Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
jentilisa ( 10/03/2006 06:33)
pasitera fjkm "naminany"
Tsy hoe pasitra tsy dia fantatra fa ny filohan'ny fjkm teo aloha mihitsy ity naminany ity. Hitanareo moa ity eny an-dalana rehefa mahita lohatenin-gazety dia tsy tsaroana mbamin'ny gazety namoaka azy ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/03/2006 11:13
Fiffi ( 10/03/2006 05:36)
RADO
RADO , poeta feno sy manan'amby: karazan-tononkalo maro no voasora-dRado.Sehatra tsy voafetra no hianahan'izany.Fo , saina , vatana , fanahy tsy voaisa no iantefany.Tsy nahitana trangan-javatra navaha... tohiny
novalian'i ponita ny 28/03/2006 08:33
bichette ( 10/03/2006 04:34)
hivavaka ho an'ny taniko aho ... (tohiny)
Miarahaba ny tsirairay Misy fiarahana mivavaka ho an'ny tanindrazana inty, averiko eto ilay izy satria efa lohateny efa elaela ihany kanefa mbola mitohy foana http://serasera.org/forum/?rub=dini... tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/03/2006 15:54
Herimiafina ( 09/03/2006 16:22)
Fitaovana mamaky heritreritra.
Ilaina ny antsoina hoe reflexe eo amin'ny fitondrana fiara indraindray, avy amin'ny fahazarana no mety hahitana izany. Ny zava-mitranga mantsy dia rehefa misy obstacle tampoka eny an-dalana eny dia... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/03/2006 19:35
Herimiafina ( 09/03/2006 16:01)
Tsy harena ny ressource rehefa tsy hay trandrahana.
Tsy azo raisina toa ny harena mihintsy ny karazana ressource maro hananan'ny firenena iray rehefa tsy manana ny enti-manana hitrandrahana azy izy na tsy afaka mikasintanana izany. Toa ny hoe misy v... tohiny
novalian'i xxx ny 14/03/2006 17:35
soleil ( 09/03/2006 15:31)
MITADY VAHAOLANA SY TOROHEVITRA
Manan-janaka mianadahy aho , ary mitaiza irery ny ankizy efa ho taona maro ihany izay mihamitombo ny taonan'ny ankizy ary miha(mitombo toy izany koa ny adin-tsaina rehetra manoloana ny fianarana... tohiny
voalohany ( 09/03/2006 13:51)
Ahoana ny procédure divorce atao raha ity cas iray ity...
Mangataka ny hevitr'areo rehetra. Izao no zavamisy : - Misy zavavavy irany ataontsika hoe Law nanambady, ara-dalàna,lehilahy atao hoe Lord. Tsy niteraka io lehilahy io.Ka nitady fomba ahazoana zaza ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/03/2006 21:36
voalohany ( 09/03/2006 13:44)
Tazo Toamasina (araka ny fijerina dokotera iray)
Valan’aretina tazo eto toamasina Toy izao ny fomba fisehoany tamin’ireo olona tratran’io aretina io izay hita araka ny fizahanan atao (consultations) sy ny fitantarana nataon’izy ireo : 1°... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/05/2006 15:34
hery ( 09/03/2006 11:48)
Tsy tao amin'ny Karajia
Tao amin'ny karajia-n'ny serasera... Rehefa miditra ao ianao http://chat.serasera.org ka mitady olona efa nandalo dia manao hoe !seen dia valiany hoe oviana no tao farany. Dia nataoko hoe !seen Andr... tohiny
novalian'i Veloo ny 15/03/2006 01:22
xxx ( 09/03/2006 10:28)
fa misy ve no nateraka hijaly eh !!!!!!!!
salut daholo ny namana rehetra e izaho reto mba misy zavatra ho tantaraiko anareo rehtra mandalo eto a, misy namako iray izay tena mampalahelo ahy mihintsy ary tena tsy hitako intsony izay atao azy k... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/04/2006 10:30
lemenakely ( 09/03/2006 09:39)
i MAX RATSIMANDISA ve mbola any !!!!
