilaina ny fitiavana fa ataovy arakaraky ny taona sy zavatra iainanao.
Ohatra raha m...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 06/03/2006 13:45
booboo
(
02/03/2006 09:58)
" intuition féminine "
Ahoana kay no ahafantarana hoe manana an'io ny vehivavy ? zà tô tsy manana angamba :roll: satria ny anà mila mandalina toe-javatra iraika zà vô afaka miteny oe zao angamba na zao ! ...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 24/05/2006 09:52
lali
(
02/03/2006 09:43)
fitiavana
tiako ny olon-tiako fa tsy hainy ny mampiseho fiavanati amiko izy koa anefa tsapako fa tia ahy za ko miankina be aminy ny fitiavako nohon' ny tsy fahampin-dray teo amiko kamboty ray mbola kely manko z...
tohiny
novalian'i tsimatimanota ny 26/05/2006 09:18
ravatorano
(
02/03/2006 09:34)
nanomboka omaly alarobian ny lavenona izany ny karemy
ho an ireo mpino kristianina katolika dia nanomboka omaly alarobian ny lavenona ny karemy ary haharitra efapolo andro moa izy io satria maiafara amin ny andron'ny Paka.
taloha dia fifadia-kena no nit...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/04/2006 06:01
lali
(
02/03/2006 09:28)
fitiavana
manana olon-tiana aho tiakobe izy fa ny bleme de izao izy tsy mahay mampiseho fitiavana amiko izao anefa tena mila fitiavana satria tsy mba niaina t@ fitiavan- dray zany aho dia miankina am...
tohiny
novalian'i Veloo ny 03/03/2006 15:40
Fiffi
(
02/03/2006 09:02)
Tsy maika ny fanaovana ny fifidianana
Tsy maika ny fanaovana ny fifidianana izay ho filohan'ny repoblika amin'ny taona ho avy, fa mila miroso amin'ny fitsapan-kevi-bahoaka aloha ny mpitondra ary hatsangana ny repoblika faha- efatra. Io no...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/03/2006 19:23
