Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ari.malala ( 07/03/2006 13:51)
faniriana farany
Narary mafy efa ho faty hono izany ty âsitera 1 d nampiantso an'i Rainivoanjo sy Radédé, d tonga ireo, d samy gaga we in ary no iantsoan'i pasitera antsika 2 lahy; d nankany @ tranon'i pasitera. T... tohiny
novalian'i Veloo ny 15/03/2006 16:52
diamondra27 ( 07/03/2006 13:19)
xxx hay ve
hay ve mahay xxx doly 'nareo nefa ny ahy tsy mety mihitsy... tohiny
novalian'i Veloo ny 16/03/2006 20:32
smileys ( 07/03/2006 12:48)
Fitiavana????
Rehefa tsy hita ny tiana, tsy maintsy tiana ny hita. Manaky sa tsy manaiky anareo?... tohiny
novalian'i fijo ny 17/03/2006 21:21
xxx ( 07/03/2006 12:37)
sarotra fantarina
Miankina @ tsirairay ihany fa mahaiza mananakina ny fiainana @ Atra.Ny fitiavana tsy kilalao mihintsy fa rehefa mba mitia dia ataovy @ fo fa tandremo fotsiny sao araraotin'ny hafa.Bonne chance... tohiny
novalian'i njrtinah ny 06/12/2006 19:46
jhouhlambout ( 07/03/2006 12:32)
bricolage
[img]http://www.humour.com/images/images/ongle_bricolage.jpg[/img]... tohiny
novalian'i Veloo ny 07/03/2006 16:47
sheran555 ( 07/03/2006 12:17)
Reportage RF3 momba an'ny Madagascar (06 mars 2006)
Ahoana indray ity reportage anachronique ataon'ny RF3 momba an'ny Madagasikara, mikasika an'iLalamby izy io, maneo ny la Réunion kely taloha (2001, kanefa izao 2006 izao vao alefa. Toa milaza fa toy ... tohiny
novalian'i sipagasy ny 18/03/2006 16:48
lalanirina ( 07/03/2006 10:58)
akama fahazaza
mba mitady an lay akamako fahazaza zay za sao mba misy mahalala azy,andriamampianina hantanirina no anarany fa eto france za zao ,gasy vo tonga e,... tohiny
novalian'i kiry ny 09/03/2006 07:00
pisou206 ( 07/03/2006 10:22)
mitady namana
salut daholo a Sao mba misy afaka manampy anay anie ianareo e.Filles de rues ny Ariane Tourism Institute Tamatave ihany. Mba mitady ny numéro phone na adresse mail -ny Rija Ratafika - lay bandy... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/03/2006 07:44
xxx ( 07/03/2006 07:59)
tsy misy tokony hahamenatra ilay émission FR3 omaly 06 mars
Amiko manokana dia tsy misy mahamenatra ilay reportage:" faut pas rever "izay tao @ FR3 omaly iny,raha ny amiko manokana.Ny antony, dia tsy vao izao no ahalàlàna fa mahantra ny gasy,mampalahelo toko... tohiny
novalian'i amleoui ny 09/05/2006 04:20
Fiffi ( 07/03/2006 05:12)
Ny lehilahy mikasin-tanana ny vehivavy
Indrify fa mbola misy mihintsy ny lehilahy mbola mikapoka , mameta-tahimena na mamomno na mampijaly ny vehivavy rehefa miady na mifamaly . Hery tsy mitovy anefa , kely sandry ny vehivavy , indrindra... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/04/2006 11:54
boubounezy ( 06/03/2006 21:16)
GASY MPANAO ODY GASY NEFA ATY FRANCE
:Dmaninn ny gasy efa aty ampita na @ tany étranger hafa mbola manao ody gasy iany:?:ekeko fa tsika gasy dé annimistes nefa matonga saina iany satry na gasy manampahaizana be reny aza dia manao ireny... tohiny
boubounezy ( 06/03/2006 21:11)
GASY MPANAO ODY ATY FRANCE
:lol:aona ny fijerinareo ny gasy mpilalao ody eto france na @ tany ampitandranomasina:roll::roll::roll: marina fa annimistes tsika gasy nefa ve dé mbola tonga aty zany fomba izany:?::?::?::twisted:... tohiny
novalian'i verbeeck ny 06/05/2006 13:19
boubounezy ( 06/03/2006 21:08)
gasy mpilalao ody nefa aty andafy
:roll:aona ny fijrinareo ny gasy efa tonga aty ampita mbola milalao doy gasy iany:twisted::?::?::?:... tohiny
hery ( 06/03/2006 20:24)
Blaogy.com misy tahirintsary
Ny blaogy.com dia toerana ahafahan'ny tsirairay eto amin'ny serasera.org manamboatra ny blaoginy. Anisan'ny mampiavaka ny blaogy.com ny fahafahan'ny tsirairay ihany koa manamboatra tahirintsary. http... tohiny
novalian'i pissoa ny 09/03/2006 05:32
aristar ( 06/03/2006 17:14)
AJAX
Ho an'ireo izay te-hianatra ny AJAX dia ity misy solution haingana hianaran'aza sady gratuit (Community Edition) raha tsy commercial na institutionnel ilay site hamboarin'aminy. http://www.backbase.c... tohiny
novalian'i aristar ny 08/03/2006 16:59
rasah ( 06/03/2006 16:44)
bizutage
ny école no tena manaraka io "fomba" io raha @ sehatrin'ny fampianarana.ambara fa mba hisin'ny "intégration"-n'ireo mpianatra vao2 no antony. tsikaritra anefa fa la zary fanambaniana sy maherisetra ... tohiny
novalian'i toovs ny 08/06/2006 16:32
voromailala ( 06/03/2006 15:37)
IFG Version 3.0
Novoaka ankehitriny ny laharana adian'ny fahatelo ny tranonkala IFG. Koa manasa anareo hitsidika an'izany.Araka ny efa voalazan'i Hery moa dia ny mpikambana serasera dia afaka mampiasa ny kaontiny am... tohiny
novalian'i hery ny 08/03/2006 07:13
nolalaina ( 06/03/2006 15:25)
Ti - Tan 2
Tairo ndray bedada an!! apidiro ndray éé!! :wink:... tohiny
xxx ( 06/03/2006 15:22)
Diso tsipelina
Naky ny page d'accueil n'ny site radio vazogasy ny tenako, ary gaga nahita ireo fautes d'orthographes ataon'ireo namana sasany @ dokam-barotra. Tsy hoe te hanakiana be fotsiny akory ny tenako fa mba m... tohiny
novalian'i Veloo ny 06/03/2006 20:28
xxx ( 06/03/2006 14:35)
kilalao ve
ny fitiavana?(l)... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.5079