IFG Version 3.0

1. voromailala ( 06/03/2006 15:37)
Novoaka ankehitriny ny laharana adian'ny fahatelo ny tranonkala IFG.
Koa manasa anareo hitsidika an'izany.Araka ny efa voalazan'i Hery moa dia ny mpikambana serasera dia afaka mampiasa ny kaontiny amin'io tranonkala io.

mazotoa ary mitsidika
IFG V3.0
répondu par hery le 08/03/2006 07:13
2. sipagasy ( 06/03/2006 19:58)
ary raoviana indray ianao no ho hita e! ela izany annn mmhhhh
3. xxx ( 07/03/2006 09:05)
Kay ve tranokala IFG é?? neveriko oé IVG :oops: taitra za oé hay misy tranokala kou reny?? hihihihi
4. jentilisa ( 07/03/2006 10:02)
iza ary io mody miafina io?
5. lapino ( 07/03/2006 11:18)
:-D:-D:-D
6. pissoa ( 07/03/2006 15:11)
:oops::oops::-D:-D:-D:-D
7. hery ( 08/03/2006 07:13)
xxx> Ny IVG koa misy site kah :-) ? http://www.doctissimo.fr/html/sante/mag_2000/mag1215/dossier/sa_3400_ivg_niv2.htm :-)

-------------------------

Isaorana be dia be aloha ry zareo ao amin'ny IFG amin'ny fikarakarana io site infogasy.net io. Raha izao no mitohy dia mba hahita rirany @ informatika daholo ny Malagasy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0782