hono ho aho i MAX RATSIMANDISA ve mbola any ilay mpanao gazety mampihomehy iny ?le manao hoe: Miarahaba anaooo presidant ,manao ahoana aloha e !!!ahoana ity resaka banque modiale ity...aiza ny voanda... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/03/2006 05:22
hery ( 09/03/2006 09:38)
Faut pas rever FR3 - Fanambaràn'ny Ambasadaoro Malagasy
Nandefa fanambarana ho an'ny lehiben'ny France 3 Andriamatoa Jean-Pierre Razafy-Andriamihaingo, Ambasadaoro Malagasy ao Frantsa, mikasika indrindra iny Fandaharana "Faut pas r^ever" izay nalefa tao am... tohiny
novalian'i frandria ny 27/03/2006 22:45
Fiffi ( 09/03/2006 09:36)
FAHANTRANA ARA-BATANA SY ARA-TSAINA :
FAHANTRANA ARA-BATANA SY ARA-TSAINA : andro tsy niasana nefa nandraisan-karama ny andro omaly 08 marsa 2006 , ho an'ny vehivavy rehetra.Noho ny fisian'ireo fitaovan-tserasera marobe sy fampiasana azy ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/03/2006 18:27
rasah ( 09/03/2006 09:12)
mbola sac plastique ihany
voamarina izao fa isan'ny mpandoto ny tontolo iainana ny sachet ireny.raha tsy voahodina mantsy izy ireny dia maharitra am-jato taona mihitsy vao potika, eto madagasikara anefa mbola vitsy ny orinasa ... tohiny
novalian'i cutie ny 17/05/2006 20:42
rasah ( 09/03/2006 09:05)
resy COSFA
toa resy in-2 mientoana indray ny solon-tenantsika @ coupe d'afrique des clubs champions @ volley.midika izany fa mbola ambany ny "niveau"-tsika eo @ sehatra afrikana ?... tohiny
novalian'i Roch ny 13/05/2006 18:46
Angie ( 09/03/2006 08:27)
galette de riz
Sao mba misy afaka manazava ahy hoe ahoana no fampiasana ireny galette de riz efa vita hoe hanaovana nem ireny? tena fanina aho fa lay izy mafy be ne fa mora vaky ka tsy haiko na lemana kely na atao a... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/04/2006 05:58
hery ( 09/03/2006 08:14)
blaogy.com fampidirana lahatsoratra nahitsy
Nisy olana kely ny fampidirana lahatsoratra ao amin'ny blaogy.com rehefa mampiasa Internet Explorer (Tsy hita ny bokotra fanovana ny endri-tsoratra). Efa nahitsy izany amin'izao fotoana izao. Azonao a... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/03/2006 05:05
xxx ( 09/03/2006 08:13)
mbola mitady ilay namana fahiny ihany e!
Tsy mbola afapo tamin'ireo valinteny izahay, ka indro hamafisinay ilay antso. Raha ianao ilay namanay tao CTM ka lasa niasa any Diego: dia mba homeo ny adresse hafahana manoratra ho anao izahay! mis... tohiny
hery ( 09/03/2006 07:04)
Tetikasa baiboly 2615/7948
Mandeha mangingina ao ihany ny tetikasa baiboly eto amin'ny serasera. Amin'izao fotoana izao dia vita ny 2615 amin'ny andininy 7948 ao amin'ny Testamenta Vaovao. Ny mpandray anjara mavitrika aloha hat... tohiny
novalian'i jentilisa ny 21/03/2006 05:00
lapino ( 08/03/2006 21:21)
Esy aho e ry fitoviana e! ;-)
Nigrevy hono ny vehivavy mba ho afaka manao pataloha ohatra ny lehilahy, ary misy bragety. Asa na efa firy taona izay no azo io notakiana io, fa mbola ny lehilahy irery foana no mipipy mitsangana! :-w... tohiny
novalian'i xxx ny 31/05/2006 08:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.1743