Tsy tao amin'ny Karajia

1. hery ( 09/03/2006 11:48)
Tao amin'ny karajia-n'ny serasera... Rehefa miditra ao ianao http://chat.serasera.org ka mitady olona efa nandalo dia manao hoe !seen dia valiany hoe oviana no tao farany.
Dia nataoko hoe
!seen Andriamanitra
Dia novaliany hoe
(13:51:19) BotStats02: (notice) Andriamanitra? hmm... j'essaye de me rappeller... ben euh... je suis pas sur... non. Je ne me souviens pas avoir vu Andriamanitra.
novalian'i Veloo ny 15/03/2006 01:22
2. ari.malala ( 09/03/2006 11:54)
:-D:-D:-D robot intelligent ko zany :-D:-D
3. mamzelkely ( 09/03/2006 11:59)
:-D:-D marina kosa zany ko :-D:-D
4. ravakamalala ( 09/03/2006 12:56)
:-D:-D:-D
5. pissoa ( 09/03/2006 13:19)
=))=))
6. Fiffi ( 09/03/2006 14:22)
tsara kosa izany an! andraso hoe mba handalo kely any @ manaraka!
7. Veloo ( 09/03/2006 21:09)
:-w:-w
8. dadabe ( 10/03/2006 02:41)
9. Fiffi ( 10/03/2006 04:59)
Veloo: fa ahoana akia ? 8O
10. pissoa ( 10/03/2006 05:38)
Angamba hitan'i Veloo :roll::roll:
11. bozimanga ( 10/03/2006 08:24)
=))=))=))=))=))=))=))=))
12. dadabe ( 10/03/2006 08:31)
humm tapatsinay bozimanga le =))=))=))=)):@
13. Veloo ( 10/03/2006 17:19)
pissoa ny inn aky?
14. pissoa ( 10/03/2006 17:32)
K'efa we Andriamanitra kou
15. Veloo ( 10/03/2006 17:33)
oooooooooooooooo hay ve e :-D:-D
an3 ka
16. Fiffi ( 10/03/2006 19:28)
pissoa : ny .......... ?
17. sasa ( 11/03/2006 04:38)
=))=))=))=))=))=))=))=)) Hery kou tena mahita mintsy
18. dadabe ( 11/03/2006 04:47)
io ko fa tapatsinay i ssasa :°)
19. sasa ( 11/03/2006 05:01)
dadabe d maninona nefa? kou mampmé kou:-D:-D
20. pissoa ( 11/03/2006 06:07)
Fiffi, tsy azoko :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5287