Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Tiana1 ( 14/03/2006 07:20)
M/kara ao @ FR3
Ho an'ireo nijery FR3 momban'i M/kara : http://www.sobika.com/fich_news/v2/news_721.htm Miandry ny hevitrareo Mazotoa daholo... tohiny
novalian'i johnny ny 01/06/2006 08:04
xxx ( 14/03/2006 07:03)
Mpiangaly R&B sy Saola
Ny amerikana aloha hatramin'izao no mpiangaly fatratra an'izy ity. efa manomboka tsikelikely ny boay kely gasy toa an'i Marion ohatra de nedala hita ihany fa efa misongadina, ny tena olana kely hoy i... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/03/2006 06:46
beza ( 14/03/2006 06:46)
TAKARIVA AMOROM-PATANA
Miarahaba Ny fikambanana Nama dia faly manolotra anao "TAKARIVA AMOROM-PATANA" [url]http://www.faniloradio.com/nama.htm[/url] ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/04/2006 06:45
beza ( 14/03/2006 06:43)
TAKARIVA AMOROM-PATANA
Miarahaba Faly manolotra anao ny TAKARIVA AMOROM-PATANA Lanonana sy firahana samy malagasy [url]http://www.faniloradio.com/nama.htm[/url]... tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/03/2006 06:13
xxx ( 14/03/2006 02:16)
hanana 4L daholo ny malagasy?
[quote=Ravalomanana]"Nous pouvons atteindre le taux de croissance de 10% à condition que la Banque mondiale tienne ses promesses [i]et que chacun respecte son engagement en tant que responsable et ho... tohiny
novalian'i fitaka ny 29/03/2006 16:01
pissoa ( 13/03/2006 19:12)
Mitady hafatra
Mety ve raha asiana toy ny hoe [b]Asehoy ny hafatra avy amin'i ...[/b] ao amin'ny hafatra voaray. Toy ny ao amin'ny hafatra lasa misy hoe [b]Asehoy ny hafatra ho an'i : ...[/b] Misaotra o... tohiny
novalian'i pissoa ny 14/03/2006 13:36
kala ( 13/03/2006 17:41)
hafa kely
Niresaka reto mpinamana roalahy (mbola tao amin'ny bar ihany fa tsy mbola nody - efa hody) - =(( tena tsy milay mihitsy leitsy ny fiainako zay tato hoa ato :evil: - f'ahoana leitia nefamba mpinama... tohiny
novalian'i Veloo ny 15/03/2006 16:35
kala ( 13/03/2006 17:20)
ratsy..... ka malai-mody
Asa raha efa teto ity fa arosoko ihany . Tao amin'ny bar ity kôfa iray. Mikômandy labiera. de misotro.Mijery ao am-paosiny.:-w Mikômandy ndray. Migoka. Mijery ao am-paosy.:-w Mikômandy ndr... tohiny
novalian'i Veloo ny 15/03/2006 16:36
kala ( 13/03/2006 17:03)
nikônfesy sa naka soupapa
Nandeha nikônfesy ity zatovolahy iray. - tena nanota zà mompera:-w - nanota tamin'iza anaka? - tsy azoko tenenina anao fa tena fahotana mahafaty:evil: - afaka manampy anao aho ry zanako. nanota ... tohiny
novalian'i Veloo ny 15/03/2006 16:37
Herimiafina ( 13/03/2006 15:40)
Volks Wagen Concept A
Ahoana indray ity e? 8) [url]http://www.volkswagen.fr/evenements/actualite/actu1index.html[/url]... tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/03/2006 05:41
kala ( 13/03/2006 15:26)
pilôty kely aina
Nandritry ny dia iray mampitohy kôntinanta roa no niseho ny tantara. Mpandeha iray mipetraka eo akaikin'irony varavarankelin'ny fiaramanidina irony no nikiakiaka mafy nahita fa misy mirehitra ny f... tohiny
novalian'i kala ny 22/03/2006 06:08
kala ( 13/03/2006 14:32)
hakingan-tsainan'ny masera
Lehiben'ny masera : Hono hoa ry maserakely, raha tratran'ny lehilahy iray :evil: mikasa hanolana anao eny an-dalana ianao dia inona no hataonao? maserakely : ntsss! tsotra fotsiny, esoriko ny akanj... tohiny
novalian'i Veloo ny 15/03/2006 16:38
kala ( 13/03/2006 14:25)
PMU
Tafaraka reto mpiakama roalahy Matikambo sy Bezesta tao amin'irony trano fisotroana irony: Matikambo : Zà leitia mba te-hanao PMU nefa tsisy fantatro ny momba ny soavaly 8O Bezesta : shhhhh! tsy ol... tohiny
novalian'i kala ny 22/03/2006 06:04
hery ( 13/03/2006 14:07)
Hira tsy fantatra ny mpihira azy
Misy tononkira vitsivitsy nampidirina tao amin'ny tononkira.serasera.org kanefa tsy fantatra ny mpihira azy. Sao dia afaka manampy ianareo hoe iza daholo no mihira an'ireto hira ireto? http://tononk... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/04/2006 05:58
kala ( 13/03/2006 14:02)
aniversera
Hoy ity vehivavy iray tamin'ny vadiny : - Chéri a, efa mba nieritreritra ny momba ny aniverseran'ny mariazintsika?:* - Edrey, ianao ve ahoana ê! Hoentiko any amin'ny toerana mbola tsy nalehanao ia... tohiny
novalian'i kala ny 21/03/2006 06:44
rapala ( 13/03/2006 13:58)
Mitady hira sy tononkira
Misy hira izay tena tiako be mihintsy fa tsy fantatro ny mpihira aza, toy izao no fandehany: "teto izahay no nanao ny fanekena, vita tamin'ny fo madio fa tsy noterena, teo ihany koa....... tsy ratsy... tohiny
novalian'i Veloo ny 15/03/2006 16:40
harilova ( 13/03/2006 13:10)
atao ahona ny mitia???
Mba manontany anareo aho, nahona ny zokiolona no tsy mampianatra mihitsy ny lesona azony tany ho any rehefa mananatra anay tanora tsy "hivarilavo" amin'ny fitiavana? Toa tsy sahy milaza akory hoe "iza... tohiny
novalian'i harilova ny 01/05/2006 17:47
hery ( 13/03/2006 12:06)
Blaogy mavitrika
Efa miha mavitrika tsikelikely ny namana mampiasa ny blaogy.com. Raha toa ka mahaliana anareo ny blaogy mavitrika hatramin'izao dia ireto ambany ireto. Ny tohiny moa dia hohitanareo ao amin'ny blaogy... tohiny
soasoafy ( 13/03/2006 07:51)
Mba mangataka toro-hevitra
Zokiko amamntaonany maromaro ny ol miaraka amiko,vao tsy ampy 2 mois no niarahanay,mihaona in-2/semeine zahay,hatr@'ny niarahanay de in-3 zahay no nifanoroka,ary refa @ andro maizina ihany anefa,gaga ... tohiny
novalian'i kala ny 18/03/2006 08:30
lal ( 13/03/2006 07:49)
SOLUTIONS EN INFORMATIQUES
ANTSOY NY TEL 0 33 12 181 60 RAHA MILA FANAMPIANA AMIN'NY INFORMATIQUE NA HIVIDY MATERIELS INFORMATIQUES SY HANAO INSTALLATION RESEAU... tohiny
novalian'i rasera ny 19/03/2006 21:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8674